fanaka (salon) mora vita gasy nefa tsara

1. xxx ( 02/06/2008 10:46)
manaôna daôlo

saika anotany anareo oe aizaoaiza kay no misy fanaka,salon cuir drindrindrindra a,vita gasy izy io,mora ny vidiny nefa tsara lé qualité-any.tsy lé eny @coum 67ha reny kosa a!fa mba présentable tsara dia ohatra oe eny @fanaka ambinintsoa reny sns....mba mikasa ny hividy manko dé te ahalala ordre de prix sy oe zvtr azo antoka eee.misaotra mialoha!(marihiko eto fa raha lé eny @courts-sico-..reny aloha dé tsy takatray an)
novalian'i tiris8786 ny 17/03/2015 14:27
2. fahamarinana ( 02/06/2008 11:10)
:arrow: rehefa misy ilay atao hoe salama (salon de l'artisanat malgache ) ao mahamasina ireny no efa nandehanako taloha dia ahitana karazany betsaka na resaka taozavatra malagasy jkoa,sns...volana juillet na aout izy zay raha tsy efa niova an fa tam 2005 no nahitako zany fony nanao vacance tany.Ny vidiny nisy karazany maro an fa au moins mahazo adresse n'ilay mpanao azy aloha dia mandeha am atelier sur place,mba mety hiova kely ny vidiny angambany hoy aho sady azo jerena tsara en detail.Am salon manko somary classe kely na présentations sns sns... (l)
3. tess ( 02/06/2008 12:05)
oupsssss! any amitnsika ve raha izany salon cuir bon kalités zany hisy mora izany ny vidiny...hattram otrinona ny hatao hoe mora sy lafo ny vidiny any an-toerana???? ny aty ivelany aza raha tena veritable cuir dia tena lafo ihany ny vidiny....
4. xxx ( 02/06/2008 14:15)
otrin marna alou le mora e:2500000 ve ohatra?
5. tess ( 02/06/2008 14:26)
xxx3: tsy mahazo io rah aty ivelany mety fauteuil iray fotsiny no azon'io...ANY DAGO no tsy haiko....any ndray ve no ho mora raha tena cuir sa?????
6. fahamarinana ( 02/06/2008 18:18)
:arrow: sur aloha fa am millions maro fa ny atao hoe cuir qualité koa mbola tsara jerena hoe toy ny ahoana.Ny ahy ry reto dia ilay gasy gasy no tiako fa za moa aty ivelany ka mankafy azy fa tamizany tena am million koa :maso mijery fontsiny ndraindray indrindra rehefa sendra tena tiana iny... (l)
7. tess ( 02/06/2008 20:37)
raha tena veritable izy lafo be raha any dago ka!
ny aty ivelany aza raha ohatra ka kalité manja
manodidina ny 1500euro ka hatram 2000euro raha mora ny vidiny an!
2 places et 3 palces
maninona marina raha mitady ilay salon manja en tissu ireny e! misy tsara kou anie e!
raha mahita 2nd mains angamba vao hoe mahita mora raha ahita....
izany hoe ireo izay efa avy nampiasaina fa en bon etat
8. ikaretsaka ( 02/06/2008 21:36)
manao commande speciale ao aminí hazovato..
mba misy style ny azy..
ny ahy koa @ ilay izaho manao interior design /architecture dia izaho ihany no mi design azy arakarakílay trano aoriko dia mitady mpandrafitra tena mahay fotsiny
le mampitovy ity tsa de voako loatra ka
9. fahamarinana ( 03/06/2008 07:42)
tess:

raha mahita 2nd mains angamba vao hoe mahita mora raha ahita....
izany hoe ireo izay efa avy nampiasaina fa en bon etat



