Azo atao ve?????
1. ainaheri
(
02/06/2008 12:22)
Nisy émission itako,ny sarin'le sipa (ex) ao anaty porte feuille-ny lery nefa izy efa manambady!!
Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???
Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 14:31
2. tess
(
02/06/2008 12:36)
arakaraka lay sipa vadiny ihany io! raha manaiky ve izy tsy misy olana....
misy mpitahiry ny sari'ni ex mitsy ka!
misy mpitahiry ny sari'ni ex mitsy ka!
4. nirianja
(
02/06/2008 13:12)
Hitako koa iny vao teo, fa nampalahelo ery ilay vadiny, tsy sahy miteny hoe tsy mety nefa na ny feony ary hita fa saika tsy nahaloam-peo mihitsy.
Amiko midika tsy fanajana an'ilay miaraka aminao izany na atao aza hoe efa tsy misy fitiavana an'ilay taloha intsony fa lasa finàmanana madio sisa.
Amiko midika tsy fanajana an'ilay miaraka aminao izany na atao aza hoe efa tsy misy fitiavana an'ilay taloha intsony fa lasa finàmanana madio sisa.
6. tess
(
02/06/2008 13:49)
zà kou tsy de dakaoro fa alaiko dezà mitsy no mndrovitra azy!
ataoko eo imasony...raha mihanahana dia mbola migànagàna izany... :-D
ataoko eo imasony...raha mihanahana dia mbola migànagàna izany... :-D
7. vale
(
02/06/2008 13:54)
ainaheri: andray kosa e! any anaty portefeuille ve fa tsy mba hoe tehirizina anaty entana na album! mmh, raha anaty portefeuille kosa efa zavatr'hafa indray kah! mampieritreritra anah kalo zany raha zah e, satria ny sarin'nny olontina, ny zanaka no fatao anaty portefeuille fa tsy ny "namana"!hummmmmmmm, bizarrrre!hihi..
8. ainaheri
(
02/06/2008 14:10)
Zay kou ané le tokantrano refa sendra kofa matcho reny ee,diso mandefitra le sipa d manararaotra,fa tsy mety alou eee....tsisy fanajana eo @ le ramatou,ra za otran'ny le sipa antsoiko eo imasony kou ny ex-ko lol,d mba aona ny reaction-ny @ zay,mazaka v sa aona??
9. vale
(
02/06/2008 14:17)
yesss! mbo ataoko kely koh ijerevana anazy!!! ok fa marina zany! hihihihi
10. xxx
(
02/06/2008 14:57)
zah ba nitahiry ny sarin'ny exko hatramizay fa tsy fombako ny manary na mandrovitra sary de efa noteriziko tsara tao anaty carton ba tsy hitan'izay midittra avy eo fa vô nahita ny exko farany de vita doly le sary!! tsisy hita tsony :-D :-D :-D :-D
11. MimiSimply
(
03/06/2008 07:12)
Fa maninona moa no mila atao ao@portefeuille e! Ny sipako namindra t@bluetooth ny sarin'y le ex-any avy tao @tel-any taloha tao@tel-any vao2,de souvenir ony. De ts niteny ah ts niteny de qlq mois après amizay: FA ATAONAO INONA IO SARY IO? ITANAO FA NORMAL VE OE MIARAKAMIN'AH ENAO DE MISY SIPA AFA AO @PORTABLE-NAO? Etc! De nifafany le izy...fa ....ao anatin'ny chambre-ny ao feno sarin'ny le sipa!! Album, puzzle, quadres!!! Ps zareo aloha 8toana b zao no niaraka e!
12. fahamarinana
(
03/06/2008 07:23)
ainaheri:
Nisy émission itako,ny sarin'le sipa (ex) ao anaty porte feuille-ny lery nefa izy efa manambady!!
Aona ny eritreritrareo @ zany,bn ou mauvaise idée???
:arrow: marina raha mba tiako zany,tonga dia rovitra aloha raha fahamarinana no tratra izany ,koa raha tsy inona kouh,tsy naleo nijanona tany raha mbola hitahiry ihany :na 1 taona iny na 20 taona,raha manan-janaka angaha ka hoe omeny ny zanany satria sarindrainy na reniny (fanao io ) fa raha ex-ndraha ohatrizao kosa dia refa vita dia zay e. (l)
13. jusain
(
03/06/2008 08:48)
Sarotra ny hilazana fa azy ireo hoe Miaraka, fa mety azo atao kosa anefa ny mihevitra fa MBOLA TIA i lery, sa ahoana?!!!
15. ari.malala
(
04/06/2008 07:01)
sarina ex zany tsy fitahiray anaty portefeuille kosa kle! sou ian za fa ts manana sarina ex zany hahahaha! hay kay misy ray zay any fa efa tsitako tsony na izay nanaovako azy aza conko tsy manana iany za ahahahaa! raha za alou no mahatratra d rovitra avetrany sady tapaka ny fiarahana e! satria matoa iny tehirizina any misy antony ao...
19. mila
(
04/06/2008 12:34)
bonjour, za efa nahita sarin'ny ex vadiko tany anaty korotana fa tonga de norovitiko tsisy aona2
20. kiadi
(
04/06/2008 12:44)
ratovoary>ilay ambany notazominy ve? :-D :-D :-D :-D
mila>andray kosa!! aza de manao an'izany :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mila>andray kosa!! aza de manao an'izany :-D :-D :-D :-D :-D :-D
