WYD

1. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:24)
group inona no misy an'ikaretsaka amin'io?
novalian'i cutie ny 25/07/2008 23:37
2. pissoa ( 16/06/2008 11:25)
I LD nga handeha any ? :-D :-D :-D
3. ikaretsaka ( 16/06/2008 14:28)
handeha ihany angaha i LD :wink:
za miaraka @ jesuits any barangaroo
4. cutie ( 16/06/2008 18:56)
in zany WYD?
5. ikaretsaka ( 16/06/2008 21:00)
cutie> http://www.wyd2008.org/
6. LazaDaddy ( 16/06/2008 23:08)
pissoa> inona no mampihomehy an-dry raha toa ka mandeha any ano? :wink:

ikaretsaka> mety mandalo any aho @ Hillsongsconference 2008 raha mahazo "annual leave". Tsy afaka mijanona @ WYD koa anefa raha tsy mahazo "unpaid leave" fa manatitra sy mitsena olona fotsiny. Ataovy sosona ny "sac de couchage" na dia mavesatra aza fa mety mangitsy io.
7. ikaretsaka ( 16/06/2008 23:26)
LazaDaddy:

pissoa> inona no mampihomehy an-dry raha toa ka mandeha any ano? :wink:

ikaretsaka> mety mandalo any aho @ Hillsongsconference 2008 raha mahazo "annual leave". Tsy afaka mijanona @ WYD koa anefa raha tsy mahazo "unpaid leave" fa manatitra sy mitsena olona fotsiny. Ataovy sosona ny "sac de couchage" na dia mavesatra aza fa mety mangitsy io.


ok voaray! toamangitsy ohatran'ny any Bira tokoa hono... fa efa vao nanafatra mummy style vaovao mihitsy ka
:wink: taditadiavo any raha misy fotoana fa hihezaka mitady ny misy ny diosezy gasy koa aho @ io
8. LazaDaddy ( 16/06/2008 23:34)
ikaretsaka> Raha ny fahafantarako azy dia sarahin-dry zareo amin'ny groups maromaro hono ny diosezy tsirairay mba hifanerasera @ hafa.
9. ikaretsaka ( 16/06/2008 23:36)
ok... tadiavintsika foana na izany aza e... rehefa @ vigile sy ny lamesa miaraka @ papa, raha ny hitako tany canada sy tany roma sns.... dia ataony 1 toerana ny mitovy firenena en principe... fa jerena eo e
10. LazaDaddy ( 16/06/2008 23:42)
ka mety lasa any Malaysingaponesia aho raha izany fa any jerena =))...raha mandeha.
11. ikaretsaka ( 17/06/2008 00:01)
mety aby izany e... lalovy kely rehefa le vigile iny e...
12. pissoa ( 17/06/2008 15:41)
LazaDaddy:

pissoa> inona no mampihomehy an-dry raha toa ka mandeha any ano? :wink:

Tsy maitsy misy antony angaha vao mahazo mihomehy aho ? :-D :-D :-D
13. LazaDaddy ( 17/06/2008 22:55)
pissoa> tsy voatery ka :)
14. cutie ( 22/06/2008 08:45)
Ika
Afaka mandehandeha ve nareo any sa de fivoriana fotsiny no atao any? :)
15. ikaretsaka ( 22/06/2008 12:16)
tongava koa.... oadray handehano mihitsy fa tsy misy gasy manda gasy izany :-D
16. cutie ( 24/06/2008 09:41)
za saika hiteny we mba angalao sarina koala bear any koa :-D
17. LazaDaddy ( 24/06/2008 14:05)
jereo fa efa nalefako any ilay KoaLaza retsy a:-D Tanjemo publier-njy iny sao "mampiady" an. hahaha =))
18. ikaretsaka ( 25/06/2008 12:27)
cutie, LD> ahoana ihany eh?
19. cutie ( 05/07/2008 14:15)
:twisted:
20. cutie ( 05/07/2008 14:31)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-06-2008 16:05:17
Lohateny : Re : WYD
jereo fa efa nalefako any ilay KoaLaza retsy a Tanjemo publier-njy iny sao "mampiady" an. hahaha

publier-ko any @ Ika :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1976