mariage religieuxmusulman sy protestant:possibl ve eto tana?
21. Jeankely
(
08/06/2008 05:57)
Efa sitrapon'ny kalalao ny hirotsaka ao amin'ny mamibe koa inona indray no hitrotrona ambavaka ? Nahay nitia azy kay ilay Silamo ary reviny fa io finoana io no olana. Ianao ihany io fa ny rehetra resabe. Ianao no mitsetsitra ny mamy sy higoka ny mangindy raha misy satria tsy misaraka ireo. TROTROY AMBAVAKA AKIA =)) =)) =))
22. cath
(
09/06/2008 10:47)
jean kely,
aleo kosa hazava fa ny tian xxx tenen @lé ento ambavaka rà izaho no mamaky azy dé ny oe ento ambavaka lé cas any ahitany solution anlé problèm.satri raha izy samirery,raha ny heriny samirery dé tsy hitany zé vahaolany.matoa izy miditrereto mizara ny olany,mba te ahita solution izy ka aza iomézanareo lé oe ento ambavaka,fa tsy mety kosa zany!mbola tsy tratran problèm finoana marn gamb nareo dé miwawawa eo daôly!
@catholik alou fitenin oul zan ento ambavaka zan,mba ho ahitany solution zany sy ahiratan masony oe ty tkou ve no anjarako ou non.asa na azonareo n tiko ambara eto.fa mba mila olona malalatsaina kou ee
de plus,ra zan musulman zan dé feno eto tanà,tena bobaka be,tsy lahy ts vavy.za efa nanana namana mpiara-mianatra,mpiara miasa ,sns...

23. fahamarinana
(
09/06/2008 16:55)
xxx :
:arrow: Hanky va re ,na ny RARnao aza tsy au courant ny fiarahanareo dia hiroso amin'ny Fanambadiana ve ?
:arrow: ianao zany mahita hoe mifanohitra toa ny Rar-nao dia ahoana zany no ataonao eto ?
:arrow: F'angaha efa hainao fa condamné fa hisaraka nareo ?
:arrow: Ka raha ny tenanao aza mahatsapa fa mibolila ianao dia tsy hitako hoe inona no hevitra azo omena anao momba an'io ?
Farito aloha hoe inona ilay ampahafatarina ny ankizy:finona inona sa tsy asiana resaka finoana.Efa sarotra manko ny mandala Finoana iray ,oh Xnisme,ka raha hampianatra ny Silamo koa sns..sns...dia mbola ezaka be.
FEHINY: Tena mbola mila mamaha olana karazany betsaka ianao vao ho tanteraka ilay faniriana.Dia mirary soa e,mitondra am-bavaka ho anao tsy maninona fa na izany aza mila koa ianao manokana mandinin-tena sy mitondra am-bavaka ihany koa anareo roa. (l)
Hoy ianao:
zao an.zay sy izy alou dé tena tsy fatatry ny ray amandreniko mitsy ny fiarahanay.possessif be manko ny ray amandreniko ary ny dadako zan drindrindrindra dia be critères be
:arrow: Hanky va re ,na ny RARnao aza tsy au courant ny fiarahanareo dia hiroso amin'ny Fanambadiana ve ?
Hoy ianao :
izy mila merina,gasy (iz nefa dé métisse arabo) ary manana situation stable (ny paren-any efa nisaraka efa ela kou nefa).tena mifanohitra tanteraka
:arrow: ianao zany mahita hoe mifanohitra toa ny Rar-nao dia ahoana zany no ataonao eto ?
Hoy ianao :
tena ento ambavaka ry reto aaa.dé sanatria ve zan zahay dé condamné isaraka ??
:arrow: F'angaha efa hainao fa condamné fa hisaraka nareo ?
Hoy ianao hoe :
tsy aiko kou na lé paren-ako diso nandrararara be anay menadà avy talou ka vao maika zà ôtran nibolila.
:arrow: Ka raha ny tenanao aza mahatsapa fa mibolila ianao dia tsy hitako hoe inona no hevitra azo omena anao momba an'io ?
Hoy ianao:
ny zvtr eritreretinay momban n akiz an dé apifatarina n zvtr rehetra izy.ampenarina ny rehetra ary izy misafidy avteo.
Farito aloha hoe inona ilay ampahafatarina ny ankizy:finona inona sa tsy asiana resaka finoana.Efa sarotra manko ny mandala Finoana iray ,oh Xnisme,ka raha hampianatra ny Silamo koa sns..sns...dia mbola ezaka be.
FEHINY: Tena mbola mila mamaha olana karazany betsaka ianao vao ho tanteraka ilay faniriana.Dia mirary soa e,mitondra am-bavaka ho anao tsy maninona fa na izany aza mila koa ianao manokana mandinin-tena sy mitondra am-bavaka ihany koa anareo roa. (l)
24. Jeankely
(
10/06/2008 03:49)
Tena trotroy ambavaka ny ankizy tsy hiakatra ambony fandriana vao misipa fa io no mahatonga olana. Raha tsy vita io afaka mizara roa saingy efa nomena ny Silamo ny vatana dia sahirana. Trotrona ambavaka =)) =)) =))
25. cath
(
10/06/2008 12:26)
esiiiiiiiiii
lé jean kely ty kosa gamb orkidé!blanche de surcroît!fa tô latsaka be fôna refa makéto,hahahahaha
iza mou ry reto n milaza anareo fa tsy efa mivavaka i xxx any ambadikany fa mangatsaka fanapiana fotsiny e?ra mangataka fivavahana zany né ka d'office efa mivavaka any fa apiasa tosika fotsiny e!ôtranlé mangataka fivavahana manokana @môpéra iany io e (na @lé ranombavaky ny mpino reny,aminay katôlika!)
ps:mba mamalia @zay aki ry xxx fa tsy heno tsony dry a!inona n vaovao farany?

