soupe van tan mine

1. bavy ( 06/06/2008 06:06)
Manaona daolo ry reto a!
asa ianareo raha mba efa nihinana ny lasopy tao Tamatave, tsara zany a! indrindra fa ny ao @ le restaurant hoe LONGO, eny Itaosy koa zao efa misy io resto LONGO io fa mbola tsy tany alou za e! fa ny tena tiako ahatongavana dia mba hanontany anareo sao de mba misy afaka manome ny recette ny bouillon anireny soupe reny fa tena tsy mahay mitsy za, le tsirony mitsy zany no tena ilaiko e! de misaotra mialoha , mazotoa daolo
novalian'i soly ny 10/11/2008 14:17
2. fahamarinana ( 06/06/2008 06:46)
:arrow: ndryyyy,any aminay zany,tena tsaroako tokoa ilay Longo ao anjoma sy ery am port ery misy efa classe be.Hay hatrany Itaosy koa , Fianakaviana iray ve sa olona nindrana ny anaran'ny resto ry bavy ? Izy aloha dia matsiro be fa misy olona koa any tamatave milaza fa ny mampatsiro ny andry zareo spécialement dia asiany vetsin be ny azy ka eo no mahasamihafa azy ,arakarak'ilay olona zany e.Zà moa dia tia foana ,:-D :miam:.Ny recette mety mahita fa ny tsirony tena tsirony no asa raha hitovy tokoa aloha fa mila andramana...:?: (l)
3. mihanta ( 06/06/2008 10:03)
za refa manao anreny bouillon ireny aloha dia ron'akoho sady ampiako os à la moelle(taolana ilay misy tsoka reny).

dia ny hitako mampatsiro azy koa am farany refa hi servir azy iny d rarahiko tongolo maisto voatetika madinika+coriandre(kotmil..tsy haiko raha izao no fanoratra azy).

1. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 06-06-2008 08:46:59
Lohateny : Re : soupe van tan mine
ndryyyy,any aminay zany,tena tsaroako tokoa ilay Longo ao anjoma sy ery am port ery misy efa classe be.Hay hatrany Itaosy koa


hay ve fahamarinana avy any toamasina é.fianakaviana iray ihany na longo any toamasina na anjoma na ilay any tanà(iris taloha tao tamatave ihany io).
4. ainaheri ( 06/06/2008 10:05)
veritée>> tsy asiko kozy tsony fa otrany haiko tsianjery lotra ka!!
5. fahamarinana ( 06/06/2008 10:57)
:arrow: tena mani-te hody tokoa maheno ilay resaka la soupe ry ainaheri an....,marina moa.
mihanta : ié lehibe tany toamasina aho,tany ny fahatanorako manontolo,mbola mody any foana koa na manao vacance aza.:) (l)
6. tess ( 06/06/2008 18:49)
fahamarinana, fantanjy zany i sarobidy????
7. kiadi ( 06/06/2008 22:41)
fa in no sarobidy? :-D
8. fahamarinana ( 07/06/2008 09:12)
tess:

fahamarinana, fantanjy zany i sarobidy????



:arrow: non,tsy haiko aky fa i diam's sy ainaheri no fantatro.Diam's promo fa ainaheri zandry kely be lelo taty aoriana.Ho avy eo zao iny dia hibalaoasy amiko eo, :-P ,(l)
9. ainaheri ( 07/06/2008 17:29)
Be lelo aona ndray za ry véritée lol,lainga² kosa fa tsara la souoe LONGO ee
10. fahamarinana ( 08/06/2008 08:33)
:arrow: tena tsara mihintsy kah,ilay ao anjoma no tena nahazatra fa tam zà tany farany dia milahatra miandry latabatra fa feno olona.Ny mahakamo dia henonao eo lay fofona sakafo dia mitelin-drodra mandra-piditra.Izany ao tana zany zao no asa ? Mila tsidihana..... (l)
11. mirana5 ( 09/06/2008 14:43)
Soraty lay recette mba ho atao satria tsy heno eto ny fofona lazainareo é!
12. fahamarinana ( 09/06/2008 14:52)
:arrow: ka raha namaky ianao dieny tery ambony dia sarotra ny mahita re7 amin'ilay fofona sy tsirony lazainay io,:-D :-D ,mila manandrana any amin'ny Longo dia ho hainao izy :) (l)
13. mirana5 ( 09/06/2008 15:23)
Andraso kely ary hitselika kely an'eritreritra any @ lay toerana ary aho é!!!
14. fahamarinana ( 09/06/2008 16:13)
:arrow: mbola hividy billet zany mirana5 dia mankany dago.Soa fa misy koa ao tanà fa tsy mila mandeha hatrany tamatave :wink: (l)
15. soly ( 10/11/2008 14:17)
Manakory aby eee!!!!!!!!!!!!!!!

Zaho koa dia tena tia io soupe van tan mine io mihintsy , ary ny ahy , manao
ny paty no tsy aiko miam miam !!!!!!!!!!! tena matsiro :lol: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4007