ikaretsaka
1. LazaDaddy
(
17/06/2008 06:02)
http://ikaretsaka.blaogy.com/post/439/3346 ny soratr'ise :) Tena tsy izaho io r'ikaretsaka fa sao dia mba nanonofy ahy kosa aza ise tamin'io? :)
novalian'i fijo ny 18/06/2008 21:18
2. hery
(
17/06/2008 06:53)
LazaDaddy> Toa manana boatin-kafatra ao @ namana ikaretsaka raha tsy diso aho.
Sa nosakanan'ikaretsaka tsy afaka handefa hafatra any aminy i LazaDaddy?
Sa tiana haseho eto hoe miresaka ianareo roalahy?
Sa nosakanan'ikaretsaka tsy afaka handefa hafatra any aminy i LazaDaddy?
Sa tiana haseho eto hoe miresaka ianareo roalahy?
4. ikaretsaka
(
17/06/2008 14:07)
jereo ao @ archives ao fa tao@ resaka tao io no notsiponiko... resaka le hoe fa maninona no manao rebareba sy akanjo voloparasy sy masina maria sy ny sisa iny... archivesn'ny t@ herintaona!
mety tsy novakianao angamba izy t@ izany fa mbola nentim-po be fotsiny ianao? :wink:
anyway misy takelaka hoe boatin-hafatra manokana azo andefasana ny resantsika roalahy manokana, na feno isan'andro aza io jereko ihany fa any alefa :wink:

7. ikaretsaka
(
17/06/2008 17:04)
tara film ialahy sady mikasika anay 2lahy manokana le izy saingy nosasany taty :wink: