Mandroso hono i Madagasikara!!!
21. rakapy
(
21/06/2008 02:14)
Dia mbola fampandrosoana an'ny Malagasy ve no tanjon'ny filoha sa fanomezana avantage ny vahiny??? ny gasy izany dia mpamafa ny tain'omby fotsiny??Izay ve ilay politika-ndra8??? hivarotra tanin-drazana :-D :-D :-D
22. kanota
(
21/06/2008 02:19)
Aiza koa ireo injeniera bedebe ireo ve ho mpamafa tainomby. Ny voan'ny tazon'alika no mamafa tain'alika sahalan-drakapy. hahahahihihi. =)) =)) =)) . Hiasa aho aloha fa manaraka indray ary mamokovoko eo.
24. rakapy
(
21/06/2008 03:00)
Na izany na tsy izany mazotoa ary mirary soa ho anao ry akama a! Tsy i ra8 sy ny TIM akory no hampiady sy hampifanompa ny gasy manan-tsaina. :-D :-D :-D
25. Annie2006
(
21/06/2008 08:40)
kidoropamba:
1 miliona no nivoaka ny fahantrana. Vokatra azo tsapain-tanana io. azo refesina mora foana. Ary voarakitra tsara ao anatin'ny MAP izy io.
Izany raha fanatika tsy misaina mihitsy.
:-@
26. kidoropamba
(
21/06/2008 13:20)
Ary ianao ve mba misaina amin'ity fanoherana be fahatany ity? arosoy ny vaha olana raha misy, fa raha tsy izany dia ndana mamboly ovy sy sorgho.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
27. Marindrano
(
21/06/2008 19:26)
Tsy misy maharatsy ny mamboly.
Vahaolana ny mampitombo ny vokatry ny fambolena mba hahavitana tena ara-tsakafo fa tsy hanafatra lava.
"izay voky no maharaka ny namany"
Vahaolana ny mampitombo ny vokatry ny fambolena mba hisian'ny ambim-bava azo amidy sy aondrana any amin'ny firenen-kafa, ka hiteraka loharanom-bola azo ampitomboina sy hananganana orinasa. Ary koa hialana tsikelikely amin'ny fitrosam-bola lavareny avy any ivelany.
Tsy maharaka ny tinadin'ny tsenan'ny "SADC" ny ovy vokarin'ny malagasy. Vahaolana: ampitomboina (tsikelikely, arakarak'izay eo ampelatanana) ny fampiasam-bola amin'ny famokarana ovy. hatsaraina hatrany ny kalitao mba afahana mifanina, ny fikarohana sns...
Mila atao ara-drariny anefa ny asa rehetra ao anatin'izany mba hitsinjara araka ny tokony izy ny tombotsoa. Ka samy hahazo ny tandrifiny ny tsirairay.
...ny atao no miverina.

28. kidoropamba
(
21/06/2008 21:44)
Fialonana ny anareo no betsaka. Mialona nareo satria manam-bola ny filoha hajaina Marc Ravalomanana. Satria miroborobo TIKO. Satria izy no lehiben'ny tafika.
Raha tsy misy vola dia tsy mamokatra aloha fa mitrosa vola hamokarana.
Tsy misy atahorana amin'ireto trosa ireto ange satria raha araky ny salan'isan'ny fitombon'ny mponina dia mety ahatratra any amin'ny 25 millions any ny isan"ny malagasy afaka 20 taona. Kanefa raha 1 dolara isam-bolana no alohan'ny ny malagasy dia voaloa daholo ireo trosa ataon'ny filoha hajaina Ravalomanana afaka 20 taona any.
Aoka isika ampiasa ny loha fa tsy ny fo. Ny loha no mandinika, mandalina, fa tsy ny fo.
Ny fampiasana loha, sahala amin'izay ataon'ny filoha hajaina Ravalomanana itsy no mampandroso firenena: Mitrosa raha afaka mitrosa. Tsy adala akory ireo mpamatsy vola ka mampitrosa antsika kanefa hitany fa tsy afaka mandoa ny volany isika.
Rariny kosa aloha ny malagasy raha mandoa ireto trosa nataon'ny filoha hajaina Ravalomanana ireto satria izy no tena mahazo ny tombotsoan'ny trosa: vita ny lalana, vita ny port hanondranana an'ireo illmenite, cobalt sy nickel, vita ny ranch ary azo ireo omby be ronono norveziana, azo ny chameau avy any libia, tonga maro be ny injeniera vazaha matianina, ny filipianina be vola....Ka tsy i TIKO na i filoha hajaina mihitsy no tokony handoa an'ireo trosa ireo fa ny vahoaka lasa sambatra.
Ravalomanana? Ravalomanana ihany!
Ravalomanana? Ravalomanana hatrany! ^:^

