ASA ATY LIBAN

21. kelly13 ( 26/06/2008 20:14)
8O oadray, inn dol zao e? nga d tsy maintsy lazaina eto ho hitan'ny be sy ny maro reo tenenin'i xxx18 ireo? na marina na diso ireo zvt tatarainao ireo dia tokony mba notazominao ho anao irery. tsy misy oe fiarovana an'i anona na i anona no teneniko (za tsy momba n'iza n'iza izany eto, zay ny ahy mantsy) fa hitako kosa oe tsy rariny ireo nosoratanao ireo.

22. xxx ( 26/06/2008 20:15)
sady raha mba marina moa!!!!!
23. yonikafopl ( 26/06/2008 20:37)
kelly hitsikio fotsiny akia aaa, mitady tantara indray mipika izy mba hilazany ngamba fa manao toy ny fanaony aho, indrisy anefa , vao maika nampitotongana azy amin'ny farany ambany ilay fikany :-D :-D :-D :-D
24. xxx ( 27/06/2008 06:30)
=kellyoadray, inn dol zao e? nga d tsy maintsy lazaina eto ho hitan'ny be sy ny maro reo tenenin'i xxx18 ireo? na marina na diso ireo zvt tatarainao ireo dia tokony mba notazominao ho anao irery. tsy misy oe fiarovana an'i anona na i anona no teneniko (za tsy momba n'iza n'iza izany eto, zay ny ahy mantsy) fa hitako kosa oe tsy rariny ireo nosoratanao ireo

oadray hita fa momba an'i kala momba koa inona inona , jereo ny valin'ny dinika faha 9 dia hitanao hoe iza no nanao taloha .Efa hitako maso 2 reo lazaiko reo koa ane e fa tsy hoe resaka nampitaina mdr

tsy manao xxx hono , hohohoho efa zatra manadio tena ohatra ilay resaka liban iry e, tsy mahagaga
25. aloalo ( 27/06/2008 08:40)
N'inn n'inn raharaha iafanaovana dia misy ny contrat. koa raha firy volana na firy taona ka zay no nifanarahana, tokony hajaina.

Tsarovy fa tsy nahazo asa enao, tsy nahavita trano enao, tsy afaka nanampy havana mafy ady any dago enao raha tsy nisy ireo oul intermédiaire nanome asa anao.

Ny mampalahelo @ isika malagasy dia raha samy isika dia fitsikerana no maro fa raha vaza dia manaiky "wi m'sé, wi vaza b, ekeko daholo ny conditions na daka aza no azoko fa tsy vola".

Asany ny azy, toa ny afera rehetra. toa ny agence immobilière, agence de voyage, intérim @ asa... Koa rehefa eken'ny tany mpandray sy ny mpandefa, akory atao ? manao ny asany izy, normal izy raha maka ny pourcentage na karama. Izy kosa v hiasa talata eo, fanga enao havany ?

Efa hitanao ny fika, raha za enao, manokatra birao, dia manaova concurrence, dia solafa b reny alaina, fa tsy hanenjika anao izy. Eny e, fa mila oul manambola sy manana connaissance koa alou e, oul adala rehetra io v hahavita zany ?

Nisy reportage iny teto. Ny conditions n'ny asa, anjaran'ny fanjakana Liban no mijery izany, fa amiko ny birao intermédiaire fotsiny.
26. kelly13 ( 27/06/2008 09:31)
xxx23>tsy momba an'iza aho na momba an'iza oa, averiko indray, mahafantatra izany dol ny ankizy mpisera amiko eto! raha nahita ny masonao 2 d tokony notazominao ho anao ny zvt hitanao fa tsy naderaderanao teto! ny mba hanontaniko anao aza d izao e: inn ny tombotsoa azonao zao nitatara ireo teto? nahazo vola b v ianao sa nahazo voninahitra b? sa inn no but?

tsy manao xxx hono , hohohoho efa zatra manadio tena ohatra ilay resaka liban iry e, tsy mahagaga



za v no tinao lazaina eto?
27. hery ( 27/06/2008 12:59)
xxx 4, xxx 18, xxx23 = peugeot

Nosakanana fa tsy nanaja fitsipika:
- Manala baraka olona manokana
- Atteinte à la vie privée
28. hery ( 27/06/2008 13:06)
yonika> Tsy mitovy mihitsy. Tsy resaka vie privée no voakitika fa resaka asa. Société tahaka ny société rehetra. Raha vao resaka Liban ka mandray anjara ianao dia mandray anjara en tant que tomponandraikitra. Indrindra moa raha mikasika ny service atolotrareo ilay izy.

Raha izay zavatra nataonao manokana ivelan'ny service atolotrao, izany hoe tsy mikasika resaka Liban mihitsy, dia tena tokony holazainao amiko raha misy satria izay no atao hoe vie privée... ka tsy manaraka fitsipika.

Dia tsindriko kely koa ny blem-n'i Bozy. Ny an'i Bozy anie resaka en privée ifanaovany amin'olona any no ilazany hoe site manalabaraka ny serasera e.
29. hery ( 27/06/2008 13:12)
Ok averiko amin'ny resaaka Liban ilay resaka.

mahdoum> contrat nifanarahana io dia ekena. Tsy noterena ianao ho any Liban ka rehefa manaiky ianao dia tsy afaka miteny intsony hoe mitsentsitra na tsia. Afaka milaza ianao hoe tsy mamely izay nandefa anao, na koa mi-proposer hoe atsy indray mandeha. Fa izay mihatra aminao dia vokatry ny fanekenao mazava tsara ny conditions hiainanao.

Mitovy amin'ny mividy zavatra eny antsena ihany io. Raha ohatra ke mety aminao ilay izy dia faly ianao. Raha sendra tsy mety ilay izy ka misy olan'ny mpivarotra dia aza mividy ao intsony ary teneno ny ankizy tsy hividy ao koa.
30. xxx ( 27/06/2008 13:54)
mazava kosa angamba izay ny fanazavàna nomeny i hery ...io farany io momba ny cotrat de travail....
31. kelly13 ( 27/06/2008 20:17)
asaivo miova fiat na lancia na renault indray fa mandreraka b le fombany, manimba ambiance no manimba oul
32. yonikafopl ( 28/06/2008 06:00)
ok hery, merci tam infos, ilay momba an bozy somary vazivazy zary tenany ihany no nitondrako azy ka :wink:

kelly hihih 4L na 2CV no tsaratsara hiovany ngamba hihihihihihih
33. kelly13 ( 28/06/2008 09:10)
yonikafopl>an an an ka, aleo atao mba moderne fa lomorona beuuuuu :-D :-D
34. yonikafopl ( 28/06/2008 09:39)
kelly hihih ka manjary karoseria fotsiny fa ny moterany mintsy no efa lomorina nge eeeeee, mila manao vidanza be mintsy :-D :-D
35. endrika01 ( 04/07/2008 16:12)
hery:
Ok averiko amin\'ny resaaka Liban ilay resaka. mahdoum> contrat nifanarahana io dia ekena. Tsy noterena ianao ho any Liban ka rehefa manaiky ianao dia tsy afaka miteny intsony hoe mitsentsitra na tsia. Afaka milaza ianao hoe tsy mamely izay nandefa anao, na koa mi-proposer hoe atsy indray mandeha. Fa izay mihatra aminao dia vokatry ny fanekenao mazava tsara ny conditions hiainanao. Mitovy amin\'ny mividy zavatra eny antsena ihany io. Raha ohatra ke mety aminao ilay izy dia faly ianao. Raha sendra tsy mety ilay izy ka misy olan\'ny mpivarotra dia aza mividy ao intsony ary teneno ny ankizy tsy hividy ao koa.
36. endrika01 ( 04/07/2008 16:55)
Tokony hiresaka akaiky @Birao de ny mbola any Madagascar ianareo vhv mandeha aty we: raha vola avy am-paosinay no hanamboaranay ny passeport-nay;hanaovanay visitenay;dia rariny izahay raha mandray ny 3mois-nay raha izany!Tamin\'ny andronay dia nandray ny karamanay ara-dalana izahay ny faran\'ny volana nahatongavana taty;lany vola zahay nandeh teny 67ha,nandeh teny Antsahavola,teny Anosy,teny Isotry (nanao test de grossesse)tsy nisy we karama tsy noraisina izany!Sao kosa nareo tsisy sôsy nefa te handeha de possible raha alainy ny azy rehefa avy eo.==========>raha ohatra kosa ka enao no niantoka ny momba anao manontolo nefa ny karamanao 3volana tsy mandray enao dia torio @fanjakana fa tsy rariny izany!Mihidy @zay lay Birao ny Birao nandefa anay taloha aza toa we nidin\'ny fanjakana nefa zahay nandray tsara ny karamanay,ka vao maika fa ny contraire an\'zany!Asa aloha e,nareo koa aza katahotra daholo,mijoroa @maha anao anao @hevitrao,refa mihaona face a face @le Birao,vondron\'olona retra any Dago ny @io 3mois sans payé io.Mba tsy ho tonga aty vao we nanenina aho marina mafy,sns sns!Mazotoa aby !:D
37. tsiambaratelo ( 06/07/2008 13:10)

Tokony hiresaka akaiky @Birao de ny mbola any Madagascar ianareo vhv mandeha aty we: raha vola avy am-paosinay no hanamboaranay ny passeport-nay;hanaovanay visitenay;dia rariny izahay raha mandray ny 3mois-nay raha izany!

Tamin'ny andronay dia nandray ny karamanay ara-dalana izahay ny faran'ny volana nahatongavana taty;lany vola zahay nandeh teny 67ha,nandeh teny Antsahavola,teny Anosy,teny Isotry (nanao test de grossesse)tsy nisy we karama tsy noraisina izany!Sao kosa nareo tsisy sôsy nefa te handeha de possible raha alainy ny azy rehefa avy eo.

==========>raha ohatra kosa ka enao no niantoka ny momba anao manontolo nefa ny karamanao 3volana tsy mandray enao dia torio @fanjakana fa tsy rariny izany!

Mihidy @zay lay Birao ny Birao nandefa anay taloha aza toa we nidin'ny fanjakana nefa zahay nandray tsara ny karamanay,ka vao maika fa ny contraire an'zany!Asa aloha e,nareo koa aza katahotra daholo,mijoroa @maha anao anao @hevitrao,refa mihaona face a face @le Birao,vondron'olona retra any Dago ny @io 3mois sans payé io.


Mba tsy ho tonga aty vao we nanenina aho marina mafy,sns sns!Mazotoa aby !:D


38. joace91 ( 06/07/2008 20:33)
atao ps inn ndray ny copier coller aminy manaraka ?? :-D :-D
39. 08051972 ( 24/08/2008 13:38)
zandikely:

Tsy mety vita ity asa any Liban ity!

F'inona no asa ataon'ny ankizy any Liban fa tsy fantatro e? De mba tsara karama ve ry zareo? De mampahery ny ankizy rehetra miasa any Liban ô!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193