26. fahamarinana
(
10/06/2008 13:26)
cath::
ra mangataka fivavahana zany né ka d'office efa mivavaka any fa apiasa tosika fotsiny e!
:arrow: Tsy voatery kah,misy lasa fahazarana fontsiny ihany ny milaza azy hoe entiko am-bavaka na ento am-bavaka fa miankina am tsi11 io. (l)
27. Jeankely
(
11/06/2008 09:34)
Trotroy ambavaka ny vehivavy kristianina tsy hanaiky hanin'ny Silamo mialoha ny fanambadiana ny mofony. :-D :-D :-D . Ankoatr'izay milamina io. Mahintsibe io ary tsisy olakolaka. Mba mikitia zazavavin'ny Silamo fa ny lahy no tsy maintsy manaraka ary mety sahirana mihintsy raha mitapitapy. Tsy mitrotro ambavaka anao ny Silamo fa andramo anie e.
28. prime
(
11/06/2008 11:37)
Rehefa tena dinihina dia tsy mety tanteraka ilay izy ry xxx... ilay finoana no olanao nefa na io aza toa tsy mazava tsara aminao ny lanjany ao anatin'ny atao hoe fanambadiana "kristiana"... avy eo indray, ny Ray aman-dReninao tsy mahafantatra ny ataonareo, misy zavatra tsy mazava tsara eo satria tokan-trano aorina tsy mahazo tso-drano tsy mba mety vanona ary tsy sitrak'Andriamanitra satria ny tokantrano no fenitra, endriky ny paradisa any aoriana raha ny finoana kristiana ary tsy maintsy fa tsy hoe tokony mahazo fankatoavana avy amin'ny Ray aman-dReny (ankoatra ireo antoka hafa tsy maintsy takiana, ohatra tsy maintsy vita batisa, mpandray ny fanasan'ny Tompo)... eo indrindra no tsy mampety ity raharaha ity satria mila mivadika finoana ny iray, ary raha ny lojika dia ianao ilay mivadika finoana (miova silamo) nefa dia ho sahinao ve ny handa an'i Kristy manomboka eto??? sao mba hanenenana lahy amin'ny resaka filàna mandalo fotsiny...
Aza taitaitra fa mandiniha tsara satria ny ho avy manontolo no fototra eto... ny tokantrano tsy vitan'ny "tiako be" sns fa ao amin'Andriamanitra, ary raha ny finoana kristiana dia hentitra ny amin'io fa tsy sangy na fomba io tsy akory...

30. fijo
(
12/06/2008 21:47)
voalaza fa izy mitady merina .sao dia atao fakana taranaka ianao ry xxx??dinio ihany fa sao tara ka homehezan'i jenkely eo vao gaga.
31. RAKVOL
(
12/06/2008 23:25)
Rehefa mifankatia d madeha ho azy daholo zany , anjaranareo 2ihany ny mampisy olana zany na tsisy, fa tsy tapitra io raha asianareo resaka lava ,éviteo zany ny resaka finoana zany fa be ny hoavy ..........................
32. ikaretsaka
(
13/06/2008 00:20)
misy fiteny izay hoe tsy vitan'ny fifankatiavana fotsiny ny fiainana..
ka hovelomina @ rano mangitsy nga ny zanakolona hozy ny hatrany antanana
ka hovelomina @ rano mangitsy nga ny zanakolona hozy ny hatrany antanana
33. Jeankely
(
13/06/2008 04:21)
Aza sakanana fa amporisiho rehefa tia ahita ny mamy e. Sady efa nitsapa ny nofon'ny Silamo ka aleo hanohy ho hita. =)) =)) =)) . Ny mampiomehy mantsy sao manao sahala ilay iray manambady komarianina ka mahita ny fanambadiana mihoatra ny iray vao gaga. Asdio ary asio aza hialana eeee
34. prime
(
13/06/2008 09:49)
Mitombina koa ireo fanamarihan'ny namana hafa ireo... zakanao ve ny fampirafesana? amin'ny Silamo izany dia mandeha ho azy satria eken'ny finoany sy ny fivavahany...
35. Jeankely
(
14/06/2008 12:31)
Ilay fitivana tampotampoka anie amin'ny sasany afaka manova an'izao tontolo izao tampoka ka ny Protestanta sy Silamo no hametrahana fanontaniana hoe afaka atao ve.
Ny fisipasipana tsisy fierana fa avy dia mifanoroka ary mifampiatrika eo ampandriana azo atao miafina fa izany hanambatra zavatra samihafa izany nofinofy. Rehefa any amparadisa angamba izay tsisy ady sy fizarazarana. :-D :-D :-D
Ny ntaolo nanao hoe "ahetry ny tendrombohitra rehefa tia" kinanjo zavatra hafa no hita matetika. Tairo dia omeo aza misalasala. :-D :-D :-D

36. fijo
(
15/06/2008 20:14)
izay mantsy no ahiako.sao sempotra ao vao hiantso vonjy,efa tara ngamba amin'izay