Karaman-dradoko mpitsabo

1. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:17)
Hay ve ireto sipakely mpitsabo spesialista ireto mandray hatramina "$1 M per annum" e? Tsy mahagaga raha mikaoty bandy fa tsy hitany ny andaniany ny karamany. hahaha!
novalian'i cutie ny 22/06/2008 08:52
2. xxx ( 16/06/2008 05:23)
fa angaha ratsy ny sipa mikoty bandy???????
mba mivadika izany ny rasa ko!
3. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:25)
xxx> tsara ka :)
4. tess ( 16/06/2008 05:46)
ka ireny mpianatra medecine ireny no tena mpampiatra io asa io anefa tsy zarizary, izay no mahatonga ny fahafatesana après ny intervention ndraindray...atao eny ankelakelantrano rehetrea eny....ny tiko lazaina, any amzé taiana hanaovana azy fa tsy mba any am hopitaly akory.
ny sage femme koa mpanao an'io......ny fahadiovana no tena tsy ampy sy ny eksperiansa :-P
5. LazaDaddy ( 16/06/2008 05:51)
tess> tena spesialista no resahiko fa tsy mpianatra ka. Ny mpianatra manao stazy toa $60 K raha tsy diso aho fa tsy $1M
6. lehilahytsyresy ( 16/06/2008 06:21)
Marina ny voalazanao. Betsaka. Saingy betsaka koa ny tsy maintsy aloha amin' ny income tax sy ny malpractice insurance.

Na izany na tsy izany, dia karama tsara ohatr'ireo koa no tsara hampiharina eto Dago mba hampitombo ny motivation-n'ny mpitsabo.

LazaDaddy:

Hay ve ireto sipakely mpitsabo spesialista ireto mandray hatramina "$1 M per annum" e? Tsy mahagaga raha mikaoty bandy fa tsy hitany ny andaniany ny karamany. hahaha!



7. LazaDaddy ( 16/06/2008 07:04)
lehilahytsyresy> toa misy mitovation ihany ny mpitsabo eto Dago saingy motivation hiasa any ivelany.
8. sakaizakely ( 16/06/2008 07:37)
lohahevitra 8O 8O 8O

ary fantatrao daholo ve sa samy nkoty anao daholo ny promotion ray manontolo :roll:
9. sipagasy ( 16/06/2008 08:05)
hihih sakaizakely iny indray no tsy noeritreretiko mihintsy annn
10. cutie ( 16/06/2008 08:42)
eisy e :-D
11. LazaDaddy ( 16/06/2008 09:41)
cutie> faly indray indry fa "saro-piaro" sakaizakely =)). Manahoana ny hatsiaka???
12. cutie ( 16/06/2008 18:50)
mafana be koa mangatsiaka nga :-D mbola tsy nahita la neige hattramizao :wink:
13. tess ( 16/06/2008 19:20)
LazaDaddy:

tess> tena spesialista no resahiko fa tsy mpianatra ka. Ny mpianatra manao stazy toa $60 K raha tsy diso aho fa tsy $1M





:-D :-D :-D tsy tokony tato anie ity no napetako fa tary am dinika avortement ny lalàna ndra8 ary amin'ny fiaraha-monina ny saika asiako an'ity :-P
14. LazaDaddy ( 17/06/2008 00:41)
tess> maika be loatra toi @ resaka fanalan-jaza ka nandeha t@ tsy tokony alehany ny hafatra? :)
15. LazaDaddy ( 17/06/2008 00:42)
cutie:
mbola tsy nahita la neige hattramizao :wink:
Ie, tsy misy la neige fa snow no misy =))


16. cutie ( 22/06/2008 08:52)
na snow aza tsy misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1338