Teny sinoa

1. LazaDaddy ( 15/07/2008 23:36)
Misy mahay miteny Sinoa ve eto ifanakalozana?
Tena mila sofina kinga mihitsy io teny iray io fa tsindrim-peo fotsiny dia manova dikan-teny maro. Ohatra ny "ma" izao misy dikany 4 arakaraka ny tsindrim-peo anononana azy.

Ny tsikaritro koa dia izao; ny dikan'ny hoe "Teratany Amerikanina" amin'ny teny Sinoa dia somary maneno toy ny hoe "instant noodles" (MI GORENG) =))
novalian'i cutie ny 17/07/2008 18:21
2. cutie ( 15/07/2008 23:47)
tsy mampiraika ahy ny teny sinoa :-D
3. dadabe ( 16/07/2008 02:16)
io njay cutie :D tsy mahay njay izy d mody milaza oe tsy mampiraika ahy :( :(

lazadady : sao dia mba hoe "MEI GUO REN" ?? MEI =tsara , GUO = firenena REN = vahoaka :x misy karazany 56 any ho any ny teny sinoa mandarin,cantonnais, .....fa ny teny ofisialy dia "mandarin " raha io farany io angamba dia mety ho possible hisy haiko kely ihany fa lazao izay tian'i Laza holazaina dia adikako @ teny sinoa e :D :D
4. LazaDaddy ( 16/07/2008 02:58)
Dadabe> ie fantatro io MEI GUO REN io fa somary mitovy faneno @ hoe "mi goreng" no nampihomehy ahy hoe ny be kintana zany toy ny "instant noodles". haha

Mbola vao garabola ry Dadabe a, mbola vao vitsivitsy ihany no hay. Sady tsy mahay manoratra fa miteny fotsiny :). Mety ho diso fanoratra ireto fa mba ahitsio an :wink:

Wo ai cutie. :-D
Wo huei shwa Puthonghwa
Wo shwa da bu hao!
Ni shh mei guo ren ma?


haha! Tsy haiko ny manoratra e. lol
5. Koditra ( 16/07/2008 04:45)
Ny ahy zao riz cantonnais no mba haiko. Teny sinoa ve zany ry LD ? =))
6. tsimati ( 16/07/2008 05:17)
Bu shr, wo shr Ma Guo Ren.
lazaDaddi bu shr Zhong guo Ren.
:-D :-D :-D
I lazDaddi efa tao Singapore no nahitany an'io Mi Goreng io ary izay no mampiomehy azy. Tena misy ary Sakafo io fa tsy hoe teny diso. Malaysia, Indonesia, Singapore, Thailand ahitana Me Goreng sy Nasi Goreng. :-D :-D :-D
7. LazaDaddy ( 16/07/2008 05:37)
tsimati> nasi goreng = Allemands? Nazi Guo Ren =)) =))

Tsimati angaha tsy tia Nasi Lemak?
8. tsimati ( 16/07/2008 07:53)
ka resaka Sinoa no ampidirinao dia tsy afaka hamadika aho fa ianao no mitarika ahy izao an.
Vary no dikan'ny Nasi. Nasi Lemak dia vary misy voanjo, vily lava, atody, kari, sns. hanina isan'andro sahalan'ny vary aminana io ra-lazaDaddi e. Tandremo fa sao lazaina izaho indray no lazainao mamadika resaka eo. Resaka teny Sinoa izao fa tsy Basaha, lelaki ini.
9. cutie ( 16/07/2008 13:45)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 16-07-2008 04:16:16
Lohateny : Re : Teny sinoa
io njay cutie tsy mahay njay izy d mody milaza oe tsy mampiraika ahy

hita fa sady tsy mahay no tsy te hiraika :-D :-D :-D :-D :-D
za tokoa nanana namana gasy any Chine zay fa refa miresaka zahay de asaoko miteny sinoa foana izy :-D :-D :-D :-D :-D
10. LazaDaddy ( 16/07/2008 23:37)
Cutie> Jesus ai ni :)
11. cutie ( 17/07/2008 15:30)
laza
mba adikao we ty fa za tsy mahay teny sinoa :-D
http://www.youtube.com/watch?v=dVi1McQT2_Y&feature=related
12. LazaDaddy ( 17/07/2008 16:00)
cutie> isika mianadahy hono mpanala azy fotsiny =))
13. cutie ( 17/07/2008 16:05)
zany ve no dikan'le izy ao e :-D
14. cutie ( 17/07/2008 18:21)
Cutie> Jesus ai ni

yesu Ai Ni :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0652