29. Marindrano
(
22/06/2008 19:53)
Ny tanjona amin\'ny fampandrosoana dia mba hanana daholo ny ankamaroan\'ny malagasy. Mba hihatsara ny fari-piainan\'ny rehetra tsy ankanavaka. Fa tsy sanatria mbola hitombo indray ny elanelana manasaraka ny manana sy ny tsy manana. (izay isan\'ny olana goavana sedrain\'ny firenena maro ankehitriny)
Izany hoe misy hatrany ny mira sy ny zara-mitovy eo amin\'ny fitsinjaran\'ny vola miditra isan-tokatrano sy isam-paritra ary eo anivon\'ny firenena iray manontolo. Izay no ara-drariny.
Tahaka ny maha-rariny (raha ohatra ka rariny) an\'ilay isambatan\'olona mandoa
Ny olona jamban\'ny fihetsem-pony no mahasoratra teny tsy voahevitra sy tsy voalanjalanja matetika (oh: fanesohesoana olona, ompa, fanaratsiana olona, fandokafana olona, fampisaraham-bazana, fampiadiana olona, fanakorontanana sns...).
Ary koa tia mandray an-tendrony izay lazain\'ny hafa.
Tsy misaina izay ataony mialoha fa entin-kentim-po dia miteniteny foana. Ary tsy mahazaka ny fanehoan-kevitry ny hafa mandrakariva fa voatsindrona ny fony dia mitroatra sy entin-katezerana ka mandrahona sy mankahala avy hatrany.

1 dolara isam-bolana no alohan\'ny ny malagasy. voalaza etsy ambony.
Ny olona jamban\'ny fihetsem-pony no mahasoratra teny tsy voahevitra sy tsy voalanjalanja matetika (oh: fanesohesoana olona, ompa, fanaratsiana olona, fandokafana olona, fampisaraham-bazana, fampiadiana olona, fanakorontanana sns...).
Ary koa tia mandray an-tendrony izay lazain\'ny hafa.
Tsy misaina izay ataony mialoha fa entin-kentim-po dia miteniteny foana. Ary tsy mahazaka ny fanehoan-kevitry ny hafa mandrakariva fa voatsindrona ny fony dia mitroatra sy entin-katezerana ka mandrahona sy mankahala avy hatrany.
...ny atao no miverina.
30. kanota
(
23/06/2008 04:35)
Ny tiana hambara dia God save hery=kidoropamba fa aza manao fijery ampotomolotra sao lafo mora foana.
31. kidoropamba
(
23/06/2008 20:13)
ö ry kanota à, nilaza indray ny lehibe nareo RANJIVASON fa sahala amin'ny bokassa indray hono ny filoha hajaina Ravalomanana (la gazette de la grande ile).
Efa tsy hainareo intsony no lazaina e. Tenenao io MATSILOnareo io fa tsy mankaiza.
Fa mitandrema fa raha mitohy ihany io vava maimbon'ingahy minisitra teo aloha io, dia gadra no hiafarany. Tadidio fa ity minisitra taloha ranjivason ity dia nanompo an'i filoha hajaina be tamin'ny fotoan'androny ka nanapaka mihitsy ny karaman'ireo SECES namany izy satria nahazo baiko avy tamin'ny sefo deba, filoha be voninahitra Ravalomanana. Izao izy dia te ahazo sezaa ka milaza fa sahala amin'ny bokassa ny filoha hajaina Ravalomanana.
Mety misy mahamarina azy kely ihany anefa izany satria raha "diamant" indray dia samy manana na i bokassa na ny filoha hajaina Ravalomanana e.
Raha resaka fangoronankarena aloha dia ataon'ny filoha hajaina Ravalomanana tely moka daholo ny prezida afrikana a, na bokassa, sani abacha, mobutu, na iza.
Tafita Isika Malagasy

32. ratakktikk
(
23/06/2008 21:45)
Hita fa le kanota tena tsizy mits. Ra manana blem am Hery lery na @ serasera tokony tsy kanosa otranio fa ze marina tenenina. Mirefarefa @ tany ny mitsy ny fikan'ty kanota ty. Na zazakely vao teraka omaly mbola maharesy azy.
Izy sy tsoraka dia iray ihany @ fisainana. samy iva fsainana.

33. penguin
(
23/06/2008 23:41)
Mety mody miala-pas ianao fa teraka oviana ilay ratakktikk ? omaly ? :-D :-D :-D