Tsy voatery hinohino foana rehefa mino an'Atra.

21. fijo ( 02/07/2008 21:10)
misy hovaliako kely ary:
"le tromba" sy ny "fanahy masina"ireo amiko dia mitovy,
mitovy satria izy ireo dia vokatry ny finoana be loatra ao amin'ilay olona,efa tena lalina ao aminy ilay izy ka manjary mihova hatramin'ny fihetsiny sy ny fombany amin'ny fotoana voafetra.ny artista koa indraindray dia hiaran'io fotoana kely tsy maha izy azy io rehefa tena ao anatin'ilay fotoana .

mba dinio kely anie,fa ny olona lazaina fa hidiran'ny tromba dia ny mpino azy ihany.
ary ny olna izay lazaina fa nilatsahan'ny fanahy masina dia izay mino izany ihany koa.maninona tsy hidiran'i tromba i mopera sy rapasy?????na i fijo?

ny siansa dia tsy misakana ny finoana raha efa mino ilay olona.saingy mamelatra ny sainy kokoa ny fahalalany izany.
22. Lek ( 03/07/2008 07:15)
fijo:

misy hovaliako kely ary:
\"le tromba\" sy ny \"fanahy masina\"ireo amiko dia mitovy,
mitovy satria izy ireo dia vokatry ny finoana be loatra ao amin\'ilay olona,efa tena lalina ao aminy ilay izy ka manjary mihova hatramin\'ny fihetsiny sy ny fombany amin\'ny fotoana voafetra.ny artista koa indraindray dia hiaran\'io fotoana kely tsy maha izy azy io rehefa tena ao anatin\'ilay fotoana .

mba dinio kely anie,fa ny olona lazaina fa hidiran\'ny tromba dia ny mpino azy ihany.
ary ny olna izay lazaina fa nilatsahan\'ny fanahy masina dia izay mino izany ihany koa.maninona tsy hidiran\'i tromba i mopera sy rapasy?????na i fijo?

ny siansa dia tsy misakana ny finoana raha efa mino ilay olona.saingy mamelatra ny sainy kokoa ny fahalalany izany.

Misy apahany diso ilay lazainao momba ny tromba, misy olona idirany na de tsy sitrapony aza satria ny reniny oh nisy tromba de lasa any @ zanany avy eo na de tsy sitrapon\'ilay zanany aza ny hitovy @ reniny zany hoe ny fianakaviana iray miaina @ tromba de mazava ho azy fa ipetrahany. Ra manontany ny nidiran\'ny tromba @ olona maromaro enao de tsimaintsy misy cas mitovy amin\'io voalazako io. De tsy hoe efa lalina ao aminy ilay izy de miova ny fihetsiny fa tena fanahy hafa mihitsy no ao anatiny.
De tsy nidirany mopera satria mopera mivavaka, de tsy nidirany fijo satria fijo tsy miaina ao anatin\'ny fianakaviam-be misy tromba. Tsy azo atao ko ny miantsy ireny misy tromba ireny fa na tsy mino aza enao ka miteny hoe tsisy izany fanahy izany ao anatiny de hifindrany ra miantsy azy.Ny olona tena mivavaka tsy ifindrany sady tsy miantsy azy.
Ny mpiandry tsy manenjika na manaratsy ireny olona misy tromba ireny na mandroaka be fahatany izany tromba izany fa mandray ireo olona te tsy hipetrahan\'ny tromba intsony de zay ny mpiandry vao miasa mandroaka ilay fanahy ao anatin\'izany olona izany.


23. fijo ( 03/07/2008 20:47)
ka hidiran'ny tromba le zanany satria ry zareo mpino tromba,efa izay anie no lazaiko e,io izay mino azy ihany no hidirany,na hilatsahany.fa tsy hoe iny rapasy fa nidiran'ny tromba ,na iny hazolahy mpanompo doany fa nisehoan'i masina maria.rediredy be .
24. Lek ( 04/07/2008 06:51)
Za nahita dadarabe tena mpanomposampy lehibeny mihintsy nisehon'ny tompo tamin'ny fahitana de niova ho kristiana lasa mpitory filazantsara, misy ko ireny niseho tele ireny ra tsy mino ahy enao. Sa mandainga ry zareo fa tsy nahomby ilay dadarabe de te ho mpivavaka indray.
25. fijo ( 04/07/2008 19:49)
tsy mino aho,ny fahitako azy,dia efa tsapany fa tsy mandaitra intsony le azy,dia mihova manaraka ny rehetra izy
26. prime ( 10/07/2008 14:06)
Ika:
izany ve ry prime tsy vao mainka koa finoanoam-poana..
Finoanoam-poana ahoana??? :-D

Fa siansa ve aminao ny finoana???

Raha izany no finoanoam-poana dia ny tononkiran\'ny Salamo izany dia tononkiran\'ny mpinomino foana... sa ianao tsy mino ny nambaran\'i Davida sy ny mpino maro toa ireny? :wink:
Ika:
Fony mbola kely dia sendra tany Asia aho no nahita ilay Moine bodista rehefa concentre be @ meditation-ny dia le tsy mikasi tany, fa lasamitsingevana 30 na 40 Cm ambonin\'ny tany izy.... ary natahotra mafy tokoa heo misy \"devoly ity\" mandra panadihady ilay hoe ny herin\'ilay meditation no mampitsingevana azy...

Toy izany kao ilay manao kung fu mamaky zavatra ireny ka ny latabatra no omena totohondry dia ny zavatra eo amboniny no vaky!

Mino aho fa toy iznay koa ireny lazaina fa mandatsa-potaka ireny... resaka concentration ana force plus sy moins sy fandefasana azy ho eo @ le toerana anankiray tiana handatsahana no tena ataony rehefa dinihina anie.

