tsy ampy fitiavana ny olombelona
1. xxx
(
31/05/2008 23:40)
tena mialatsiny be aho raha mitantara anareo zavatra ,nahatsapa tokoa aho
fa olombelona de ray no tena tina aminy fiainana nefa de ny tena mahagaga
maro ireo olona mampirafy,inona zany no mahatonga any zany? nefa za nahatsapa hoe refa iny olona miaraka aminao iny fona no asinao de leo enao no farany de mitady olonkafa indray zany hoe refa sipa vaovao no indro miaraka aminao de tena tandremana tsara de atao hafapo, moa ve enao de tena afapo aminy vadinao na sipanao ?za re de tena mitaraina fa tena tiko ny vadiko nefa tsy omeny ahy ny fitiavana tadiaviko ,hiafy ve sa angalapihinana?
nomeko tsiny dadanay taloha fa tena nampirafy be lotra maintenant anefa za de tena micomprendre, nareo vevavy de tena malemy fanahy ,sady tsotra nefa zay lelahy toa mitady fitiavankafa , moa ve nareo vevavy tena hafapo amina vady,

novalian'i kiadi ny 04/06/2008 11:39
3. xxx
(
01/06/2008 01:40)
http://www.youtube.com/watch?v=2bjIZPdpiIA&NR=1
What the world needs now is love, sweet love
It's the only thing that there's just too little of
What the world needs now is love, sweet love,
No not just for some but for everyone.
Lord, we don't need another mountain,
There are mountains and hillsides enough to climb
There are oceans and rivers enough to cross,
Enough to last till the end of time.

No, not just for some but for everyone.
Lord, we don't need another meadow
There are cornfields and wheat fields enough to grow
There are sunbeams and moonbeams enough to shine
Oh listen, lord, if you want to know.

No, not just for some, oh, but just for everyone.

4. melody
(
01/06/2008 16:25)
raha ny fazahoako an'io hira io ry xxx1 dia tsy love, resaka fitiavanan'olondroa fa resaka fitiavana@ ankapobeany a, ohatra hoe 'tiavo ny fahavalonao toa ny rahalahinao' fa ny resaka tiany xxx lazaina d ilay mangalapinana, nefa na dia izany aza tsy fitiavana ihany koa izany fa aventiora e :°) :-P
5. kiadi
(
01/06/2008 17:00)
anga tsy tradiktiô sa heverinao fa mahay teny anglisy hotranao doly ny ol
6. tess
(
01/06/2008 17:35)
kiadi: :-D :-D :-D mampatsiaro ahy lay dinika raika an'i soanja ndray toi :-D :-D :-D
euh! samy manao zé tiny sy ny ahazoany aina io e!
misy ny hatao hoe kaonfésy dia mi kaonfésy izany raha tonga ny fotoana tokony hanaovana izany.....
ny matetika ny fahazoako azy dia tombony fotsiny no tedaviny any ivelany angamba.... :-D
mampatsiaro ahy ilay namako izay, hoy izy hoe: ny ahy ve tombony no tedaviko dia olona ratsy noho ny vadiko no andeha halaiko any ivelany, ho kopy izy raha mamaky ity :-D :-D :-D ;-) :wink: :-$

7. melody
(
01/06/2008 17:39)
kiadi: tratran'ilay anglophone indray enao e :-D :-D :-D :-D
kalma fotsiny re!
kalma fotsiny re!
9. kiadi
(
01/06/2008 18:27)
aleo zah angina fa sô de lazaina fa mila vanony eo indray!! zany eto aloha hita oe tsy be zesista iz satria iz aza nanao xxx fa na de izany aza MILA TRADICTIô ZAH OHHHH :-D :-D :-D
12. xxx
(
01/06/2008 22:46)
azafady o! tsy za no nandefa anio hira io fa tsy io hira io no nataoko sujet azafady, fa nareo mantsy otrany mivona,ny sujet voalohany no izy fa lay ao ambany de olonkafa tompoko o!
19. Belami
(
03/06/2008 22:28)
xxx:
refa iny olona miaraka aminao iny fona no asinao de leo enao no farany de mitady olonkafa indray zany
fa tandremo koa fa mety ny inverse nge no hitranga e, :-D :-D :-D
20. xxx
(
04/06/2008 10:51)
fa zao anie no tsy azoko e, tena satisfait ve nareo aminy vadinareo,nisy bandy akamako niteny taminy vadiny hoe ny vary tsy miova fa ny loka no miova tay be zany morca zany a :D (l)