Amin'ny anaran'ny désantralizasion,voatendry ny PDS (nosibe)
1. kidoropamba
(
24/06/2008 11:56)
Fisaorana mitafotafo ary Andriamanitra hanampy anie no arosonay ho anao ry filoha hajaina satria nahazo PDS vaovao ny vahoaka ao Nosibe.
Efa niandry olomboafidy hatrami'n'ny volana desambra 2007 ry zareo tao nosy be fa izao vao, 6 volana aty aoriana, tonga ilay nadrasana: Notondroinao ny PDS ao Nosibe satria efa fotoanan'ny desantralizasion izao fa tsy fangoronam-pahefana mihitsy.
Faly ary tena faly ny vahoaka fa olona mahafatoky, indrindra amin'ny fiarovana ireny harenan'ny fizahan-tany ireny ity PDS vaovao voatendry ity. Afaka izao ny fitaintainanay vahoaka satria nitady haka an'ity nosibe ity ireo mpanohitra manana 500 miliona isan'andro.
Soa ihany fa teo ianao ry filoha hajaina fa mitandro marina ny tombotsoam-pirenena.
Masina anie ny anaranao filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita isika Malagasy raha mitohy izao satria tena mipetraka ny politikan'ny fitsijaram-pahefana (desantralizasion) izay tsy mba nataon'ireo olona nitondra hatr'izay.
God save Ravalomanana ^:^

répondu par tsimati le 26/06/2008 01:26
2. penguin
(
24/06/2008 12:51)
iza no diso manadala olona f'angaha fifidiana moa ny PDS ?
handamoka anie ny hevitr'i kidoropamba
handamoka anie ny hevitr'i kidoropamba
3. hery
(
24/06/2008 13:35)
Gravy koa izany hoe 6-bolana tsy nomen-dRavalomanana PDS Nosy be :-)
Sa tsy mbola izy moa no filoha tamin'ny décembre 2007?

5. kidoropamba
(
25/06/2008 09:26)
PDS izany tsy nofidiana ry tsimati e. Efa tsy maharaka lesona koa nareo izany kanefa ny filoha ange mampianatra ny malagasy foana isaky ny alahady e: henoy ny tenin'ny filoham-pirenena hajaina isaky ny alahady.
Nilaza izy tao fa ny nomena ny PDS satria mila mandroso i Nosy be.
Tena mahaliana mihitsy ny "tenin'ny filoha" isaky ny alahady satria ny radio sy televiziona nasionaly mihitsy no manaparitaka azy any amin'ny faritra lavitra andriana any. Hitanao amin'ny kabary bentesin'i filoha hajaina fa lalina dia lalina raha fahaizan'ity filoha ity. Tena manana dokotra roa marina ity tompo mahery ity.
Tafita Iiska Malagasy
God save ravalomanana ^:^

6. penguin
(
25/06/2008 14:06)
Dokotera roa na telo aza adino fa mbola tsy mihoatra ny Profesora. Go to hell ra-kidoro oo
7. kidoropamba
(
25/06/2008 14:57)
"Go to hell" avy aiza indray? Hajanony io ompa lava ataonao io fa mora sirika ange nareo io e. Efa nalefako any @ CIS io ompanao io dia ho hitany havanao eo ianao.
Ravalomanana? mandroso! mandroso!
Ravalomanana? marina sy masina.
^:^
Ravalomanana? mandroso! mandroso!
Ravalomanana? marina sy masina.
^:^
8. tsimati
(
26/06/2008 01:26)
Ampio izahay aty Frantsa re ry vahoaka hanala ty fitondrana tsy mahavokatra sy mitondra jaly ty.
Hiadana ianareo vahoaka ka tongava rehefa miantso anareo izahay. Dia misaotra mialoha ry vahoaka ^:^ ^:^ ^:^ ^:^