Tena tsy azoko...
21. xxx
(
03/06/2008 14:20)
Ny nahita tsy naka ,Ny naka tsy nihinana, Lanin'ny tsy naka zany ny zvt :-D :-D :-D :-D . Aleo ho pehany rehfa mihanahana, Sady lery nge zany mba nanala hidihidy eh!
22. Jeankely
(
04/06/2008 02:02)
Efa hoe nanolana ilay adala koa inona indray aza izany. Hafa ny mihanahana sy ny voaolana. Tsy anao tokoa ny voa ka miteny izany. Raha tratran'ny mpanedaka dia mihanahana, na azon'ny mpangaro-paosy dia mihanahana ve ? Raha ny olo-patantrao na fianakavianao no hiaran'ny adalana dia hainao fa tsy mihanahana izany. Tianao hamporisihina izany ve ny sasany hanolana izay mihanahana ? Matetika ireo manao xxx tsy tompon'ny tenany fa mifoka rongony.
24. Jeankely
(
06/06/2008 03:15)
Manaova listra dia alefaso any @ tompon'andraikitra fa fantany ny omena azy. Mahazo ianao raha mila manaraka ny atidohany :-D :-D :-D . Manahoana ny mpihana-mpakaraky raha tafahoana eee? Sahala izay ny mpanamoly ooo?
25. rinakely1
(
05/08/2008 19:14)
refa hitanareo mangididy re izy dia tsotra an: hôtrory hôtrory foana
26. Lejoba
(
06/08/2008 13:34)
simbain'ialahy isany fotsiny ny dinik'olona.
Tsy voatery mitady ilay vhv Rajoelina an. Mety ho réaction chimique fotsiny ihany io fa aza alefa lavitra ny eritreritra
Fa marina aloha hoe rehefa mangidihidy iny ny an'ilay sipa dia misôma be izy raha ... @ iny fotoana iny eh
Mba ampio izy fa matoa nampahafantariny hoe mangidihidy dia mety mba te ho-soulager-nareo izy izany. Izay ilay morse eh (l) :* :oops: