sô de mba tafiditra serasera aza reo devoly ??

21. xxx ( 18/06/2008 06:06)
fa iza mihitsy no tena devoly ato e
22. diamondra27 ( 18/06/2008 06:12)
nareo reto an!

sakaizakely : ndry nge akia mbola lena ny orana de nandro de nifafa de tsy hitandry ze fandehany teto

efa naka plasy tsara zany zao de mandinika le jereo eto?

taiza koa ry reto nisy devoly tsara sy ratsy zany a

Belami fa iza marina enao e
23. xxx ( 18/06/2008 06:42)
xxx:

stilo ve io orona io eh?



24. ainaheri ( 18/06/2008 06:48)
F'angah misy devoly ato ee???
25. RATOVOARY ( 18/06/2008 06:59)
Mila fandroahana devoly koa ato zany fa any Ambondrombe ihany
26. ikaretsaka ( 18/06/2008 15:48)
glacholet aourt amsachet (nenay bizna ihany raha vao misy gidra ohatran zao)
27. xxx ( 18/06/2008 16:56)
xxx:

vakio hatramin'ny farany ity dinika ity dia hainareo hoe iza izy, ilay Mme tony nonomboka eo amin'ny numero 6 ( tony tony itony itony) :-D
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m484fbde4b1dfe

tsy dia tsara ny manao resaka mandany andro toa izao.Sao hianao io xxx namorona ny sujet asa no tena izy

:evil: :evil: :twisted: :twisted: :roll: =)) =))
28. xxx ( 18/06/2008 17:12)
diso i xxx farany io fa tsy izaho no namorona ny sujet ô!
nitondra ny jereo eto fotsiny aho hoe io no nahatonga an'i Mme tony....koa te hanao tony tony eo ko! ny fako sy ny bozaka ary ny zavatra no atao an'izany.... :) :lol: aza manao intsony amin'ny manaraka an! hajao ilay olona dia tsy ho madama TONY intsony i xxx :-D :-D :-D :-D
29. niryna ( 18/06/2008 17:18)
xxx:

orona,jeankely,bozy,salmo,tezitra,salopard,kanota....
sô de mba reo aza reo devoly nalan'i maihol tany ambondrobe?


fa maninona no mahatonga anao miteny an'izany fa tsy maharaka aho ?
30. xxx ( 18/06/2008 17:31)
xxx:

diso i xxx farany io fa tsy izaho no namorona ny sujet ô!
nitondra ny jereo eto fotsiny aho hoe io no nahatonga an'i Mme tony....koa te hanao tony tony eo ko! ny fako sy ny bozaka ary ny zavatra no atao an'izany.... :) :lol: aza manao intsony amin'ny manaraka an! hajao ilay olona dia tsy ho madama TONY intsony i xxx :-D :-D :-D :-D



xxx>milay ny adinao (l)
hoan' Mme TONY na rush indray> mahaiza manaja tena dia hajain'ny olona faza maivan-doha! :twisted: , Mety ianao ihany no namorona ity loha hevitra ity satria ianao manao XXX entina hanaratsina sy hiadivana @ olona eto.
31. xxx ( 18/06/2008 17:53)
Mitady hampiady olona eto indray Mme TONY, efa kobon'ny olona ny fikanao :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D
32. ni81 ( 18/06/2008 17:58)
fa maninona no mahatonga anao miteny an'izany fa tsy maharaka aho ?
ilay olona voalaza anarana io nalaza be tany dago volana vitsy² izay fa hoe nanala devoly tao Ambondrombe akia.
33. Belami ( 18/06/2008 18:07)
diamondra27:

nareo reto an!

Belami fa iza marina enao e



de mbola tsy fantatrao foana ve za ? za koa tena liana hahafantatra anao nefa :wink: :-w
34. xxx ( 18/06/2008 18:35)
xxx:



tsy dia tsara ny manao resaka mandany andro toa izao.Sao hianao io xxx namorona ny sujet asa no tena izy

:evil: :evil: :twisted: :twisted: :roll: =)) =))


ianao koa aza mba mandany andro ato koa mba be laza-olana eo, io tsy mahafantatra ny ataonao io ihany no mahatonga anao hila vanony amin'ny hafa...itovizana ihany ny antsika, samy mandany andro


:-D :-D :-D :-D :-D :^)
35. diamondra27 ( 19/06/2008 12:03)
Belami ko varian mano 27 de boka eo fa tsy tonde lzina we iza lah
36. ikaretsaka ( 19/06/2008 12:34)
intercepted indray ny missile an'i Madame Tony! :wink:
37. xxx ( 19/06/2008 14:35)
missile karoty ho lasa lavitra :-D :-D :-D :-D tonga de masaka eny ampanidinana :x
38. rastafarai ( 20/06/2008 02:57)
:) Betsaka ny tsisy atao...
39. yonikafopl ( 20/06/2008 18:53)
Mme Tony Parker ve zany eee ( Eva Longoria ) hihihihihihihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356