sao mba

1. xxx ( 02/07/2008 08:38)
:arrow: salam diaby,sao mba misy mety mahita evitra momba'ny compteur hikambanana fa miady foana ny roa tonta satria ny sasany tsy manana télé etc,ny sasany mijery télé mandra-patory dia ady foana,efa nanoratra aho nefa sao mety misy afaka manoro hevitra,misaotra mialoa :*
novalian'i xxx ny 31/07/2008 10:51
2. kelly13 ( 02/07/2008 09:22)
tsisy tsara hafa tsy ny samy manana ny azy iany io resaka compteur io
3. xxx ( 02/07/2008 11:26)
manao colocation ve aloha ianao satria raha aty france ianao tsy afaka maka 2 em compteur ,izay mitondra ny contrat de bail ihany no manana fahefana si non ny solution dia miala ao
4. niryna ( 02/07/2008 16:45)
xxx:

:arrow: salam diaby,sao mba misy mety mahita evitra momba'ny compteur hikambanana fa miady foana ny roa tonta satria ny sasany tsy manana télé etc,ny sasany mijery télé mandra-patory dia ady foana,efa nanoratra aho nefa sao mety misy afaka manoro hevitra,misaotra mialoa :*

sarotra be ny miara-miaina aman'olona ry xxx a,indrindra fa mikamban-trano aman'olona,tsy maintsy misy disadisa foana. Mifanaraha fotsiny dia aoka hifandamina fa rehefa tsy mety dia ny misara-trano no tsara.
Jereo ho tena misy vola lany be ve raha mampiasa TV ilay iray? andramo tsy mandefa hoe dia ohatrinona no elanelany ? fa raha tsy izany dia mila mifandefitra,mila tsy mieritreritra ny hoe izaho foana na moi,moi fa raisina am-pitiavana izay atao rehetra fa manjary miteraka eritreritra lava be dia fankahalana sy fahatezerana no miboiboika ao anaty amin'ny farany ka tsy ahitana fitiavana intsony fa fahasorenana no hiarahana mipetraka amin'ilay olona.
Na koa zarao araka izay zavatra misy ao amin'ny tsirairay ny vola aloha amin'ny jiro. 1/2 na 1/3 arakarany.
Ny fandeferna no tena zava-dehibe rehefa miaraka mipetraka amin'ny olona fa raha ohatra ka tsy afaka ny hifandefitra sy tsy afaka ny izara ny alahelo ilay olona dia ny misara -toerana no tsara .

(l) niryna
5. ainaheri ( 02/07/2008 17:26)
Aleo sarahana fa manahirana io ka,iza no andoha ny mihoatra nefa ilay iray be revy? d zaraina fona zany ve?
6. xxx ( 03/07/2008 11:37)
:arrow: ny bleme anie ry zareo dia fianakaviana roa zay no tompony satria lova e,tena vaky ny saiko,samy miaro ny mpanofany,ny holana dia tsisy comptur hoe ny jirama,dia lasa miady foana,efa miezaka mifanamboatra hoe karante mille ny an'ilay tsy mapiasa bé laotra,nefa dia ady foana aloa e,ny comptur anay fa zay izany mba mamindra fo,anefa dia holana foana e,tsy hita zay atao hasaina mitady trano hafa ny sasany refa tsy faly fa dia eee,ny eo foana sao mba misy sosokevitra iany re e,merci ,bye
7. ari.malala ( 07/07/2008 07:11)
efa tratran'io problemana compteur io za, fa ny solution d ny naka 2è compteur! tena marina e!
8. xxx ( 07/07/2008 07:46)
Raha eto Mada enao de jereo ao @ Bonnet fa toa ôtry ny misy après compteur ao azo ampiasaina ( zany compteur ihany izy fa azo instalena ao an-tranonao ) de eo ahitanao ny cons° nao
9. ainaheri ( 07/07/2008 11:24)
xxxx:
ny bleme anie ry zareo dia fianakaviana roa zay no tompony satria lova e


Ka ialana @ zay mitsy mba tsy hisian'ny olana,sy hampazava ny rehetra d aleo zaraina 2,satria tôt ou tard ,hifamaly @ io nareo j'en suis sûr :?
10. xxx ( 07/07/2008 17:53)
(l) misaotra zareo a ary mialatsiny fa tena sahirana tokoa,rfa nitady copteur tao a bonnet fa tsisy hono ary ny holana dia zahay tompon-trano fianakaviana tsy mifankahazo dia lasa samy mpanofa no velona ny ady amin'io vidin-jiro io,ra tapahinay jiron-zareo dia vao maika ady bé ny anay mianakavy,ka io no hitadiavako hevitra sy fanampiana aminareo,soskevitra fa tsy misy mahavita tena fa mila ny hevitry ny maro e,misaotra mialoa,ary azafady e (l)
11. xxx ( 31/07/2008 10:51)
efa milamina v ny probleme raha tsy izany midio ny lova de vita hoazy oavaha ny olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3888