Ny fahazarana miteny ratsy

1. ni81 ( 03/07/2008 11:04)
Asa ianareo raha toa ka nahita ilay fandaharana tao @ ARTE somary efa elaela ihany izay momba ilay agence matrimoniale.
Tsy momba ilay agence no tena tiako ho resahina eto fa nisy t@ ireo vehivavy malagasy tao tsy dia nahazaka ny fiainana nony tonga teto Frantsa, satria misy ny rafozam-bavy nitsabaka loatra t@ tokantranony sns...
Angamba tsy nahafantatra izy ireo hoe ho avoaka t@ télé ny zava-nisy hatrany am-piandohana ka hatr@ fiainany teto, fa dia niraraka ny teny ratsy rehefa tsy nifanaraka t@ izay noeritreretiny. Soa fa mba tsy nadikan-dry zareo ny teny ratsy fa izay nahay teny gasy ihany no nahafantatra azy. Tandremo ny fahazarana e!
novalian'i mignone ny 03/07/2008 20:58
2. ainaheri ( 03/07/2008 11:22)
Itako iny fandaharana iny,fa io zany efa toetra mipetrraka d otrany efa mandé ho azy ee lol
3. kelly13 ( 03/07/2008 20:03)
fa iny emission iny wa tsy mety hitako depusi le debut fa eo antenatenany fôna no hitako :(
tena ratsy b klou le vhv miteny ratsy e, fa le fomba nanaovana ny traduction kou no tena nampimé ahy satria natao "teny ratsy mihaja" @ fiteny frantsay le izy (tsy tadidiko intsony aza le izy, fa zay tato tapatsinay b nahita le soratra)
4. tess ( 03/07/2008 20:22)
:-D :-D :-D efa hitako indroa iny fandaharana iny...
iray kilasy tamiko tam 2nd iny sipa iny :-D :-D :-D
aleo ihany tsy mitady fahazaran-dratsy fa tena horera be refa wain :^)
5. mignone ( 03/07/2008 20:58)
ary nefa dia izy ihany no tsy nisaraka hatramzao oé !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958