ataoko AHOANA moa?

21. Falyfona ( 11/06/2008 15:07)
kiadi:

sa mpianadahy? =)) =)) =))



tsy mpianadahy zahay ka diso zany
22. Falyfona ( 11/06/2008 15:12)
ataoko AHOANA moa? (TOHINY).

inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra
23. Gie ( 11/06/2008 15:17)
Falyfona:

inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra
raha tian'le zokiny le bandy de le zandry mitady hafa ko ! inona no olana am zany ? mazava wazy anié zany eh ! na samy tia azy aza nareo mpirahavavy fa le zoky no tian'le bandy ! de amiko aloha an ! de hajaina ny fitiavan-ry zareo fa tsy helingelenina de mitady bandy hafa le zandry !


24. xxx ( 11/06/2008 15:21)
Falyfona:

ataoko AHOANA moa? (TOHINY).

inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra


izay niaraka taminy voalohany no tena tompony, raha ny tokony ho izy....iza no niaraka taminy voalohany ilay zandriny sa ilay zokiny????
raha tsy izany miresaka ilay mirahavavy roa dia faizina ilay bandy dakàna any fa tsy misy ilavana azy, tsy ny mpirahavavy mihitsy no tokony hampirafesina fa faraha-ratsiny vehivavy roa samy hafa.....alika toetra izany bandy izany.


25. Falyfona ( 11/06/2008 15:31)
Belami:

=)) =)) =)) =))


zany ve ? mikakakaka sisa ve io olona io kay? eny ary
WAS,WENN DAS NUR DER ANFANG IST
:?: :?:
26. Falyfona ( 11/06/2008 15:35)
Belami:

miketrika ankamatatra ndray a!!! :-D :-D



eny ary koa ankamantatra ve zany ty ary ny valin ny ( WAS,WENN SIE ALLEN UND VERLETZT SIND :?: :?:
27. Falyfona ( 11/06/2008 15:43)
xxx:

Falyfona:

ataoko AHOANA moa? (TOHINY).

inona no azo atao raha ilay vehivavy 2 mitia lehilahy iray nefa ireo vehivavy ireo mpirahavavy? ilay bandy tia ilay vehivahy zokiny indrindra


izay niaraka taminy voalohany no tena tompony, raha ny tokony ho izy....iza no niaraka taminy voalohany ilay zandriny sa ilay zokiny????
raha tsy izany miresaka ilay mirahavavy roa dia faizina ilay bandy dakàna any fa tsy misy ilavana azy, tsy ny mpirahavavy mihitsy no tokony hampirafesina fa faraha-ratsiny vehivavy roa samy hafa.....alika toetra izany bandy izany.

ka izao anie e! tsy mbola nisy niaraka tam io lehilahy io na ny zandriny na ny zokiny fa io lehilahy io efa tia ilay zokiny efa ela .dia lay zandriny tsy mety fa misisika foana nefa koa lay zokiny tia be an lay bandy.




28. xxx ( 11/06/2008 15:45)
Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????
Ny hafa aza tsy mety miaraka @ sipan'ny namana!!!
Aza mitsambikina alohan'ny baolina e! Lasa hors jeu eo fa hataovy aza!
Te hiady @ zoky ve e???
Fantatro hoe iza ialy oulll!
29. xxx ( 11/06/2008 16:07)
Sa tsy mahita ????
kobo be oua!!!!
30. Gie ( 11/06/2008 16:18)
"xxx":
alika toetra izany bandy izany.
"Falyfona":
ka izao anie e! tsy mbola nisy niaraka tam io lehilahy io na ny zandriny na ny zokiny fa io lehilahy io efa tia ilay zokiny efa ela
"FalyFona:
lay zandriny tsy mety fa misisika foana nefa koa lay zokiny tia be an lay bandy.
mba tsy miheritreritra koa zany zandrinao zany an ! sa enao ilay zandry ? :-w :-w :-w :-w

enfin ! raha olonkafa fa tsy nareo mpirahavavy de lazao fotsiny lé zandry mba mahay mihaina fa inona koa ary ity ?
31. Gie ( 11/06/2008 16:24)
"FalyFona":
ataoko AHOANA moa?
[="xxx"quote]Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????[/quote]mazava wazy fa i FalyFona lé zandry ! tssssss ! fa inona ko ity ? avelao ny zokinao zay tia an'le bady ary le bandy tia ny zokinao , hiaraka aminy!! ary mahaiza manaja ny zoky eh !
32. bise ( 11/06/2008 16:33)
Falyfona:

