MAP: Toa tsisy kil....
1. Annie2006
(
11/06/2008 16:53)
Ahoana izany zao razoky o? toa "déclaration d'intention" ihany no heno sy milion de dolara mahazatra fa toa tsy nitontona ilay 5 miliara. Hihena 1 milion indray izany zao ny malagasy manankarena satria tsy tonga lay vola te-hotrosaina sa efa misy fika hafa indray ahitana ireto 5 miliara de dolara ireto?
Ary vola avy aiza moa no nanomanana an'ireto fetimpisakafoanana tao iavoloha ireo? maromaro vazaha ihany ny tao fa toa be manatody dolidoly ireo vazaha ireo. :( :( :(
Ary vola avy aiza moa no nanomanana an'ireto fetimpisakafoanana tao iavoloha ireo? maromaro vazaha ihany ny tao fa toa be manatody dolidoly ireo vazaha ireo. :( :( :(
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:34
2. Jeankely
(
11/06/2008 16:56)
Mba omeo ary raha tsy nahazo ry Annie2006 sa sady tsy hanome fa miwaiwai ihany ?
3. Annie2006
(
11/06/2008 16:58)
Efa maro no efa azony izay fa tokony mba hajanony amin'izay ity famenoana paosy ity. Ary mikandra hoan'ny vahoaka amin'izay satria io no maha filoha azy. Manahy aho sao dia tsy mahita tory ledada anio alina. mmmhhhh! :roll:
4. Jeankely
(
11/06/2008 23:55)
Ianao no tsy mahitat-tory fa mamorona loha-hevitra tsy lasa alavitra eo ko. Ny loha-hevitrao koa diniho hoe misy KIL ve?
5. Annie2006
(
12/06/2008 09:33)
Jeankely:
Ianao no tsy mahitat-tory fa mamorona loha-hevitra tsy lasa alavitra eo ko. Ny loha-hevitrao koa diniho hoe misy KIL ve?
Kay ampitovian'ingahy amin'ny MAP indray izany ny loha hevitra arosoko eto? tssss!
Resaka raharahampirenena ny MAP (tsy nahazo kil) fa ny resaka arosoko eto dia tsy misy fiantraikany velively amin'ny fiainan'ny malagasy maro ao Dago potehin'ny "MAP sans kil." (MSK)
6. Jeankely
(
12/06/2008 11:12)
Izay jereo ary samy mandinintena isiaka hoe misy fintraikany amin'ny fiainan'ny Malagasy ve ilay mifanasa loha sy mandrongony eto :-D :-D :-D :-P :-P :-P
7. Annie2006
(
12/06/2008 14:33)
Ny MAP no mampahantra ny malagasy sy manapotika ny firenena. Io no miosy fiantraikanay ratsy ary tena ratsy amin'ny fiainambahoaka.
Dé hiafara amin'ny fampiasana ny lalàna manameloka ho faty ve ity raharaha ity?
Dé hiafara amin'ny fampiasana ny lalàna manameloka ho faty ve ity raharaha ity?
8. Jeankely
(
12/06/2008 16:19)
Io fa mikaperotra sahady. F'angah matahotra indray rehefa ho melohina ho faty ?
9. Annie2006
(
13/06/2008 10:01)
Jeankely:
Io fa mikaperotra sahady. F'angah matahotra indray rehefa ho melohina ho faty ?
Kay be "tahotra" no hitan'ingahy JK amin'io teniko io?
=))
10. Jeankely
(
13/06/2008 12:26)
Avelao izy hisosa hitsingidina dia tapaho ny lohany. Ankoatr'izay mitomany rimbon-kena.
11. Annie2006
(
13/06/2008 16:41)
Mampalahelo ahy ity rajaonarivony, ambasaderanareo ao frantsa, raha nilaza izy fa ho hita alohan'ny 2012 hono ny vola hananaterahana ny MAP.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mazana izany raha bandy misaina a. Ie, aleo ahemotra any amin'ny 2011-2016 indray ilay MAP. Fa eo no mipetraka ny fanontaniana: inona ny tonga aloha: Ny fanapahana loha sa ny MAP tsy manambola? 8O

12. Jeankely
(
14/06/2008 01:34)
Rehefa azonao ny fitondrana ry Annie2006 dia mazava fa hovainao ny MAP ary tapaka ny lohany ny dikan'izany ? Sa lelafina izy no tena tiana atao ? Mba lazao ihany fa hita mihintsy ilay malahelo mafy.