Ireny astrologie sns ireny koa!

Vitsy amintsika no mahay mi maitriser ireny moa ilay nahay ni maitrise koa tsy nanoro antsika ny tena marina, dia tamy @ izay le minomino foana
... Tao anatiny aho ka mahalala zavatra maro mikasika an\'ireo ambaranao ireo... efa nambarako ampahany teto amin\'ny sera2 ny momba izany...

Ka aza mora fitahina ra-Ika fa ny tsy mino no azo fitahina ka mandray ny tontolon\'ny fanahy ho siansa a...

Ny tena siansa dia ampahany amin\'ny fahalalan\'Andriamanitra ary mbola eo am-pandalinana hatrany ra-olombelona mandrak\'izao... fa ny tontolon\'ny fanahy sy ny majia tena zavatra hafa mihitsy... io anie no olana aminareo e, milaza hoe mpino kristiana nefa tsy mino ny fisian\'ny fanahy ratsy... fa angaha fanahy tsara aby no misy eto an-tany? ary na ny tontolon\'ny anjely aza, ny katolika no mahafehy ny momba izany indrindra raha mbola samy finoana kristiana, (io indray no mba fahalemenareo zezoita na samy kongregasiona kato aza fa ianareo variana loatra amin\'ny fanabeazana sy ny asa soa ka manadino ny tontolon\'ny fanahy sy ny finoana)...

Ny astrolojia sy ny astronomia dia misy ampahany siansa goavana tokoa ohatra fa ny tsy voafehin\'ny siansa dia ny tontolon\'ny fanahy mifehy ny hery rehetra misy amin\'izao tontolo izao...

Ny atao hoe finoanoam-poana dia ny finoana miorina amin\'ny zavatra hita maso ka anomezam-boninahitra ny zavaboahary mihoatra noho ilay tena Mpahary...
27. bichette ( 16/07/2008 13:53)
hoy i Lek
Za nahita dadarabe tena mpanomposampy lehibeny mihintsy nisehon'ny tompo tamin'ny fahitana de niova ho kristiana lasa mpitory filazantsara, misy ko ireny niseho tele ireny ra tsy mino ahy enao. Sa mandainga ry zareo fa tsy nahomby ilay dadarabe de te ho mpivavaka indray.


Vakio eto momba ny fijoroana vavolombelon'ireo mpimasy, mpamosavy, mpanandro sns niala tamin'ny ratsy fanao ka nandray an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy mpampnjy. Ho hitanareo ato fa miaiky ry zareo fa ny anaran'i Jesosy Kristy dia mahery nohon'ny zavatra rehetra, nohon'ny ody sns ary manafaka tokoa.

Fijoroana vavolombelona : mpanomasy taloha ka lasa kristianina ary dia ambarana ao avokoa ny fomba fanaon'ireo mpamosavy rehetra, avoakany ao anatin'ireto fijoroana vavolombelona eto ny secret rehetra

http://74.125.39.104/search?q=cache:g-HOYTuWXeYJ:francese.lanuovavia.org/francese_test_conv_011_delivre_des_puissances_des_tenebres.htm+t%C3%A9moignage+d%C3%A9livrance+gu%C3%A9rison&hl=fr&ct=clnk&cd=21&gl=fr

http://www.lesucces.org/temoignages-34.chretien

Bonne lecture o !
(l) (l)
28. bichette ( 16/07/2008 13:55)
tohiny kely, efa nalefako tato ihany izy ity fa averiko eto :

http://www.mcreveil.org/Temoignage/ex_sorcier.htm
29. prime ( 17/07/2008 12:26)
bichette> Misaotra...
30. fijo ( 17/07/2008 20:33)
ny fijoroan avavolombelona anie ka dokambarotra e,aza dia mino an'ireny fa fisarihana olona ireny ,ary samy hafaka mamorona ireny isika rehetra ireto.

za koa izao hafaka mijoro vavolombelona fa tena mpino taloha nefa nahita ny haratsiny sy ny fiatsarambelatsihy misy ao ka aleoko miaina izay natiora misy ahy.
pub daholo izany.
31. Rasiligaoma ( 18/07/2008 02:14)
fijo:

ny fijoroan avavolombelona anie ka dokambarotra e,aza dia mino an'ireny fa fisarihana olona ireny ,ary samy hafaka mamorona ireny isika rehetra ireto.

za koa izao hafaka mijoro vavolombelona fa tena mpino taloha nefa nahita ny haratsiny sy ny fiatsarambelatsihy misy ao ka aleoko miaina izay natiora misy ahy.
pub daholo izany.


marina tanteraka izany!


32. prime ( 18/07/2008 11:21)
Indrisy...
33. Rasiligaoma ( 18/07/2008 11:43)
marina kosa ny an'i fijo e
afaka mijoro mitantara ny zavatra nahazo azy sy ny hitany izy, raha ilaina!

sa tsy azo atao raha hoe misy fijoroana vavolombelona any amin-dry prime dia antsoina i fijo manao temoinage ? raha tsia, inona no antony?
34. fijo ( 18/07/2008 21:15)
io mijoro vavolombelona io fomba fivarotra amerikanina io,itany fa nandaitra ilay izy dia io ampidiriny amin'ny finoana io,ary jereo fa matetik aolona ef avoafantina no asaina mijoro eny.
35. Rasiligaoma ( 19/07/2008 01:21)
izay!
nefa mety ho tsara izao raha i fijo ohatra no mijoro vavolombelona any amin'ny fiangonan-dry prime an!
na ireny fiangonana mpanao ilay mijoro vavolombelona be ireny :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008