Tratran'ilay soloky, inona no atao?

21. Bouboul2 ( 09/08/2008 08:30)
Tsy misy inina azonao ataoa afaka ny hoe makany any amin ny CNIL d manontany ny avin le site sy le ola d ary repéréna le ola ary farany manao action en justice any le ola

Honorable Correspondant,

A l’occasion de l’expansion de ses activités Commerciales et Marketing , l'Etablissement financier dénommé ELITE FINANCE Sis à Abidjan Côte d'Ivoire a organisé une Tombola en faveur de toute personne physique ou morale résidant ou non en Côte d’Ivoire et possédant une adresse électronique.

Pour cette tombola organisée les prix étaient les suivants :

- Ier Prix : Une Villa SIPIM située à Abidjan d’une valeur de 82.500 €

- 2è Prix : une somme de 72.500 €

- 3è Prix : une somme de 62.500 €

- 4è Prix : une somme de 52.500 €

- 5è Prix : une somme de 42.500 €

- 6è Prix : une somme de 32.500 € et plusieurs autres lot intermédiaires etc...


A l’issu de cette Tombola, votre adresse Email a été tirée au sort et vous désignant comme l’heureux gagnant du 3è prix représentant la somme de Soixante deux mille cinq cent (62.500 €) EURO. Il s’agit d’un gain fiable et il n’y aucun doute à vous faire à ce sujet.

En conséquence, nous vous demandons de bien vouloir lui envoyer de toute urgence un message de confirmation de votre code CB:
Code CB / 00701212708-06
Ainsi que votre nom et prénoms et adresse précise pour vous donner la procédure de retrait de votre gain.
Nous vous recommandons la discrétion et ne divulguez pas votre code gagnant de façon à nous éviter des situations avec plusieurs gagnants ayant le même Code. Soyez vraiment discret à l’égard des tiers jusqu’à la remise de votre gain.

Notre Institution vous adresse ses vives félicitations pour ce gain.

Jean Claude EMILE
Directeur du Service commercial
Cordialement.

[/quote]


22. piozila ( 14/08/2008 12:33)
Tandremo fa tsy cote d’ivoire sy nigeria intsony izao fa efa UE indray. Izaho koa dia nahazo ilay Bank Of Africa, dia tonga dia nomeko maina hoe : mpisandoka ianao fa nanontany olona tao amin’ny BOA aho fa tsy misy anizan’izany ao(effectivement nanontany olona fantatro tany amin’ny BOA aho), ka noho izany hoya ho dia miomana ianao fa hanao poursuite aho fa mpisoloky ianao. Taorianan’iny ny nahagaga ahy dia tsy nisy olona na adiresy avy any Afrique intsony nandefa tamiko nandritra ny herinandro vitsivitsy . Fa amin’izao indray dia Coca-cola France sy Peugeotcitroen indray no entiny misandoka, fa ny teneur mitovitovy foana. Nahazo an’izao sy izao ianao ka mila mandefa vola handefasana ilay izyetc.... Ohatra fotsiny hoe tao amin’ny peugéot(sandoka), nilaza fa nahazo peugéot 809 hono aho. Lainga io. Ny mahagaga dia betsaka ny olona mijabaka nefa tena tsy lojika ilay izy. Volabe antapitrisany maro ve no ho azy dia tsy hahita vola kely hikarakarana azy izy any fa hangataka etsy sy eroa?
Tsy mba misy hevitra mihintsy ve hamaizana une bonne fois ireo olona mpisandoka ireo?
23. Herimiafina ( 15/08/2008 01:31)
Zava-nisy tany Canada tany fahiny no tiako tantaraina.
Nisy olona tany Colombie Britanika tany nahazo mailaka scam mitovy amin'ireny, izay nilaza taminy hoe misy vola izao millions aty maty tamin'ny ady ny tompony ka tsy hita izay andefasana azy, ka raha manaiky dia omena 20% amin'izy io, dia namaly ary nanome ny nomerao kaonty any amin'ny banky ny anarana ny adiresy sy ny mombamomba azy rehetra.
Avy eo niantso tel mihintsy ilay olona mody nilaza hoe misy olana ny fandefasana ilay vola fa andefaso 2000dolara klou hikarakarana azy, dia nandefa tokoa, ary tsy nisy tohiny intsony avy teo.
Inona no nataon'izy ireo. Nanantona ny GRC (Gendarme Canadiana) dia ny GRC no nijery ny toerana niavian'ilay mailaka dia hita hatramin'ny toerana tao Espagne, ny GRC avy teo no nifandray tamin'ny polisy espagnol dia tratra ireto roalahy, tsy tadidiko na sinoa izy izay na karana fa toa tsy misy ifandraisany akory amin'izay Nigeria na Cote d'Ivoara. Tsy haiko intsony ny tohiny. :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5042