HERIZO censuré

1. rabingogilabanga ( 11/06/2008 08:26)
Tsy misy resaka politika politisianina, ny zava misy no taterina

2008: herizo censuré:
http://www.madagascar-tribune.com/Ny-Marina-n-a-pas-eu-lieu,7058.html

regime Ratsiraka: zafy albert (censuré hatrany), Monja jaona(hatramin'ny1990), andriamajnato( nanomboka t@ 1989), manandafy(nanomboka t@1989...)

regime zafy: en 1995 Ratsiraka niresaka mivantana t@ TVM et RNM, mivantana avy tany Paris, france


Le fait, rien que le fait
novalian'i Jeankely ny 15/06/2008 05:42
2. xxx ( 11/06/2008 08:38)
no comment
3. Jeankely ( 11/06/2008 09:25)
Dia inona no tian-Drabogosy mody gila sy banga hanohizana azy ary e ? Izahay tsa mahay tenimbazaha kano oooo.
4. xxx ( 11/06/2008 14:52)
atahorana izany izy matoa tsy ampitenenina
ka io ihany koa le resaka tarika rossy, nosakanana, dia vao maika izay no nahazahoany olona maro
tandremo ramose ravalomanana
5. Jeankely ( 11/06/2008 16:53)
Ataovy Presida ary Rossy e. Herizo efa impiry nirotsaka fa tsy tafiditra e ? Arosoy ny tapolaka fa izay no mety hampanankarena sady mahazo olona mandihy ny tsy lazaiko.
6. Annie2006 ( 13/06/2008 16:51)
Raha tsy misy censure ange dia efa ela no nampi-boridana an'ity fitondrana maloto ity e. :@
7. Jeankely ( 14/06/2008 01:40)
Aboridano dia tapaho ny lohany raha azonao fa aza manao resaka mandany jiro vahoaka ry Annie2006. Ohatr'inona no azon'ny vahoaka tany aminao mba omeo hoe jerena =)) =)) =))
8. rastafarai ( 15/06/2008 02:59)
:lol: Manara-drenirano zao no hita fa mety ary nety hatramin'zay!
Razafimahaleo mitsikera satria efa mety fa ho antsika vahoaka tsy mandady arina aleo milamina d misolelaka fa ratsy migadra d mahazo felaka! :-D
9. Jeankely ( 15/06/2008 05:42)
Ny rastafarai mamoaka revy manja ary mitady ny aha-mety ny mpiarabelona kah. Toa tsy misolelaka ry zalah kano. Mazava ho azy koa fa tsy ilain'ny vahoaka ny hevitra tsy hinanankanina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0371