Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Hikasa hanongam-panjakana ireo bestileo 17 nogadraina ireo?
21. kidoropamba
( 24/06/2008 12:00)
Roso ny dia. Ravalomanana Ihany! Na vaky ny loha, na rovitra ny pataloha, na hihomehezan'ny mpanohitra, dia Ravalomanana ihany ny anay.
Tohizo ny lalAnantsika
God save Ravalomanana ^:^
Hamaly
22. penguin
( 24/06/2008 12:58)
Na lasa mivaha dia ny mpanohitra ihany no mahatafavoaka baolina fa adalan'ny olona tsy manaraka azy. Efa hita izao fa ny mpanohatra no hampiadana nefa variana ihany. Hiadana fa jereo ny mpanohatra.
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0798