Tongava nareo frantsay fa atao varoboba i Nosybe

21. tsimati ( 12/07/2008 15:10)
Ampiasao ny hakingantsaina amin'ny fanoratanao fa mila mampiasa hakingantsaina koa ny Malagasy mamaky fa tsy tairina di lasa
22. nanas ( 12/07/2008 21:48)
kidoropamba:

ainaheri:

Ny mahagaga ,fa aona tsika gasy tsy mahita an'ireny prix ireny ee??

Andramo kely mba mitady an'ireny prix ireny any nosybe raha te higadra. FanjakAna tandalAna ange i Madagasikara e.
Tsy kisendrasendra ange ny tsy nanaovana fifidianana Maire any Nosy be na koa nampandositra an'ilay depiotE TIM(helatra rajemison), Yoland, any ivelany e.
Resaka bizna io ka tsy takatry ny saina malemilemy. Bizna sy vola foana io.

Tadidio fotsiny fa zanak'i Nosybe ny ministry ny fiarovam-pirenena, Manorohanta Cecile, ary zandriny lahy (iray reny, iray ray aminy) no voatendry PDS ao Nosybe ao amin'izao. Zany hoe efa mipetraka ny zava drehetra ka tsy misy mpanelingelina mihitsy ao.
Aza adino ihany koa fa vadin'i minisitry ny fiarovampirenena (Manorohanta Cecile) ilay N°2 an'i CIS (central Intelligence Service) izay mpitsikilo anareo mpanohitra ireo.
Efa kaopy ange izahay @ fikafikanareo fa aza misary adala eo e.

Ka raha gasy te hanao bizna any Nosybe izany dia tsy ilAina satria manalokaloka ny tetik'asan'i filoha hajaina izay mitady hanokatra hotely ngezabe any Ramena (@ terrain militera Orangia) @ taona 2009.
Ireto vazaha ireto ange asaina mividy ireo tany ireo dia avy eo izahay (TIKO) dia mividy azy @ taona 2009 sy 2010. Sarotra hoanay mantsy ny hividy mivantana ireny tany ireny @ tompontany izay gasy ao Nosy be ao. IlAna hakingantsaina sy hafetsifetsena ange manao bizna fa tsy mivatravatra e.

Tsy takatrareo izany.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^



Marina tsy misy comment ra-kidoro a! misaotra e!
23. tsimati ( 13/07/2008 08:36)
jereo ary amin'ny hoy ny gazety fa zazavavy 14 taona hono dia efa mivarotena. ka iza no loza mivaro-tany sa mivaro-tena. iza no ambony ny zanaka vavy sa ny tany ?
24. kidoropamba ( 13/07/2008 14:12)
Amiko manokana dia matetika miresaka @ ireny mpivarotena ireny t@ aho mbola tanora. Fantako fa misy ny maha aradrariny ny fivarotandy zareo tena: Raha ny infilasion midangana, ny asa tsy misy, ny sekoly no potehina, sahala @ ity pirogirama maligasizasion ity, ny pokona dontoina @ politikan'ny afetsifetsena sy kolikoly (hala-bato, fitak'i HCC sy ny sisa), ny fahamasinana sy fahamarinana no hanadotona any pokona, ny politika sosialy tsy misy, ny tanindrazana atao varoboba.....
Dia mazava ho azy fa ny vody ihany no mba azo varotana satria iny sisa no mba fanana izay nolovaina hoan''reo ankizy vavy sy renibe. Lasa "patrimoine mondiale" ilay fitombenana ka ilay misy devise ihany no tena mikirakira azy.

Anjaran'ny mpitondra no mandinika an'izany satria olan'ny fiaraha-monina izany.
Io ilay voasoratra ao @ MAP kanefa tsy nisy nanome vola ilay MAP satria toa mandany fahatany ilay vola hono ny pitondra @ fitsangatsangana any ivelany sy ny fanapotehana ny toekarena malagasy @ fanaovana varoboba ny firenena.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo Ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
25. tsimati ( 13/07/2008 23:53)
Averiko kely ity soratrao ra-kidoro: "Dia mazava ho azy fa ny vody ihany no mba azo varotana satria iny sisa no mba fanana izay nolovaina hoan''reo ankizy vavy sy renibe. Lasa "patrimoine mondiale" ilay fitombenana ka ilay misy devise ihany no tena mikirakira azy."
Inona no mahasamihafa amin'ny hoe tany malalaka be io tsy hitandra-kidoro izay hanaovana azy. tsy haindrakidoro trandrahana fa jereny fotsiny ohatran'ny tany nahalavoana. Dia maninona raha varotana hiasan'ny vazaha ? Sa tokony soratana ho an-drakidoro tsy hiasa tsy hamboly tsy hively vy fa hajaina hajaina no averimberina.
mivaro-tany, mivaro-tena ny andra-kidoropamba miavaro-teny :-D :-D :-D
Ilay mivaro-teny tsy takatray ra-kidoro hajaina ela veolona aaaaa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765