"Raha tsy hianao, hianao ry Tompo" (maika)

1. lembelo ( 26/06/2008 07:55)
Faly miarahaba.
"Raha tsy hianao,
Hianao ry Tompo,
Dia ho ritra foana ny hafaliako,
Eo akaikinao
Lavitra ahy
Ny ahiahiko rehetra mampahory " ...

Hiran'ny "Antsan'ny Faravohitra" nalaza tany @ taona 70 tany ho any.
Araka ny fahalalako azy dia i "Baina Dezy" no namorona azy.
1/Misy afaka hanamarina izany ve ?
2/Iza kay no tena anarany ?
3/Sendrasendra misy manana partition ve ?
Misaotra indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1253