Efa nataonay izay mety fa tsy tonga saina ny vahoaka

1. tsimati ( 26/06/2008 00:57)
Mba tsy ahatonga izao fimenomenonana na taraina etsy sy aroa izao dia nataonay izay mety fa ny vahoaka no misalasala sataitaitra. Nataonay ny barazy, notahinay ny tatezana, nazeranay ny pilonina ny jirama, nenjehinay izay mitaritarika tolona, nosoratanay ny anaran'io niakatra teny @ 13 may nefa mbola io fitondrana io no nahasarika anareo vahoaka. Tonga indray izahay izao ka mila anareo vahoaka hakana ny fahefana. HIadana ny Malagasy hatrany amin'ny farany ambanivohitra raha miala ity fitondrana ity. Izahay manampahaizana no mahavita ity fitondrana ity fa tsy ny tsy nianatra.
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:46
2. ranitse ( 26/06/2008 01:55)
Inona ndray ary ity mifanala azy ty ?
3. penguin ( 26/06/2008 05:30)
Fa ny vao tonga ve no tena manakorontana ny serasera manja sa ny tranaininainy sa ahoana ? Milaza i ORONA ary fa raha miala ve izy milamina ny serasera ? Izany hoe misy saritaka hafa koa any. Takatsy e, takaroa o, kiady e, naughtyboy iiii sns ka mba ahoana ny ato amin'ny resaka politika ve milamina tsara sa ahoana eee toa efa nisy dila mantsy izy izay ? :snif: :snif: Sa manala azy tokoa no betsaka ?
4. naughtyboy ( 26/06/2008 21:22)
ndana mandona ny taolambodiny zanakao lahy refa mamony daina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. tsimati ( 27/06/2008 03:52)
Ahoana moa le hoe novaina any "Chile" ? Mpampiomehy. I naughtyboy kay hono no tena TIM ra-kidoro ooo =)) =)) =))
6. kidoropamba ( 27/06/2008 14:35)
Mifalia daholo isika TIM rehetra fa ManjAka sahala eto Madagasikara ny demokrasia ao ZimbabouE ao satria vita soa amantsara ny fifidianana. Efa maka tahaka ny eto madagasikara mihitsy izany izao ireo firenena afrikAna ireo.

Hisaorana ny filoha
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. rahiratra ( 27/06/2008 15:45)
aza misavoritaka ratokolahy a.
8. nanas ( 28/06/2008 15:56)
tsimati:

Mba tsy ahatonga izao fimenomenonana na taraina etsy sy aroa izao dia nataonay izay mety fa ny vahoaka no misalasala sataitaitra. Nataonay ny barazy, notahinay ny tatezana, nazeranay ny pilonina ny jirama, nenjehinay izay mitaritarika tolona, nosoratanay ny anaran'io niakatra teny @ 13 may nefa mbola io fitondrana io no nahasarika anareo vahoaka. Tonga indray izahay izao ka mila anareo vahoaka hakana ny fahefana. HIadana ny Malagasy hatrany amin'ny farany ambanivohitra raha miala ity fitondrana ity. Izahay manampahaizana no mahavita ity fitondrana ity fa tsy ny tsy nianatra.



Ny vahoaka efa ela be no tonga saina, saingy teren ny fahantrana dia lasa mihoaka mitady vola, ny vary 1 kapoaka aza zao efa tsy voavidy intsony koa inona, zay no antony tsy nahavitany nigrevy ohatran ny t@ 2002 intsony re. Sady tsimati ve hita be hoe manadroadro an ny mpanohatra eto @ forum, raha tsy vendrana ny vahoaka koo. Sao diso plan koa ianao fa tsy misy opposition ( groupe politique) anie eto e!

9. tsimati ( 28/06/2008 23:19)
Tsy misy opposition eto hoy ianao nanas ary tsy miresaka amin'ny mpanaradrenirano koa tsimati fa ho anay mpanohatra no ho resahiko noho izany izay tsy izy maka sisiny. Hamafisiko fa mila anareo vahoaka izahay ahazoanay ny fanjakana satria tsy azonay io raha tsy ianareo vahoaka no alefa eny aloha. Ka maneke re ry vahoaka homeo tanana izahay mpanohatra fa fiadanana no miandry anareo ha tsy jaly sahala izao.
10. naughtyboy ( 28/06/2008 23:30)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) omena tanana ahona sao mamindra eo ny tazon'alika sy ny aretitsain'io lalimanga io fa elao pas =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. tsimati ( 28/06/2008 23:39)
Aza mihaino naughtyboy voan'ny tazon'alika re ry vahoaka fa mpanaradrenirano ireny. Omeo anay ny fitondrana ary tongava rehefa miantso eo @ 13 Mai indray izahay an. Ntsooooo :-D :-D :-D :-D
12. naughtyboy ( 29/06/2008 13:20)
efa homena anao mazava ny toerany minisitry marary saina de mahaiza mionona fa ny avelao hafa anana ny safidiny aza terena tsy mila torohevitra avy any aminao,aza de tia tena b otranzany razanety =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. tsimati ( 29/06/2008 13:28)
Ahena izao ny isan'ny Ministra radonaka fa aza mirediredy a =)) =)) =)) . aza mba naughty donaka ihany. Tsy fidiny ny donaka ny arahan'ny lalimanga fa 1 kilometatra dia re =)) =)) =)) naughty radonoka =)) =)) =)) ^:^ ^:^
14. naughtyboy ( 29/06/2008 13:35)
donaka ahona ra resaka :@ :@ kalo de mazoto enao sy ry lalimanaga manatevindaharana fa tsy miditra @ zany za ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :p
mbo faly @ zay fa ho tafa ato ho ato @ ty toerana vaovao ty vao voalohany ao dago no asina minisitra ny olona marary tahaka anao ka dingana goavana zany :p
15. tsimati ( 30/06/2008 02:46)
Raha manisy Ministra mitapy ny mpitondra dia iza no mitapy voalohany? Ilay mpanendry sa ilay tendrena ry naughtyboy karbonetra? Arahan'ny lalimanga no fiafarany :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443