ataoko AHOANA moa?
42. belakely
(
12/06/2008 14:31)
eisssssssy ta hanao aminy eo koa.
ny vy hono tsy mikitrana irery ô!!!!!
ny vy hono tsy mikitrana irery ô!!!!!
43. Falyfona
(
12/06/2008 14:45)
Falyfona:
xxx:
Falyfona:
ataoko AHOANA moa? (TOHINY).
inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra
izay niaraka taminy voalohany no tena tompony, raha ny tokony ho izy....iza no niaraka taminy voalohany ilay zandriny sa ilay zokiny????
raha tsy izany miresaka ilay mirahavavy roa dia faizina ilay bandy dakàna any fa tsy misy ilavana azy, tsy ny mpirahavavy mihitsy no tokony hampirafesina fa faraha-ratsiny vehivavy roa samy hafa.....alika toetra izany bandy izany.
ka izao anie e! tsy mbola nisy niaraka tam io lehilahy io na ny zandriny na ny zokiny fa io lehilahy io efa tia ilay zokiny efa ela .dia lay zandriny tsy mety fa misisika foana nefa koa lay zokiny tia be an lay bandy.
ataoko AHOANA moa? (TOHINY fizarana faha 2).
Ilay zokiny any ampita ary lay zandriny kosa ao an-tany ndrazana.Nande nampadihy lay bandy tany Manjakandriana ny alahady kataramin ny alarobia.miantso an\'lay bandy foana lay lay sipa zandriny ary dia ilay sipa zokiny tsy mety mahazo an\'lay bandy aminy TEl mintsy fa tsy misy reseaux ka gaga ary ilay sipa zokiny hoe maninona moa ilay sipa zandriny no mahazo vao² foana dia nanotany any lay zandriny vavy ary lay zokiny vavy hoe: \" fa maninona aho tsy mety mahazo reseaux nefa i se mahazo azy hoy i se?.\" Dia namaly ilay zandriny hoe:\" tsy aiko fa niantso azy foana aho dia ndray² mahazo ndray² tsia.\" ary mbola nanisy teny fanampiny ilay zandriny vavy tamin\'ilay zokiny hoe:\" aza matahotra i ndry fa asaiko miantso andria izy , na bipe_ko ndry rehefa mahazo azy aho ? . ( NY TOHINY MIANDRY KELY).
44. diamondra27
(
12/06/2008 14:46)
vadinjoky kilalaondrandry akia zany ataonjareo 3 zany a
sa mba te hanadrana am le film reny zareo 3 :oops: :oops:
sa mba te hanadrana am le film reny zareo 3 :oops: :oops:
45. Falyfona
(
12/06/2008 14:47)
bise:
Falyfona:
Belami:
miketrika ankamatatra ndray a!!! :-D :-D
eny ary koa ankamantatra ve zany ty ary ny valin ny ( WAS,WENN SIE ALLEN UND VERLETZT SIND :?: :?:
Falyfona : misy fampianarana teny vahiny ve ato sa mots de passe ireo akia ? :?: :?: :?:
hihihih zany ve aleo lony zah amita ity dia valiako eo njy fa aza taitra
46. Falyfona
(
12/06/2008 14:49)
diamondra27:
sao de voan ny aza manadino aza le mpirahavavy de raikitra b
io ndray aloha tsy dia aiko fa ny fitantarany ny fiarahany no nataoko
47. Falyfona
(
12/06/2008 14:51)
diamondra27:
vadinjoky kilalaondrandry akia zany ataonjareo 3 zany a
sa mba te hanadrana am le film reny zareo 3 :oops: :oops:
hihihihihih ka io teny io mits no nolazaiko lay tompony ny tantara fa nime fotsiny izy akia koa.njy tia mahalatsaka lol
48. Falyfona
(
12/06/2008 14:53)
belakely:
eisssssssy ta hanao aminy eo koa.
ny vy hono tsy mikitrana irery ô!!!!!
hihihihi zany ve inona akia ny dikan io teny io zah very raha ohabolana koa
mba lazao ary ny hevitry njy akia an raha hoatra ka i njy lay zoky vavy ?
49. xxx
(
12/06/2008 14:56)
belakely:
eisssssssy ta hanao aminy eo koa.
ny vy hono tsy mikitrana irery ô!!!!!
odoy e! ny fatra-panenjika ihany ny any aoriana...efa hoe tsy i falyfoana no tompon'ny olana fa mba hevitra hiaraha-mizàra io....
