lehilahy tsy romantique
21. booboo
(
04/07/2008 08:50)
Refa tsy romantika lé lhl dia ny hadalan'ilay vhv no tsy te hiteny mivantana @ lé lhl zay tadiaviny, dia hadalan'ilay lhl kounkou no tsy mba miezaka mahalala ny vadiny hoe tia truc romantika anie lay vadiny...Sitrapon'izy roa no tsy te hifampiresaka dia avy teo hoe ny lhl gasy tsy romantika e, macho e sns.
22. ari.malala
(
04/07/2008 13:31)
faa inona ny olana raha miresaka sy mangataka izay tina marina nefa e! toa finaritra manome tsiny ftsn marina?
23. naughtyboy
(
07/07/2008 18:43)
ny mahagaga ana de fa nga ny lhl rery afaka manome tambitamby fa mbo afaka mandray ko nge izy reny e ;-) rariny amiko de le fitia mifamaly nefa ny zv rehetra de misy antony daoly fa tsy tonga2 ho azy matoa tsy romantika zay le kofa de saode tsy hainy vhv sasany ny mahatonga azy ho romantika eritreritra nandalo nena iny :°) :°)
24. ari.malala
(
08/07/2008 11:24)
k'hita hoa ry nôtyboy! refa mila d manomeza klou d refa ts mamaly iz d mbô teneno we za kou mba tambatambazo hihihi
25. naughtyboy
(
08/07/2008 13:41)
ari.malala>ie za kalo tsy mihafahafa manambitamby vakansy ,resto,sy ze sitraky ny fony sipa ra itako fa mivaky loha amiko izy sy mahate ho tia ..
fa na sipa sy kofa vozongo zao aza vaky vava ndray2 oe tsisy fiangotingotina sy tambitamby (romance)ny olona mitovy fiaviana aminy,
ka aleony zareo miaraka @ hafa mahay mamalifaly azy
ka mety tsy ny bandy ihany no tsy romantika fa na ny sipa aza ary tsy gasy ihany fa mety ho vazaha ko,mila mifampanotany tena oe efa adidiny olona 2 le izy fa tsy ny 1 fotsiny :°) avy eo manko misy ny manitatsaina ihodina
itady tambitamby any @ hafa :°) :°)

26. ari.malala
(
08/07/2008 14:03)
nôtyboy, hay v mis anzany e! ary atsy hoatsy zany d hosafiotra dool ny olona eto ambonin'ny tany satria ny Malagasy mahatsapa fa tsy romantika ny lelà Malagasy, ry zareo vazaha koa torak'izany d hifanakalo eo ko ts ho lasa safiotra dool ny olona eto ambonin'ny tany? :-D :-D :-D
27. ni81
(
08/07/2008 14:10)
:) Marina io lazain'i naughtyboy io akia ry arimalala a! Manana namana maro aho milaza toy izany koa.
28. ari.malala
(
09/07/2008 08:49)
eny e, izay ts ananana iany tokoa angaha no maharototra fa izay le hoe ny vao tsy manitra no rats v sa aona, fa amiko alou d fitia mifamaly iany no fanafodiny e! refa te hahazo tambitamby d manome tambitamby, d refa ts mifanaraka amizay tadiavina le azo d mila miteny mivantana we za mila anizao sy izao... d nefa kou mahay mankasitraka fa ts finaritra ny manome tsiny ftsn...
29. ni81
(
09/07/2008 09:24)
eny e, izay ts ananana iany tokoa angaha no maharototra fa izay le hoe ny vao tsy manitra no rats v sa aona, fa amiko alou d fitia mifamaly iany no fanafodiny e! refa te hahazo tambitamby d manome tambitamby, d refa ts mifanaraka amizay tadiavina le azo d mila miteny mivantana we za mila anizao sy izao... d nefa kou mahay mankasitraka fa ts finaritra ny manome tsiny ftsn...Tena mahazo 20/20. Ny soa fianatra hono e, sa ahoana?
31. haritianah
(
17/07/2008 07:39)
amiko indray tsy voatery angatahana kosa vao hahatsapa ianao ny ho romantika fa refa mba tafaraka elaela kosa io tokony handeha ho azy.Mahafantatra enao fa ity sipa ity dia sipa calme be de mitady zvtr calme enao zany atolotra azy, ity sipa ity mpivavaka be de mitady resaka ara pivavahana zany enao atao aminy, ity sipa ity romantika be de mba mitady zvtr romantika enao atao azy.
Ary misy na olondroa izao miaraka dia samy manana ny takiny vatany io fa ts voatery oé zà romantika de le olona miaraka amiko koa ts maintsy romantika.
Ny vavy mijery oé inona ny filinina ity lahy miaraka amiko ity ary ny lahy kosa ts maints mba mijery koa ny filinina miady @ piècen'ilay vavy.
Zà alou tsy tiako ny oé zà ohatra milan'izao dé lé zvtr tadiaviko iny zà no iteny azy @ lé olona miaraka amiko oé zà dia ataovy an'izao fa zao no tiako.
Refa tafaraka elaela io fantatrao eny ihany ny zvtr takiny olona miaraka aminao na ts miloaka aza ny vavany indrindra mou fa olondroa mifankatia zany.
Fa maro ny lehilahy tsy té hivaky loha @ zany na koa ao lé ts fahazarana dia ts té hamola tena.Tsy té anahirana ny tenany, tadidio koa fa misy koa ny bandy mitaraina fa tena ts tafa mits lé sipa miaraka aminy.

32. Nanou1
(
11/11/2008 13:06)
za zany ny lehilahy vadiko(marary tsy afa mihetsika) tsy afaka ho romantika mandrakizay intsony e! ka izaho mila lehilahy sady romantika no afaka manao firaisana tsara amiko.
mitady an'i Nounou nareo 020 22 353 66
mitady an'i Nounou nareo 020 22 353 66
33. ni81
(
11/11/2008 13:13)
za zany ny lehilahy vadiko(marary tsy afa mihetsika) tsy afaka ho romantika mandrakizay intsony e! ka izaho mila lehilahy sady romantika no afaka manao firaisana tsara amiko.:roll:
mitady an'i Nounou nareo 020 22 353 66