CABARET DANCING 09/08/2008 NAMANA SERASERA DAGO

41. endrika01 ( 04/08/2008 10:53)
wouay e,milay be zany fiarahana @Tovo J. Zany,tena number one mintsy ny namana serasera ao i Dago ao a!Zay mou de aty lavitra tsy afaka makaiza, mazotoa dahôly e,:-*:-*:-*
42. ravatorano ( 04/08/2008 13:58)
ho voa mafy indray izay tsy ho tonga amin io sabotsy io
ny fikarakarana dia efa milamina tsara ary ry zareo mpiketrika azy mihitsy no nanambara zany tamiko fa tongava ry zareo ah ! tongava maro fa aza miandry ny mbola ho avy fa izao no hita klouny !
ny namana any betsaka raha vaovao ianao d aza maiala amin 'i glou_ e fa izy no favo amin'ny fanetsiketsehana an ity cabaret ity !
43. thiel ( 04/08/2008 14:07)
Dia mbola manentana anareo mpikambana ato @ sera2 na eto an-toerana na izay mandalo eto Dago @ io fotoana io ho avy any hanafana ny lanonana fa efa miezaka mafy ny mpikarakara hanao an'izay ampilay azy. Misy ny kaly sy ny zava-pisotro ilaina any.Mbola misy ny karatra eny an-toerana fa efa vitsy2 ihany ka mihazakazaha sao tara eo.Ny hôtesses koa handray anao tsara moa sady taviny no volony sa tsy izany ry Blanche sy mimifali? Ok ê!!!
44. naritsimba ( 05/08/2008 04:59)
kely sisa dia tonga ilay nandrasana!
betsaka ny zavatra tsy ampoizina ho hitanao rehefa tonga any, isaorana eto sahady ireo mpanohana maro izay tsy ho tanisaina eto akory fa any isika mahalala azy.

“Ny any amoron’Alaotra hono fararanon-jozoro”
“Ny any amoron’Itasy fararano tatamo”
“Ny any Imamo fararanon-tapia”
“Antananarivo fararanom-bahoaka”

“Ny mikalo tsy amim-baliha, tsy manga”
“Ny mandihy tsy amin’amponga, maivana”
“Ny mamindro lavitry ny afo, mangatsiaka”
“Ary ny lanonana tsy atrehinareo, tsy lavorary”

“Ny amin'ny Sabotsy kosa fararanon-danonana” Koa tongava hankafy ny fiarahana amin'ny namana serasera dago eh, ento ny tapaka sy ny namana fa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.

45. thiel ( 05/08/2008 10:53)
Danz koa ianao ry naritsimba mandahatra resaka â.Tena marina io voalazany io ê,tsy misy azo kianina.Dia any ary no hifamotoana .Milay be! :^)
46. soritra ( 06/08/2008 06:04)
efa andro ange no isaina ry zareo a,efa vonona ve le hanao techtonic :D
47. RATOVOARY ( 06/08/2008 08:42)
Zahay zany no tena voa mafy, mba eto Dago ihany fa mbola mandoa frais 400 000fmg farafahakeliny vô mba afaka manotrona. :snif: :snif: :snif:
48. jaya ( 06/08/2008 10:15)
meraba anareo
lozanareo miresaka fotsiny ato nefa bdb no tokony ho azavaina mikasika le tena fandehany any.
ohatra we :
- le 10.000 Ar io v fidirana fotsiny
- sa déjeuner cabaret le izy, de miss sakafo v, efa compris ao am le 10.000 v sa à part (vidina manokana) ?
- ny boisson aona ?
Bdb ny oul mantany ana, de sady mitondra ny teniny a no mantano ihany koa ho ana
Mety mbola miss kestion afa, fa aleo todé nareo no manazava, sa tsy mety zay ?
Misaotra betsaka
49. chrystophe ( 06/08/2008 10:16)
aiza no mety ahitana ny tapakila fandraisana anjara @ 'zany kabaret dancing 'zany azafady tompoko?
50. ANARIM ( 06/08/2008 11:49)
chrystophe : raha mila tapakila mialoha ianao dia antsoy i glou_ : 032 04 168 86, fa sinon eny am CEMES soanierana koa dia mbola hisy ny tapakila amidy amin'ny andron'ny cabaret dancing

jaya : ny 10.000 ariary dia sarampidirana ho an'ny olona 1 (tokana) tsy misy sakafo na zavapisotro miaraka aminy, fa rehefa ao anatiny ao dia samy mividy izay tandrify azy, misy snack sy bar azo antoka ao, ary efa natao amin'ny sarany mirary dia mirary sy ho ampy isa tsara ny rehetra.
bediko izay mitondra avy any ivelany an, refa ao anatiny ao iany no mividy... mba hisy ilay hoe soroka miara milanja sy tongotra miara mamindra....

ankoatrizay, hisy TOMBOLA ahazoana loka maro koa ao, ka ilay invitation (billet) 10.000 ariary nentinao niditra nosavaina teo ambaravarana iny dia tehirizo tsara, fa 1 billet = 1 participation au TOMBOLA

résumé : ny billet 10.000 ariary dia fidiran'olontokana tsy misy zavapisotro sy zavapihinana fa kosa handraisany anjara amin'ny fisarihana (TOMBOLA)

izay fa dia tongava maro... dia mirary soa anareo rehetra.
oroka mamy
51. volatsara ( 07/08/2008 13:01)
tena te ho any raha tsy makafoka ny vendredi de ho avy! sady te hahita ny tavanareo rehetra kou za! manao akanjo mangirangirana be za, tonga de fantatrareo oe volatsara iny, tsy tenue de soiree moa le izy?
52. glou ( 07/08/2008 15:17)
efa voalazan' ny ANARIM io ny andinindiny fa tongava aloha fotsiny zareo fa efa ho lany ny billet natonta ka vonjivonjeo, dia ilay izy koa tsy tena tenue de soirée ,fa kosa ny hiangaviana dia mba tsy manao tennis (kiraro) io an :roll: , dia tsy tena akanjo fentina matory koa ohatra :-D , fa mba cool mihaja ehhh :-P dia manantena ny fahatongavanareo fa izay tonga tara dia izay toerana ambiny eo no hipetrahany, koa dia manentana foana ehhh
glou_
53. ravatorano ( 08/08/2008 05:58)
tsy pyjama zany na kostar
tsy adidas na stan smith na nike na air :-P :-P :-P
fa mbala mlay ohatran 'ilay fahitako anareo mafnaritra be reny foana e
zay fa rapitso mihaoana amin'ny sivy ora alina eny amin'ny cemes soanierana e
54. sasa ( 09/08/2008 05:10)
ki za tsy hande raha izany fa ny anah pijama doly izao no ao koa
55. yonikafopl ( 09/08/2008 10:14)
sasa hihihih ataovy milay ny anatiny de vo miditra njy de tonga de manao stripitizy eny ambaravarana :-P :-D :-D
56. colaps ( 23/10/2008 18:46)
te handeha ntenanay saingy!!!
aiz ty mis anay!? ody amfiry??
tsmba manana namana e!(mbô atoriana reefa K O)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343