Ahoana ny fihetsem-ponao?

21. tsimati ( 15/07/2008 05:07)
Manja daholo ny sarinareo zany an. Ry ra-tsimpona tena fatratra mihintsy. Rariny kosa raha mitsimpona ary tsy sahalan'io raha-tsy nitsompona. Ok LazaDaddy :-D
22. cutie ( 15/07/2008 13:53)
: LazaDaddy [ Valio ] 15-07-2008 01:21:38
Lohateny : Ahoana ny fihetsem-ponao?
Ny Kristianina dia manambara ny finoany fa "Ho avy hitsara ny velona sy ny maty" i Jesosy. Ka ho anareo Kristianina ary, ahoana ny fihetsem-ponareo rehefa mandinika an'io hoe ho avy hitsara izy? Sady izy koa toa niteny hoe "ho avy faingana aho

tsy mino an'zany ny aty :-D :-D :-D :-D
23. rakaroka ( 15/07/2008 15:57)
Ka ny ahy, ny tsipona inoako :-w :-w :-w lé wé:
"Avia ifandahatra"hoy i J. Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo dia hodioviko tahaka ny oram-panala". Dia ilay hoe "tsy isain'i J ho helony!
Heu...Izy aloha tsy mitsara vilana , na miangatra, fa 'lay fitsarana toa tsy natao
:^) :^) :^) :{ :{ :{ :{ knou! :wink:
24. ni81 ( 15/07/2008 17:28)
Ny Kristianina dia manambara ny finoany fa "Ho avy hitsara ny velona sy ny maty" i Jesosy. Ka ho anareo Kristianina ary, ahoana ny fihetsem-ponareo rehefa mandinika an'io hoe ho avy hitsara izy? Sady izy koa toa niteny hoe "ho avy faingana aho".
Miezaka ny hanao ny tsara isan'andro (na dia tsy misy olombelona tanteraka aza eto an-tany) hiatrika ny fitsarana, satria tsy misy ho afa-miala amin'izany ny tsirairay.
25. fijo ( 15/07/2008 20:44)
le izy hoavy aloha,soa aho fa tsy mino sy tsy minadry izany e.efa niantomboka tamin'ny fahavelony no nilazany fa hoavy izy,toa mbola nofinofy le hoavy ko
26. cutie ( 15/07/2008 22:54)
fijo
itovizana :wink:
27. rakapy ( 16/07/2008 03:53)
Ka na ho avy aza moa izy! inona moa no tokony atahorana azy? Ny mpanao ratsy sy ny mpiatsara-velatsihy ihany anie no matahotra. Any ka lasa manao toy ireo ankizy madinika any an-tsekoly hoe any Mr Le Direktera fa samia manokatra ny cahier-ny daholo dia mody mamaky sao dia mahazo punitions eo raha tratrany :-D :-D :-D Ny tsy finoana dia tsy fahotana. Aleo tsy mino toy izay mi-forcer tena hiino.
28. bichette ( 16/07/2008 06:39)
Ny ahy zaràko aza Izy avy faingana mba hitoerako eo anilany haingana any an-danitra :D
29. ni81 ( 16/07/2008 06:50)
Ka na ho avy aza moa izy! inona moa no tokony atahorana azy?
Tsy tokony hampahatahotra ny fiaviany, ary tena tokony ho faly tokoa, fa saingy mametraka fanontaniana ihany ny kristiana hoe: mba efa manao ahoana ny teo-panahiko? Efa mba mivoatra ve aho sa dia olona hikoizana @ haratsiana sns... Anjaran'ny tsirairay no mandini-tena.
30. tsimati ( 16/07/2008 08:05)
Novaina daholo indray ireo sary manja ary mazana mihintsy isiaka gasy aloha e. Mahamay izay mametraka tena izy any aoriana. Hahahaha. Tsy hifampatokisana mihintsy.
Marobe no maniry hitoetra eo anilany ka asa na ampy ny toerana na iza no tnga aloha eo anilany akaiky. Mety mifanosika sa mandeha sy mifandimby :-D :-D :-D . Azafady fa sangy io an :-D :-D :-D
31. prime ( 16/07/2008 09:02)
bichette,ni81> Itoviako hevitra tanteraka... :)
32. cutie ( 16/07/2008 13:50)
. Mpandefa : rakapy [ Valio ] 16-07-2008 05:53:56
Lohateny : Re : Ahoana ny fihetsem-ponao?
Ka na ho avy aza moa izy! inona moa no tokony atahorana azy? Ny mpanao ratsy sy ny mpiatsara-velatsihy ihany anie no matahotra. Any ka lasa manao toy ireo ankizy madinika any an-tsekoly hoe any Mr Le Direktera fa samia manokatra ny cahier-ny daholo dia mody mamaky sao dia mahazo punitions eo raha tratrany Ny tsy finoana dia tsy fahotana. Aleo tsy mino toy izay mi-forcer tena hiino.
:-D :-D :-D :-D :-D
33. fijo ( 17/07/2008 20:12)
bibi sy prime an,efa sura ngaha inareo midahy fa hoeo ankaikiny?????

cutie an,aza entina aty wa sakakely.
34. Rasiligaoma ( 18/07/2008 02:13)
Ka na ho avy aza moa izy! inona moa no tokony atahorana azy? Ny mpanao ratsy sy ny mpiatsara-velatsihy ihany anie no matahotra. Any ka lasa manao toy ireo ankizy madinika any an-tsekoly hoe any Mr Le Direktera fa samia manokatra ny cahier-ny daholo dia mody mamaky sao dia mahazo punitions eo raha tratrany Ny tsy finoana dia tsy fahotana. Aleo tsy mino toy izay mi-forcer tena hiino.

ka izay le tanjon'ny sasany..
ho avy ny pata fa modia mikandra daholo!
izay tsy mikandra voaroaka!
35. fijo ( 18/07/2008 21:03)
io le tsy mianatra raha tsy akaiky exam
36. cutie ( 18/07/2008 21:15)
fijo fa manin no tsy azo entina ny sakakely :wink:
37. fijo ( 18/07/2008 21:16)
manjary mampa te hanafosafo
38. cutie ( 18/07/2008 21:24)
voarangotra eo fa :-D
39. fijo ( 18/07/2008 21:30)
hay lasa piso koa?
40. cutie ( 18/07/2008 21:31)
lay piso hafa ka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0575