bodo ,luk mahery

1. fijo ( 15/06/2008 19:34)
nijery ilay fampisehoan ateto marseille aho.nilay ilay izy,saingy ratsy karakara.voalaza fa hanomboka amin'ny 21h30,nefa tamin'ny 23h10 vao nanomboka.
dia tsy iray toerana n bar sy ny kaly.izany hoe mividy limonade ery aloha,de lasa indray mijery sambosy etsy.
de vita ny seho voalohany dia bal aloha vao manomboka ny seho faharoa.ary tamin'ny 4h30 vao vita ilay fampisehoana,de mbola hoe misy tsinjaka indray.nefa efa nisy teo anelanelany.
raha misy namana ato ny nikarakara an'iny dia tsy fanaratsiana ity tsikera ity,fa natao hanatsarana ny manaraka satria ita hoe izay vao nikarakara zavatra ry zareo,ka mamporisika hatrany.
novalian'i fijo ny 17/06/2008 22:20
2. tess ( 15/06/2008 20:30)
tena toy izay foana rehefa soirée gasy miaraka am artista.....
tsy mora ny manao zvtr e! tam niaraka tam dondolahy sy tahiry koa, izahay nanao reservation ny sakafo, izany hoe mba efa tanaty ny kaonty ny isan'ny olona misakafo.....tam iray alina maraina vao nandroso sakafo teo aminay, izany aza efa nandehanana tany andakozia niantsoantsoana tany....
ohatra koa coca cola no antaniana dia coca light no omeny, de miteny ianao hoe coca tsotra fa tsy coca light...dia hoe io no akaiky aloha izao fa ny coca tsottra atsy ambadika :roll: :-D :-D :-D
voanjobory sy henakisoa ny tanaty ny carte menu, laoka hafa no avy nivoaka tany fa mbola tsy masaka sa efa lany hihihihi
3. kiadi ( 16/06/2008 03:24)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
t@93 tao paris tadidiko nisy concert nataon'i tarika rossy tao @ casino de paris!!de concert @ atoandro le iz no mitohy soiré @ alina fa zany oe samihafa ny vidimpidirana!! tokony hanombokla t@ 14h ilay concert de tsy niatomboka raha tsy t@ 17h fa tsisy instrument tao @ ilay salle de fete de teo vô nikoropaka nitady instrument ho an'ny tarika rossy!de niafaran'ilay iz moa de zay tokony hijery concert @ atoandro fotsiny de afaka nijanona t@ alimpandihizana ! :-D :-D
4. rabingogilabanga ( 16/06/2008 08:35)
Une soirée reussie, dia soirée:
-Mba nafilotra ve aloha le sambossa tao
-mba manja ve ny joba tonga tao
-mba raitra ve ny kôfa nadihy tao

raha ireo no reussie, dia efa mba 15/20 zany,

fa na ara-potoana, na tsy ara-potoana, kanefa tsy mafilotra ny sambossa, tsy mafilotra ny jôba ary tsy maflotra ny kôfa tao, dia maivana ihany ny rehetra
5. Belami ( 16/06/2008 21:31)
Marina fa tsy mora ny manao zavatra, kanefa tokony efa hialana amizay ny fanaovana kinanga ny fikarakarana sy ny fanajana fotoana fa lasa fotoangasy foana le izy.
Ny mpikarakara no tiako resahina aminizany satria isany maha -pro na dia ny fanajana ny fotoana aza. Mandreraka be ilay hoe mba miezaka mitarika namana vahiny hijery fety malagasy kanefa tonga any mifanabe tarehy fotsiny miandry le fanombohany fa tsy ara potoana.

:-D :-D :-D
6. fijo ( 17/06/2008 22:20)
le izy koa anie rah amba hoe tara 30mn tsy olana fa mbola azo leferina e.fa tsy hoe tara adiny 2.
ry zareo moa ita be hoe izay vao nikarakara ,ka mbola asiako hantra kely,fa mba resaka natao hanatsarana zavatra iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9753