Ny hevitrao!
21. Jeankely
(
11/06/2008 00:32)
Nozarina amin'ny resaka tsotsotra ary tsy manaja ny hafa ny olona hany ka izay hitany fa mety fotoana fohy eo dia any.
Bravo koa hoa an'i "lizabeth" satria marina tsisy adihevitra ny resakao. Firiry no manao Yaourt antrano ary tena matsiro sy tsara. Nefa vao mitomboina ny mitady azy dia inona fa mivadika ilay izy ary lasa ratsy. Arakaraky ny hitomoan'ny mpitady no maharatsy ilay zavatra. Sahala izany ve ny ataon'ny hafa. taritina mihintsy ny olona satria tsy mitsahatra manatsara ny orin'asa. Toe-tsaina izany. Mandeha taxibe ohatra vao miditra ny antitra na vehivavy bevohoka na mitaiza kely dia efa mianga mifanenjika ny Taxibe. Raha miteny izany ianao dia hoe mandehana Taxi fa maika hanenjika olona hafa izahay. Ny ao anatiny efa vola azo ka tsy raharahiana. Tsy izany nefa ny fanajana mpanjifa mba hiverenany.
Dia gaga koa fa ny olona andafy mahita ny mazava no manao resaka maizina matetika. Izay fepetra avoaka dia ry zalahy no manao resabe mialoha.

22. patrick2002
(
11/06/2008 01:43)
ra-8 ve mahagaga eh! misy vola natokana ho an'izay firenenena miady @ fahantrana indray any dia lazainy fa mihena ny mahantra ao dago ,rehefa hisy vola natokana ho an'izay firenena misy 90% ny mahantra ,dia avy indray izy hisora-tena fa misy mahantra betsaka :-D :-D
Fa ny ahy ny hevitro ,tsy mba mijery an'izany 4x4 eny @ lalana na portable hoentiny mpivarotr'anana izany aho @ fijerevako ny fandrosoana ,amiko dia ny taux de croissance ihany ,ka tsy mbola nahazo nihoatra ny 6,5 % ra-8 t@ taux de croissance hatramin'izay nitondrany nefa ny vola hazony dia betsaka tokoa par rapport ny t@ fitondrana taloha ,i Ratsiraka nahazo an'izany t@ 1989 ary Tsiranana t@ 1970 ,midika izany amiko fa tsy mandeha aminy tokony ho izy ny trosa ataony ra-8 ,tsy mahay mitondra izy izany . :lol: :lol:

23. Jeankely
(
11/06/2008 04:52)
Dia haninona ianao raha tsy mahay mitondra izy ary e. Avereno ny lazainao nahazo ambonin'ny 6,5% raha tafaverina, na midira raha mahay. Ankoatr'izay tsy hinanan'ny mahantra hanina na hampitombo iray sotro ny ao ambavan'ny mahantra akory ny resakao noho izany tsy ilainay mahantra mihintsy. Aza miditra amin'ny resaka mahantra fa tsy hainareo any Canada izany. Izahay aza mahantanty koa ianareo mitzana no milaza marary kibo. Tsy soloinao anareo io fa io no voafidinay ho Filoha. 2012 tonga izay mahavoa ankoatra izay tsisy rano miditra na sakafo tsakoana.
24. naughtyboy
(
11/06/2008 16:13)
marina zany ra -pat a,averiko ihany fa ataovy fotsiny ny liste des nouveaux riches(inona avy no toerana notazominy) nandritra reo govenemanta 3 nifanesy ra oharina @ nouveaux pauvres ( inona avy no fihafina nolalovany ary inona avy no vokatra tsara azony= trosa ho any faramandimby)de mazava
tsy oe refa filoha akory de mety daoly ze ataony na mangalatra,na diso, na mamono ny vahoakany, ny fanekena fotsiny fahatany satria filoha no mamporisika azy reny tsy ho tandalana
tsy oe refa filoha akory de mety daoly ze ataony na mangalatra,na diso, na mamono ny vahoakany, ny fanekena fotsiny fahatany satria filoha no mamporisika azy reny tsy ho tandalana
26. naughtyboy
(
11/06/2008 19:41)
tsy de inoako loatra ny voalazany ty gazety etsy ambony ty satria lasa aloha loatra ny fanambarana lazainy mangarahara momba ny fihaonany filoha @ reo mpandraharaha ekonomika any ivelany sy ny mpamatsy sy mpampindrambola antsika, fa nahoana no tsy voalaza ny zanabola sy ny antoka @ reo vola 3 milliard d'euro sy ny 557 million d'euro zay amatsina ny MAP tsy vita ela be zay, manginy fotsiny ny tsy filazana ny tarehimariky tetibola ampiasaina azy reny ary manomboka fanamafisana reo fahefana mahefa sy manapaka manaramaso ny fitantanambola hatr@ ny fampanoavandalana,fa nga izy io volany fitondrana fotsiny ka odiana tsy hita ny vahoaka nosoloina tena indramana vola de tsy ampahalalaina azy ny zvmisy ,sika rehetra no mandinika kely de samy mahita ,hevitra nitsiry fotsiny ny ahy iny (aspiration publique)
tsy matory mitsangana zany tsony sika rehetra fa mila mamindra de afaka mandroso ny vatana refa sendra ny mibaiko tsy namokatra ,vokatra no ilaina fa tsy resaka iadina @ hanoanana manjo ny zaza malagasy,samia ela velona

27. Jeankely
(
12/06/2008 00:11)
Mahay anie ity diky ity e. Ho ela velona i diky-naughty hiveloman'ny lalimanga :-D :-D :-D
28. patrick2002
(
12/06/2008 15:32)
mba tena mahagaga anie izany eh! ny solotenany FMI indray no milaza am-pahibemaso hoe izao ny trosany madagasikara fa ny mpitondra fanjakana tsy milaza an'izany.
29. Jeankely
(
13/06/2008 04:13)
Inona no mahagaga an'izany. Ny resaka avoakan'ny IMF efa voasoratra boky ary azon'ny rehetra vakiana na avy @ rapport-n'ny Banque Centrale na ny Rapport Economique et Financier ny MEFB na ny Rapport Economique-n'ny INSTAT sns tsy tanisaina. Koa inona no nafenina. Izay resahin'ny mpitondra tsy henoina satria tsy tiana ny mpitondra ka mazava fa ny resahan'ny IFM no tiana vakiana. Ny atao hoe nafenina sy tsy nolazaina dia tsy hita naizanaiza.