Sao dia mba misy mahalala

1. zizi ( 07/06/2008 08:48)
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira ity, tsy tadidiko loatra ny fanombohany, fa misy izao teny izao " O ry........., izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e eo anilanao(2 fois).. Ohatrohatr'izay. Raha afaka manome ny tonony koa dia vao mainka tsara e. Hira efa tranitranainy ihany izy io. Tsy manm-pitiavana fa mba tiako henoina na jerena any amin'ny daylimotion any raha misy e. Dia misaotra mialoha e.
novalian'i xxx ny 07/06/2008 20:23
2. lemenakely ( 07/06/2008 09:29)
zizi:

Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira ity, tsy tadidiko loatra ny fanombohany, fa misy izao teny izao " O ry........., izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e eo anilanao(2 fois).. Ohatrohatr'izay. Raha afaka manome ny tonony koa dia vao mainka tsara e. Hira efa tranitranainy ihany izy io. Tsy manm-pitiavana fa mba tiako henoina na jerena any amin'ny daylimotion any raha misy e. Dia misaotra mialoha e.



raha tsy diso ny fitadidiako dia hiran ny tarika LES TYPHONS izy io ,tsy tadidiko loatra ny titren ilay hira
3. xxx ( 07/06/2008 20:23)
O ry rahona misosa mora
mandany fotoana sy ora
etsy ianao hafarako ho any
.........(tsy tadidiko )
........


izy hono hoe fa tianao
satriny foana e eo anilanao
izy hono hoe tsy manadino
ireo dina izay natao



:oops: miala tsiny fa tena tsy tadidy intsony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0688