:arrow:Tess : 2nd main any amintsika ve akia tsy efa somary vizana ihany,ohatran'ny hitako.Tsika gasy manko tia mitazona fanana elabe zay,na aty antany lavitra aza tsy soloina raha tsy sembana na misy manolotra hafa,et encore...
Ika : toutes clés koa nareo zany,mety mahafinaritra zao zany asanao zany o? ilay mahita ny réalisation ny zvtr noeritreretinao natao sns,misy toy izany ve ? mba anamboaro aho e!! ,:) (l)
10. kiadi ( 03/06/2008 08:30)
zah mitady fanaka malemy fa sô de misy mahita moramora tsy de lafo nareo!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. fahamarinana ( 03/06/2008 08:46)
:arrow: fanaka vita amin'ny vy no misy sady massif fa tsy poakaty,izay vao mizara 2 ny loha be n'ny kiadi :-D :-D (l)
12. yonikafopl ( 03/06/2008 08:58)
rehefa mbo mahita i xxx de mba omeo info :wink:
13. kiadi ( 03/06/2008 09:31)
ny an'i fahama wa de zah ihany no tsy tina! :-D :-D :-D :-D
mitady fanaka malemy wa zah!
14. xxx ( 03/06/2008 11:49)
bjr nareo. zao dray vao tafiditra.msôtra betsaka alou @fandraisana anjara.ny mpanao meuble eto tana anie betsaka ee:fanaka ambinintsoa,art du meuble,...meuble vita gasy reo an.fa n vidiny tsy aiko sy ny kalitény ka zay io angatahiko evitra @nareo io oe aiza no misy mahita tsara sad azo antoka nefa abordable.eoeo @2millions fmg zan io tiko tenen io.simili cuir fa tsy tena izy.fa raha tena cuir manko nen namako ony 20millions fmg (oulàlà)tany @géant du meuble tanjombato.ny filazan zay namako zay an dé oe ny mahavoa anreo vita gasy reo ony mavesatra be leiz,mafonja lé bois sady matetika tsy maina tsara sad tsy kôlindry zareo na vissény fa fantsiany dé loza be lé estétika zany eee nefa lou ntena tsy ahatakatra zan salon anà 20millions zany eee...d aôna zan ry reto?
15. yonikafopl ( 03/06/2008 11:58)
mora kosa ra 2 millions de mahazo salon any Dago a.... , ra mahita i xxx de mba omeo sopapa za an :wink:
16. fahamarinana ( 03/06/2008 14:35)
:arrow: ouille,danz be zany 20 millions zany,ka raha mieritreritra hividy fa simili ve ry xxx tsy aleo lamba avy hatrany no vidina sady lavable no azo soloina rahatrizay ? ilay simili manko misy mi-craquer zay rehefa elaela dia tsa mamely loatra.Hevitro zay an (l)
17. kiadi ( 03/06/2008 15:33)
de tsisy manana fanaka malemy ve zany wa ato :-D :-D :-D
18. tess ( 03/06/2008 16:45)
fahamarinana, tsy haiko alou fa misy olona mandefa fanaka avy aty ivelany mivarotra any antoerana en bon etats lay izy otran'ny hoe fripy ihany, fa mety ho rare aloha raha tojo, ary mety tsy mande tsony alou depuis i ra8 nitondra am fanaovana bizn famoahana entana eny am port

ottrinona moa izany 20Mariary malagasy izany otrinona euro....????
SIMILI cuir kosa alou tsy lasa e! tsy mateza ireny fa aleo aza lamba, misy anlay lamba alcantara ireny lavable otran'ny velour hafahafa izany lay izy....
zà tia salon cuir fa raha peta-toko sy ratsy modely aleo tsy misy....
19. tess ( 03/06/2008 16:46)
ikaretsaka: zà mba hanaovy dessin amlay tanobongo-ko kely any antanàna fa tsy haiko izay style atao ao anatiny ao, fa zà kalou tia style desing na fana io na inona e! :-P
20. kiadi ( 03/06/2008 22:06)
tsisy mirarah mintsy ny fitadiavako fanaka malemy an!! :evil: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4689