53. Belami
(
12/06/2008 18:57)
diamondra27:
falyfona ary ndry zany misy mpiaro an :wink:
de miandry ny tohiny zany za e
Famyfona nge henjana be e! tsara mpiaro be =)) =))
54. diamondra27
(
13/06/2008 06:53)
efa we mandalova hono toi de any am picnic zany no mihaona nareo
55. xxx
(
13/06/2008 07:52)
falyfona:
inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra
falyfona:
ka izao anie e! tsy mbola nisy niaraka tam io lehilahy io na ny zandriny na ny zokiny fa io lehilahy io efa tia ilay zokiny efa ela .dia lay zandriny tsy mety fa misisika foana nefa koa lay zokiny tia be an lay bandy.
falyfona:
Ilay zokiny any ampita ary lay zandriny kosa ao an-tany ndrazana.Nande nampadihy lay bandy tany Manjakandriana ny alahady kataramin ny alarobia.miantso an'lay bandy foana lay lay sipa zandriny ary dia ilay sipa zokiny tsy mety mahazo an'lay bandy aminy TEl mintsy fa tsy misy reseaux ka gaga ary ilay sipa zokiny hoe maninona moa ilay sipa zandriny no mahazo vao² foana dia nanotany any lay zandriny vavy ary lay zokiny vavy hoe: " fa maninona aho tsy mety mahazo reseaux nefa i se mahazo azy hoy i se?." Dia namaly ilay zandriny hoe:" tsy aiko fa niantso azy foana aho dia ndray² mahazo ndray² tsia." ary mbola nanisy teny fanampiny ilay zandriny vavy tamin'ilay zokiny hoe:" aza matahotra i ndry fa asaiko miantso andria izy , na bipe_ko ndry rehefa mahazo azy aho ? .
ka rah mbola tsy miaraka de aiza le olana ? Tena rajou version feminine marina ty kle, :-D :-D
56. diamondra27
(
13/06/2008 14:52)
xxx :-D :-D :-D
fa serieu ve nareo e sa film ty mande ty
falyfoana ; suspens be le izy
de ahoana nahazo CT ihany ve razoky akia
le razandry koa aloha tsy egoiste fa partage tsara e, hummmmm
fa serieu ve nareo e sa film ty mande ty
falyfoana ; suspens be le izy
de ahoana nahazo CT ihany ve razoky akia
le razandry koa aloha tsy egoiste fa partage tsara e, hummmmm
57. Falyfona
(
13/06/2008 16:06)
Falyfona:
Falyfona:
xxx:
Falyfona:
ataoko AHOANA moa? (TOHINY).
inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra
izay niaraka taminy voalohany no tena tompony, raha ny tokony ho izy....iza no niaraka taminy voalohany ilay zandriny sa ilay zokiny????
raha tsy izany miresaka ilay mirahavavy roa dia faizina ilay bandy dakàna any fa tsy misy ilavana azy, tsy ny mpirahavavy mihitsy no tokony hampirafesina fa faraha-ratsiny vehivavy roa samy hafa.....alika toetra izany bandy izany.
ka izao anie e! tsy mbola nisy niaraka tam io lehilahy io na ny zandriny na ny zokiny fa io lehilahy io efa tia ilay zokiny efa ela .dia lay zandriny tsy mety fa misisika foana nefa koa lay zokiny tia be an lay bandy.
ataoko AHOANA moa? (TOHINY fizarana faha 2).
Ilay zokiny any ampita ary lay zandriny kosa ao an-tany ndrazana.Nande nampadihy lay bandy tany Manjakandriana ny alahady kataramin ny alarobia.miantso an\'lay bandy foana lay lay sipa zandriny ary dia ilay sipa zokiny tsy mety mahazo an\'lay bandy aminy TEl mintsy fa tsy misy reseaux ka gaga ary ilay sipa zokiny hoe maninona moa ilay sipa zandriny no mahazo vao² foana dia nanotany any lay zandriny vavy ary lay zokiny vavy hoe: \" fa maninona aho tsy mety mahazo reseaux nefa i se mahazo azy hoy i se?.\" Dia namaly ilay zandriny hoe:\" tsy aiko fa niantso azy foana aho dia ndray² mahazo ndray² tsia.\" ary mbola nanisy teny fanampiny ilay zandriny vavy tamin\'ilay zokiny hoe:\" aza matahotra i ndry fa asaiko miantso andria izy , na bipe_ko ndry rehefa mahazo azy aho ? . ( NY TOHINY MIANDRY KELY).
ataoko AHOANA moa? (tohiny fizarana faha 3).
Nandefa mesazy tam lay zokiny ary ty raha lehilahy ka nanao toy izao :"Slt enao woa aza miteny2 fona,ndana mankany." T sy azon lay sipa zokiny lay mesazy ka namaly izy hoe :" misy tsy mazava ny aminao fa andeha ho aiza moa aho azafady ? hafahafa ty mesazinao ty ."
namaly lay mesazy lay sipa zandriny sady nilaza hoe:( tsy misy credit tsony hono izy dia naseny novaliako lay mesazinao ry zoky an!) .Nanomboka teo dia lasa saina ilay sipa zokiny ka nanao hoe :( misy tsy mazava amiko mits zao resaka mivadika lava izao ! :idea: hiezaka aho andehanako any dago fa hoatrany lasa mistery amiko zao zava_mitranga izao .
HO FANTATRAREO NY TOHINY AO ARIANA KELY AO :-D
58. diamondra27
(
13/06/2008 17:35)
de nande tany dago de tratra teo ambony fandrina izy roa de snif snif be le razoky
na mety hiady an-trano ao reo
na le bandy no lasa maivoka
mitady raharaha koa le razoky zany
fin de l episode f :-D :-D :-D
fa mainn razoky tsy lazaindry akia a
ary mba amanao ahoana zao le anadahiko iny akia ry falyfoana