nahazo tôbil hono za :^) :-D
21. ari.malala
(
11/07/2008 07:20)
ainacheri, ndeha halaiko le iz d enao no mitondra amizay tiantsika aleha ;) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. ainaheri
(
11/07/2008 11:28)
Mlay zany ,alaivo tkou klé :-D :-D :-D :-D d anaraka anà tsy haditra enao @ zay =))=))=))=))
25. ari.malala
(
21/07/2008 08:41)
:-D :-D :-D :-D :-D zay vo itako fa za nge drambadramba izay iany e :^) :^)
28. 08051972
(
30/07/2008 20:15)
ni81:
diamondra27, za rinao tsm bola manana fahazoan-dalana mitondra fiara ah, sady tsy te hianatra mihintsy koa raha mbola eto Antananarivo no mipetraka sy monina fa tena mahafaty ny ataon'ny mpitondra fiara sasany eto!Ka iny ange fahaizana mipetraka na dia tsy mbola ampiasaina @ zao fotoana izao aza e :)
Ka mandehana eny @ tanimenabe mianatra fa tsisy mpanelingelin'enye!!F'angà tsisy code de la route sy pôlisy any Tananarivo?
29. ni81
(
30/07/2008 20:29)
Ka mandehana eny @ tanimenabe mianatra fa tsisy mpanelingelin'enye!!F'angà tsisy code de la route sy pôlisy any Tananarivo?tanimenabe aiza no tsy misy mpanelingelina? :)