Belami:

miketrika ankamatatra ndray a!!! :-D :-D



eny ary koa ankamantatra ve zany ty ary ny valin ny ( WAS,WENN SIE ALLEN UND VERLETZT SIND :?: :?:



Falyfona : misy fampianarana teny vahiny ve ato sa mots de passe ireo akia ? :?: :?: :?:
33. xxx ( 11/06/2008 16:43)
Gie:

"FalyFona":
ataoko AHOANA moa?
[="xxx"quote]Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????
mazava wazy fa i FalyFona lé zandry ! tssssss ! fa inona ko ity ? avelao ny zokinao zay tia an'le bady ary le bandy tia ny zokinao , hiaraka aminy!! ary mahaiza manaja ny zoky eh !
[/quote]


fa inona ary ity miditra foana amin'ny tsy hidirana ity???? rehefa voavaly ny fanontaniana dia ampy fa tsy hidirana na azy io na tsy azy e!
vao tary no nampikofona an'i karinah dia ato manomboka indray.....

34. xxx ( 11/06/2008 16:52)
efa mba miteny izy hoe ilay zandriny, zokiny dia misy manamafy foana hoe ny zandrinao, sa ianao ilay zandry....????
fa maninona ra tsy kirieuz be otran'izany......?????valiana fotsiny lay hevitra dia vita fa tsy mifandrangitra e! matoa izay tsy milaza ho zandriko na zokiko mba tsy tiany lazaina eto ilay izy.
35. kiadi ( 11/06/2008 17:05)
tena rajou version feminin marina io :-D
36. Belami ( 11/06/2008 17:29)
Falyfona : asio dikateny fa tsy azo :?: :?: :?:
37. Falyfona ( 12/06/2008 14:04)
xxx:

Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????
Ny hafa aza tsy mety miaraka @ sipan'ny namana!!!
Aza mitsambikina alohan'ny baolina e! Lasa hors jeu eo fa hataovy aza!
Te hiady @ zoky ve e???
Fantatro hoe iza ialy oulll!



dsle lo fa zah vavy tokana , oul hafa mits io fa tsy zah
38. Falyfona ( 12/06/2008 14:06)
xxx:

Sa tsy mahita ????
kobo be oua!!!!



tsssss tsy mazava le we kobo b dia we tsy mahita innn klou hihhihihihih fa nga enao nahita lol
39. Falyfona ( 12/06/2008 14:08)
Gie:

"FalyFona":
ataoko AHOANA moa?
[="xxx"quote]Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????
mazava wazy fa i FalyFona lé zandry ! tssssss ! fa inona ko ity ? avelao ny zokinao zay tia an'le bady ary le bandy tia ny zokinao , hiaraka aminy!! ary mahaiza manaja ny zoky eh !
[/quote]


diso be mits lou nareo fa zah vavy tokana hihihihihih
40. Falyfona ( 12/06/2008 14:10)
xxx:

Gie:

"FalyFona":
ataoko AHOANA moa?
[="xxx"quote]Fa maninn no hiaraka @ sipan'ny zokinao ianao?????
mazava wazy fa i FalyFona lé zandry ! tssssss ! fa inona ko ity ? avelao ny zokinao zay tia an'le bady ary le bandy tia ny zokinao , hiaraka aminy!! ary mahaiza manaja ny zoky eh !



fa inona ary ity miditra foana amin'ny tsy hidirana ity???? rehefa voavaly ny fanontaniana dia ampy fa tsy hidirana na azy io na tsy azy e!
vao tary no nampikofona an'i karinah dia ato manomboka indray.....


[/quote] ouppps misy pazy tsy arako ndray io resaka io kle hihihihihh


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0734