tsipoapoaka
1. ari.malala
(
27/06/2008 12:18)
mba lasa hoa ny saiko, isan-taona indrindra refa akaiky fetim-pirenena toy izao,d mivoaka fona ny tsipoapoaka, d mahalasa saina ana we fa manin no nasina ny tsipoapoaka, efa ela v sa vao haingana fa to otran ts nahatadidy tsipoapoaka izany za tam fahazazako. Ny tena tsaroako izao d le tao ampianarana am classe de première :°) d manin no isaky ny akaiky 26/06 fona vo misy ny tsipoapoaka, nef amba fety iany kou ny 25/12 ny 01/01?
novalian'i yonikafopl ny 27/06/2008 16:47
2. hery
(
27/06/2008 14:48)
ary efa ela be mihitsy angaha izany fahazazan\'i ari.malala zany? :-)
Zahay mantsy dia mbola tia tsipoapoaka mihitsy... ary nanamboatra aza fa tsy mba nividividy an\'ireny menamena vita sinoa ireny. http://hery.blaogy.com/post/4/3072 ange e

4. Samoana
(
27/06/2008 16:40)
Azo atao hoe ny sinoa no niavian'ny tsipaopaoka. Nahaliana ny eropeana izany ka nampiasainy t@ ady mba hampitahorana sy hisavoritahan'ny soavalin'ireo fahavalo.Nahomby ka dia lasa endri-panehoana ny hafaliana isak'izay mahazo fandresena ireto tsipôpôk.
Dia izany koa angamba no antony hilalaovantsika azy satria tiana ampahatsiahivana @ mpiara-belona fa amin-karavoana sy hafaliana hatrany no hankalazana ny fahaleovantena. Tsaroako t@ mbola zeun izahay sady manapôpôk no mihirahira mafy ny hoe:" Azonay ee tsy avelanay, azonay e tsy avelanay....". Sady aredona ny hira no velomina koa ny =D>

5. yonikafopl
(
27/06/2008 16:47)
fa feu d'artifice ve le we tsipoapoaka kalou sa otran le amboarina am vanjan'afokasoka sy fantsika any amintsika???
ny aty aminay manko dia boum boum foana ny feu d'artifice isaky ny misy fety kely, ohatrra zao we vao nandresy ny allemagne de avy doly ny mpankafy azy rehetra amin'ny feu d'artifice tsy handrenesana.
Tadidiko ny 26juin farany natrehako tany dago, mbola le nampiaraka be teny andohalo sady nijery feu d'artifice hihihihihihih, ary tsy nisy bal populaire tsony nga???