tsy fantatro ny lohateny

1. kalaginta ( 29/06/2008 18:52)
manao ahoana tompoko,
Mitady tononkira aho fa tsy dia mino aho fa railovy no mihira azy fa misy anizao ny tonony : fa taiza foana enao hatramizao, migadona tokoa ty andro iray, nahoana moa isika no zao vao niara dia....... soa fa niandry lay fitia
misaotra mialoha tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646