aza manody!!! hahahahaha

1. ari.malala ( 20/06/2008 14:11)
mipetraka any ambanivohitra hon izany ry Jean Bolida menakavy. IJEan Bolida de bandikely fatsoratsora tia mandrairay zavatr'olona d voaantso any ampianarana foana ny dadany we ratsy toetra ilery sady mangalangalatra e! d ndremande hono zany, nanadina fahalalana tsotsotra ny mpampianatra (fahalalna tsotsotra mou no azo ilazana ny connaissance générale? ) :

ramatoa mpampianatra, aiza ry Jan Bolida no misy ny Rova
JB, tsitako madama
ramatoa mpampianatra, ny misy ny rova v d tsitanao e!!!
JB ka tsitako izany madama! ts naka anizany za! :-D :-D :-D :-D nenareo refa mis zavatra tsita d za fona za fona za fona :snif: :snif: ataoko inona ze rovanareo any?
ramatoa mpampianatra, aiza ndray aza no misy ny anjely mainty e!
JB? mbola ts za iany kou madama ny naka anizany a!
ramatoa mpampianatra, ento aty ny dadanao rapitso

Ny ampitso, tonga tany ampianarana ny dadan'i Jean Bolida ary d nitantara i ramatoa mpampianatra fa tena ts mahay inon'inona mints i JB, fa ny misy ny rova tsy hainy ny misy ny anjely mainty tsy hainy... tonga tany antrnao amizay, avia elà aty ry JB ozy ny dadany, ts efa teneniko fona mou elà amity tia rairain'ialahy ity!!! aiza no nataon'elà ny rovan'olona sy izany anjelimaintin'olona izany!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i ftlozy ny 22/07/2008 16:42
2. RATOVOARY ( 20/06/2008 14:33)
Dondrona ray trano zany :-D :-D :-D
3. karinah ( 20/06/2008 15:00)
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ilay dadany koh no nanampy trotraka koh!! =)) =)) =))
4. tslem ( 20/06/2008 18:01)
:-D :-D :-D
5. miscene ( 23/06/2008 09:07)
=)) =)) ,tsy ratsy ! =D>
6. Simpona ( 23/06/2008 12:50)
:-D :-D :-D :-D
7. endrika01 ( 24/06/2008 06:56)
:-D:-D:-D lay mpampianatra no tena donto kou,:-P
8. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:51)
efa zatra mitsaika i lery,de zay hanotanian azy,tonga
dia any @lay halatra kely aby :-D :-D :-D
9. lsandra ( 24/06/2008 13:28)
mampime tsss! zany le hoe aza manody ny goavy manta :lol: :lol: :lol: =)) =)) =))
10. Nanoo ( 27/06/2008 09:52)
Zay adala ony ny toa andrainy! ;-)
11. koloinakely ( 10/07/2008 08:27)
ka zavatra tsy nataony kosa ve no nanendrikendrehana azy kou!
12. infinity ( 10/07/2008 16:27)
:-D :-D :-D Bravooo ari., tapaka be ny tsinaiko hihihih! =))
13. Vitsikakely ( 20/07/2008 09:38)
ari.malala> =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) hotsanah zany lery an,za ny ah njay silamamy.
14. ftlozy ( 22/07/2008 16:42)
tsy ratsy kous iny aaaa!! bravo njy óooo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263