Pétanque vehivavy La Marseillaise

1. Samoana ( 09/07/2008 19:27)
Miatrika finale rahampitso 10 Jolay ny mpilalao kanetibe tarihin'ny tompon-dakantsika Cicine. Nikoizan'ny vahoaka ny 1/2 finale androany fa sady manja no mahay ny antsika. Sady tsotra no mitsikitsiky lava ihany koa
Amin'ny 5 ora hariva ho an'izay afaka etsy @ finale androany vieux-port Marseille manoloana ny mairie. Ho an'izay tsy tojo nefa liana dia en différé sur FR3 ny alakamisy mifoha zoma io finale io
novalian'i kelly13 ny 02/08/2008 19:30
2. ambibao ( 09/07/2008 20:05)
ary ny lehilahy ? toa nisy an'i Be sy ry Rapa.
Mahafinaritra e
3. fijo ( 09/07/2008 20:56)
handalo eny aho letsy,fa hoany aminn'y plage radem,de handalo eny avy eo .
4. LazaDaddy ( 09/07/2008 23:44)
Samoana:
sady manja no mahay ny antsika
karakarao aza! :-D
5. Rasiligaoma ( 10/07/2008 00:09)
tsy tena havanana sy mpanao petanque ohatran-dry Samoina sy Ikaretsaka ary i Fijo ny tena fa mba mpanaraka kosa:

ary nahita en direct (tamin'ny internet siten'ny FR3 mediteranee http://mediterranee.france3.fr/) ilay match nifanaovan'ny gasy (ekipa lehilahy) sy ry Passo (anisan'ny Frantsay malaza indrindra eran-tany amin'io taranja io) aho (resy 13-7 ny gasilahy t@ 16 eme de finale)

fa na aiza na aiza tany aleha ka manao petanque ka miteny ianao hoe malagasy dia efa hatahoran-dry zareo izao ary nahazo reputation foana amin'io taranja io (toy ry zareo bresilianina amin'ny kitra na ny all blacks amin'ny rugby))
6. Ralay ( 10/07/2008 11:00)
Samoana>Nisy solotenanay nanao tany fa nihitsana t@ 16e de finale. :P
Hanao revansy hono ry zalahy @ herinadro @ européenne de petanque de Nice ka ho ita eo indray ny vokany. :lol:
7. tywa68 ( 10/07/2008 11:37)
Ndreto ary ny championnes-tsika e ! tena mazana ny nataony omaly fa d nahita daholo e ! mahay be nikoizana r'izareo e ! normal izy 3 vavy rah miady finale :wink:

[URL=http://img120.imageshack.us/my.php?image=suc56531wv5.jpg][IMG]http://img120.imageshack.us/img120/8159/suc56531wv5.th.jpg[/IMG][/URL]

Véronique (casquette militaire), Tatie (casquette fotsy) ary i Cicine. Marihana fa samy mahay tirs sy points gravy daholo izy 3 !
8. endrika01 ( 10/07/2008 16:14)
Mmmmh milay zany an,de iza zany no hibata ny amboara?:D
9. Ralay ( 10/07/2008 16:22)
Dia vita teo ny lalao famaranana fa lasan'ny ekipa Malagasy t@ isa 13 no 6 ny fandresena rehefa nihaona t@ ekipa frantsay.
Bravo les filles
10. sipagasy ( 10/07/2008 16:36)
arahabaina izany aloha e!

:-*
11. Rasiligaoma ( 10/07/2008 17:33)
nilay kosa le carreau t@ le 4 eme mene iny a
12. tywa68 ( 10/07/2008 20:30)
Faly dia faly tokoa mizara aminareo ny tsikitsiky e :lol:

[URL=http://img393.imageshack.us/my.php?image=suc56595ao5.jpg][IMG]http://img393.imageshack.us/img393/8995/suc56595ao5.th.jpg[/IMG][/URL]
13. Samoana ( 10/07/2008 20:45)
Ralay:

Samoana>Nisy solotenanay nanao tany fa nihitsana t@ 16e de finale. :P
Hanao revansy hono ry zalahy @ herinadro @ européenne de petanque de Nice ka ho ita eo indray ny vokany. :lol:


Ampahatsiahivo an'i lery sao adinony ny nanao ny inscription-nay
:wink:
14. Rasiligaoma ( 10/07/2008 23:00)
samoana ..tsara kao le interview ka ;-)
15. fijo ( 15/07/2008 20:38)
mahay le sipa ka;za letsy tsy tafajanona,fa nila vaniny be ny pra tamin'ny parking,de naleoko nody nijery TV
16. Samoana ( 22/07/2008 20:02)
Maneho fisaorana ho anareo namana tao Nice nanotrona ireo mpilalaontsika tompondaka nandritry ny week-end teo iny e ^:^ . Mba andefaso sary atao sôvenira ho an'izay naka ô!
Ampitao @ ilay zandrikely nikarakara vary sy laoka ny alina koa ny fisaorana mitafotafo e. Natsiro sy mampody aina tsara mihintsy ilay saosisy sy ptipoa :wink:
17. ikaretsaka ( 23/07/2008 01:49)
fijo: ela efa lazaina fa mandehana tongotra na mividiana velo pliable
18. fijo ( 01/08/2008 20:42)
ka za tsimaintsy mandeha fiara mankany marseille de any vao mitady toerana hamelana fiara.nefa ny pra mahakamo be
19. kelly13 ( 02/08/2008 19:30)
sady marseille fôna??? sarotra ahitana place! za refa makany d efa kivy b fa sady embouteillage fôna no sahirana fa mande lavitra b vao mahita toerana hametrahana fiara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841