Esory raha mavita...
1. ratakktikk
(
24/06/2008 20:29)
Ozizy ny iranianina ndray andro:\"Zahay hanamboatra Baomba atomika\"
Dia ozizy ny Amerikanina: \"E e e e, tandremo! ianareo tsy azo manamboatra\", t@ ny iranianina.
Ozizy ny gasy taorina kelin\'zay :\"Zahay ko hanamboatra!!!\"
Dia ozizy ny Amerikanina t@ gasy:\" Manaova ra mavita!\"
Kanosa, Tsoraka, Penguin>> Esory raha mavita!!
Miseho ho goaika antitra nefa malemy taolana.
ratakktikk no atao oe mafy andro. Vao teraka omaly d mavita Mitsipaka ambava-fo an \' i Penguin sy manatsoratsoraka an\'i Tsoraka ary Manatontatonta an\'i Kanota kanosa dombo sy mbola mila manao stazy any zamerika......
siriho miadana ao dia mahereza mitsingoloka....
Ataovy madio fotsiny ny kilalao d aza ratsy saina. izay ihany. Isan\'ny ankafiziko ty karazana kilalao iray ity.
Fangah tsy Hery ndray ny Kidoropamba no ahilika aty @ ratakktikk ndray?
Ra ohatra ka Hery i Kidoropamba d ratakktikk=Hery. :lol:

novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:51
2. penguin
(
25/06/2008 01:07)
Manahoana ny mpihinanmparaky raha tafahoana hoy ny hira Malagasy iray ary manahoana ny mpisotro toaka raha tafahoana. Matoa Hery = kidoro ary kidoro=ratakktikk dia mazava fa Hery= kidoro=ratakktikk sy izay vao ho teraka manaraka eo. Math 6e dia mahay io.
Tsy mitovy ny anareo kosa izay hafakely
Jeankely=kanota=Penguin=Rahiratra= Olona mahasosotra saingy kanota nefa tsy kidoropamba nefa Jeankely kidoropamba. Mahagaga
Zamerika tsy zakan'ny kely atidoha ary tsy afa-manao sy manokatra satria tsy mahavita saingy mikitika fianambahoaka ka hidiranay =)) =)) =))

3. kidoropamba
(
25/06/2008 09:00)
Marina ny an'i penguin hoe: "mikitika fiainam-bahoaka ka hidiranay". Izay mihitsy ilay baiko nomena ny TIM ka tsy maintsy tanterahina. Io ilay KAMIKAZE. Fa tsy tokony nolazaina teto izany fa lasa sirika ilay tetika.
Ny filoha hajaina sy mamim-bahoaka Ravalomanana aloha hanao satria mahavita:
- vita ny trosa
- vita ny fanafarana vahiny hitondra ny tany sy ny fanjakAna
- vita ny fanamelohana ho faty ireo tantsaha kamo be tenda
- vita ny subvention an'i TIKO, menaka,
- vita ny fanagadrAna ny Le quartz satria mangalatra
- vita ny nanagadrAna sy nanolAnana ny vadin'ny Pety tany amponja mba hivoahan'ny Pety izay miafina
- vita ny namotehana ny mpianatra izay te hikomy
- vita ny fampitahorana ireo mpanohitra te hikomy sy ny fanagadrAna ny sasany amindry zareo
- vita ny detaxation izay nampiroborobo fatratra ny toekarempirenena
- vita ny sommet de l'UA @ 2009
- vita ny MAP
- vita ny fitsangatsangAnana any ivelany
- vita ny seranantsambo hanondranana ny coblat, illmenite...
- vita ny varotra tany amin'ny vahiny mba hisian'ny fandrosoam-pirenena
- vita ny fifidianana ka hanjakanay tanteraka
- vita ny fametrahana an'i toamasina capitaly ekonomika ka hanaovana ny lanonana 26 juin 2008
sY NY SISA
Mahavita be ity filoha hajaina ity ka dera sy laza anie ho an'azy, fa tompo mahery.
Tapitra Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

4. penguin
(
25/06/2008 09:11)
Sirika ianao ra-kidoro oo. Handitsahan'ny zazakely ary mila sasana sy ahazina ny kidoro na soloana hafa. Hampiasao indray ny ratakktikk amin'ity taktiky nofa tiky=)) =)) =)) =))
5. kidoropamba
(
25/06/2008 09:14)
Sirika amin'inona? F''angaha avy niafina izaho kidoropamba mpikambana mavitrika ary midera ny filoha hajaina Ravalomanana?
Dera sy laza ho anao filoha hajaina
God save Ravalomanana ^:^
Dera sy laza ho anao filoha hajaina
God save Ravalomanana ^:^
6. penguin
(
25/06/2008 13:57)
Miafina ianao amin'io solon'anarana vaovao vao tamin'ny 21/06. Saingy ny tompon'entana no mandahatra. Na izany aza tsy mahazo-kil ihany. Ovao indray ary ataovy sambo-balala main'andro :-D :-D :-D
7. kidoropamba
(
25/06/2008 15:05)
Tsy mahazo kil amin'inona moa izy ity? Sa resaka varotra indray koa izany ny antsika eto? Tsy ilaina ianao mialona ny anarako satria tsy mampiova zavatra izany. miasa, miasa ary miasa hatrany ny tanjona.
Ravalomanana Ihany? Na rendrika na midaboka.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Ravalomanana Ihany? Na rendrika na midaboka.
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
8. tsimati
(
26/06/2008 01:13)
Aza manaiky izay olona tsy nianatra ry vahoaka fa efa hatombokay amin'ny fanaparitahana website isakarazany fa tsy misy ilana azy io fitondrana io. Tandremo no variana mitaraina fa hajerao miaraka aminay io fitondrana io ary ho hitanareo vetivety fa heniky ny profesora marobe vetivety avy aty Frantsa hatrany ambanivohitra rehetra ary hisongadina ny tanintsiaka.
Omeo tanana re ry vahoaka ^:^ ^:^ ^:^
Omeo tanana re ry vahoaka ^:^ ^:^ ^:^
10. tsimati
(
30/06/2008 02:51)
i naughtyboy tazon'alika moa dia lasa niparitaka nanaraka fikan'aadala :-D :-D :-D