Ny antony mampahantra an'i Madagasikara ankehitriny

21. Jeankely ( 30/05/2008 03:41)
Raha tapina tsy nahita atao intsony JK vao afaka miteny ianao hoe nifanehitra tamin'ny mahay azy. Mbola mijoro ary manohy ny dihany JK koa aiza ilay resaka ? Asehoy ny vitanao tsarainay mahantra. Ny fahatranay fantatray satria hiainananay. Tsy mila anao hanazava azy izahay fa efa ao anatiny izany. Ny olona nahavita ary afaka hanala ny gadra sy fahantrana no zahavina fa tsy olona mi-wawawawa nefa avy lavitra no miresaka. Tonga tampoka ngah ny nanas otrika?
22. Annie2006 ( 02/06/2008 10:54)
wawawawa, ok! Aleoko tondroina manao wawawa toy izay tsarain'ny tantara sy ny taranaka mandimby sy ny mpitondra hisolo eo fa "nivarotra tanindrazana" natakalo "trosa tsy zakan'ny aina". Samy manana ny safidiny marina ny olona. Isaorana ny avo.
23. Jeankely ( 02/06/2008 12:47)
Raha ny resaka avo indray dia voalaza fa efa voalahatr'Andriamanitra daholo ny niseho sy hiseho ary ny hiainana koa tsy maintsy hisaorana izy satria tsy azo hidovirana. Samy manana ny safidiny. Omeo izay vitanao ho anay mahantra. Ataon'ny mahantra daholo ny fomba ahitany izay hanina haniny na fomba tsy mendrika aza indraindray. Tsy ny wawawawa no zahavin'ny mahantra.
24. Annie2006 ( 02/06/2008 13:33)
Amin'izao aloha ny mahantra no potehina amin'ny trosa sy zarina amin'ny lainga.
Mitaingina avion izy dia lazaina fa mandroso ny malagasy; mitsangatsangana any zamerika izy dia lazaina fa lasa lavitra ny fivoaran'ny malagasy, mitrosa ary mivarotra tanindrazana izy dia lazaina fa ny malgasy no ahazo ireny miliara an'ireo mpitrandraka volamena erantany ireo.....
jonoina ny malagasy, ary faly ery izy fa mahajono malagasy maro.
25. Jeankely ( 02/06/2008 17:46)
Dia kankana inona no nampiasany sa harato ? Firy ny haben'ny mason'ny harato ? Tena mampidegany veee ? Aza miresaka politika fa toa milaza hisaorana ny avo nefa mampalelo. :-D :-D :-D
26. Annie2006 ( 03/06/2008 11:42)
Jeankely:

Dia kankana inona no nampiasany sa harato ? Firy ny haben'ny mason'ny harato ? Tena mampidegany veee ? Aza miresaka politika fa toa milaza hisaorana ny avo nefa mampalelo. :-D :-D :-D

Izany no tokony lazain'ingahy Ravalomanana mba ahafahan'ny vahoaka mamokatra tsara fa tsy ny vahoaka no potehina, ary bobohana trosa ny fianakaviana malagasy.

27. Jeankely ( 03/06/2008 17:15)
Ataovy tsara ny vavaka fa angaha tsy hisaorana indray ny avo ? Ny tsy alehany aminay rava ho azy ary mipitika ho azy amin'ny fotoanany. Saingy ireo tena tsy aninontsianino kosa mandany andro vahoaka no heveriny ahazoana Fitondrana. Ny alika enjehina fa ny kisoa lafo vidy. :-D :-D :-D :-D
28. patrick2002 ( 03/06/2008 20:29)
mihetsika indray ny crise ny jeankely marina ,
izay no maha adala an'ity renim-pianakaviana ray ity ,rehefa tsy mahita ambara dia ilay olona no attaquer-ny voalohany lazainy ,fa donto ,
Izaho aloha dia mamela azy fa mba mafy no mahazo azy eh! :cry:
Ny zanaka any dago ny tena mitady vola any indonesia ,tsy manana vady ,
Mivavaha ho azy fa tsy fantany izay hataony . ^:^ ^:^ ^:^
29. Jeankely ( 04/06/2008 01:56)
Mampihomehy ianao ra-xxx. Mba mahavoa ve ny bala alefanao sa dia bala rora ariana fotsiny ? hisaino ihany izany. Iza no mamadika ny loha-hevitr'olona isiaka ? Ilay olona manokatra hevitra koa no tokony mamerina ao anatin'ny hevitra tiany hambara ny serasera hitohy fa tsy ny fanadihadiana olona adala no nosokafany. Sa ny fisian'ny olona adala no mahavaly ilay hoe "Ny antony mampahantra an'i Madagasikara ankehitriny" ?
Sao ilay ao Canada no tsy maharaka ny fandrosoana fa mbola loha avy anaty ala ?
30. fijo ( 06/06/2008 20:29)
annie an,ary le malagasy ve migrevy ao sa manao ahoana????
31. Jeankely ( 07/06/2008 01:09)
allo "fijo" ! Omeo azy ny ati-doha fa maizina ampototry ny mazava. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072