Filozofia
1. oOo
(
09/06/2008 14:55)
[center]Le test des 3 passoires[/center]
Ilay fitsapana mikasika ny sivana 3
i Sokraty, tamin'ny Grika taloha, dia nanana hevitra ambony momba ny fahendrena. Nisy olona iray ary nanontany ity filozofa ity nanao hoe:
"Efa henonao ve ny zavatra vao reko momba ity namanao ity?"
- Andraso aloha, hoy i Sokraty namaly. Alohan'ny hitantaranao amiko dia mba tiako hotsapaina kely ianao. Momba ny atao hoe sivana 3.
- Sivana 3?
- Eny, hoy indray i Sokraty. Alohan'ny hitantaranao ahy izao karazan-javatra rehetra mikasika ny hafa izao, dia tsara ny maka fotoana kely aloha hanivanana izay zavatra tiana holazaina.
Izao no antsoiko hoe sivana 3. Ny voalohany dia hoe efa nojerenao tsara ve hoe marina daholo ny zavatra holainao amiko?
- Tsia (tsy voamariko), zavatra henoko fotsiny ilay izy.
- Hay, tsy tena fantatrao akory izany na zavatra marina ilay izy.
Andao indray ary andramana sivanina amin'ilay sivana faharoa, dia ny momba ny fahatsarany. Ny zavatra hotantarainao amiko momba ny namako ve hitanao hoe zavatra tsara?
- Tsia. Ny mifanohitra amin'izany aza.
- Izany? hoy indray i Sokraty. Te hitantara amiko zavatra ratsy momba azy momba azy ianao kanefa ianao aza tsy mahalala akory hoe tena marina ilay izy. Andao andramana ihany ny sivana fahatelo sao mbola mety hahatafita azy ianao. Ny sivana fahatelo dia momba ny filàna. Misy ilàna azy ve ny hitantaranao ny zavatra mety ho nataon'io namako io amiko? Ilaina ve?
- Tsia tsy dia hoe ilaina.
- Hay, raha izany ny zavatra tianao hotantaraina amiko dia sady tsy marina, no tsy tsara no tsy ilaina. Koa maninona no mbola tianao hotantaraina amiko ihany?
Dikanteny malalaka
----------
Socrate avait, dans la Grèce antique, une haute
opinion de la sagesse. Quelqu'un vient un jour trouver
le grand philosophe et lui dit :
"Sais-tu ce que je viens d'apprendre sur ton ami?
- Un instant, répondit Socrate. Avant que
tu me racontes, j'aimerais te faire passer un test,
celui des 3 passoires :
- Les 3 passoires?
Mais oui, reprit Socrate. Avant de me raconter toutes
sortes de choses de choses sur les autres, il est bon de prendre
le temps de filtrer ce que l'on aimerait dire.
C'est ce que j'appelle le test des 3 passoires. La première
passoire est celle de la vérité. As-tu vérifié si ce que
tu veux me dire est vrai?
- Non. J'en ai simplement entendu parler...
- Très bien. Tu ne sais donc pas si c'est la vérité.
Essayons de filtrer autrement en utilisant une deuxième
passoire, celle de la bonté. Ce que tu veux m'apprendre
sur mon ami, est-ce quelque chose de bon ?
- Ah non ! Au contraire.
- Donc, continua Socrate, tu veux me raconter de
mauvaises choses sur lui et tu n'es même pas certain si
elles sont vraies. Tu peux peut-être encore passer le test,
car il reste une passoire, celle de l'utilité. Est-il utile que
tu m'apprennes ce que mon ami aurait fait ?
- Non. Pas vraiment.
Alors, conclut Socrate, si ce que tu as à me raconter
n'est ni vrai, ni bien, ni utile, pourquoi vouloir me le dire ?"
Miala tsiny raha tsy voadika.
Nahitsin'i hery

novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 18:04
2. XxxX
(
09/06/2008 15:03)
f in no ataon'ito ato am momba ny serasera l'ty ? sa mila pasoara ny pokona ? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) sady am teny ts fantatra =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. naughtyboy
(
09/06/2008 17:05)
milay kosa le tsiohatsohatra (parabole)mitovitovy @ le avadiho impito ny lela vao miteny..sotra nizara e
4. Nanoo
(
10/06/2008 04:41)
Tena nanana fahendrena tokoa i Socrate fa mbola marina ny voalaza mandrak'ankehitriny. Mankasitraka! Maztò
5. xxx
(
10/06/2008 07:18)
Ary zah zany tena tsy nanivana fôna hatr'izay. Rajou koa mila manivana kely elah fa HS matetika. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. pseudo38
(
14/06/2008 18:04)
Tsy nianatra filozofia hatr'izay nianako aho. Amiko ny filozofia dia ny fomba fisainana. Manana ny hevitro ahy, ianao manana ny hevitr'ianao. Ny tsirairay avy manana ny fisainany. Tsy hoe namaky an'i Platon na Socrate, sns, sns no maha filozofy an'i rahanona na rahanona.
Hoy aho fostiny : "Izay mahalala aoka hampianatra." Saingy ny mpampiantra indray indray tsy manana ny fahalalana rehetra satria tsy tiana homena fahalalana.
Ny politika tsy mahalala hafa tsy ny ao am-paosiny. Io no tena mampalahelo an'ireo firenena mahantra eto an-tany.