Robert MUGABE : ohatra ao anatin'ny maro.
21. kidoropamba
(
03/07/2008 08:46)
Misavoamboana ny lohabe anao io.
Na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy ho tonga hamonjy ny sommet UA eto antananarivo ny akama Mugabe. Efa resaka tsara petraka natao omaly io t@ dada-GABE. Ny villa-any mihitsy no tena mahamaika izao.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy ho tonga hamonjy ny sommet UA eto antananarivo ny akama Mugabe. Efa resaka tsara petraka natao omaly io t@ dada-GABE. Ny villa-any mihitsy no tena mahamaika izao.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
22. tsimati
(
03/07/2008 09:53)
Andraikitry ny firaisambe Afrikanina izany fa tsy andraikitr'i Madagasikara ra-kidoro ooo
23. kidoropamba
(
03/07/2008 10:34)
Izay mahintsiny! Mbola tsy fantatrao angaha ilay tetika? tsss tara be nareo izany. Mitady fika hametrahana an'i filoha hajaina Ravalomanana ho filohan'io firaisambe afrikana io ange isika e. Izay ilay vaovao tsara.
Raha vao azon'i filoha hajaina Ravalomanana io seza io dia mety airbus 380 no ho vidina fa io air force one kely io dia tsy ampy. Dia se sera la belle vie hoy ny teny baiko.
Muga-Be? hatrany! hatrany!
Ravalomanana? Ihany! Ihany!
Tafita Isika malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Raha vao azon'i filoha hajaina Ravalomanana io seza io dia mety airbus 380 no ho vidina fa io air force one kely io dia tsy ampy. Dia se sera la belle vie hoy ny teny baiko.
Muga-Be? hatrany! hatrany!
Ravalomanana? Ihany! Ihany!
Tafita Isika malagasy
God save Ravalomanana ^:^
24. kanota
(
03/07/2008 10:50)
Efa mamon'ny moly ra-zoky milaza a. Ny Malagasy sy Afrikanina fa ny toerana fotsiny no manakaiky an'i Afrika dia miaraka ao. ianao no vizana voalohany raha Afrikanina ny Malagasy. =)) =)) =))
25. kidoropamba
(
03/07/2008 11:18)
Tsy misy mahavizana @ mahaafrikAna. Tsy nandeha tany charimelicheky ny filoha hajaina raha nanaraka izany fisainanareo izany.
Tfaita Isika malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tfaita Isika malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
26. kanota
(
03/07/2008 11:43)
tsy Afrikanina ny malagasy fa revy molimoly Afrikanina no mahavizana io. =)) =)) =)) . Ny afrikanina nefa mifamono ary ny malagasy mifampiantsara ivelantsihy dia samy vita. ry kidooro moa miandry hatorian'i Mugabe =)) =))
27. kidoropamba
(
03/07/2008 11:56)
Izay tsy tia an'i Mugabe dia mahazo miesona. Fa ny anay dia Ravalomanana Ihany! Ravalmomanana hatrany! Na tianareo na tsia!
God, oh yes, god save Ravalomanana ^:^
God, oh yes, god save Ravalomanana ^:^
