kombaka be!

21. kiadi ( 26/05/2008 16:10)
nenah lesy le katry be midanse io no reveko an!! :-D :-D :-D
22. zoky ( 27/05/2008 09:20)
kiadi> misehatra daholl mits :-D :-D :-D , fa le kivindro tena misehatra, trucage kosa ngamba le mirakotra bodofotsy kle @ farany kle sa ahoana ho lisany?
23. zoky ( 27/05/2008 09:25)
fa tena ts milay le bandy atototona oh baolina basikety (Ninja la baston), aiza ve less ra tena iz d ts mba hiala fa lozany mihodikodina in 1, sa tratran prise :-D :-D :-D :-D
24. kiadi ( 27/05/2008 09:52)
ka fapimehezana ange le iz fa tsy tena iz eh!!mapime mijery le bandy atototontona eo :-D
25. ainaheri ( 27/05/2008 11:43)
Aîné>> lol ,mety marina iny ka,ny alika tia mamely @ reny dongodongona reny ,nefa otrany trucage iany satria le akamany d tsy nietsika akory mba nandroka le kivindro klé :-D:-D:-D
26. naughtyboy ( 27/05/2008 12:32)
ainahery > le akama ngambany niantra le alika poritra ko :-D :-D ny alika mo alika ihany :°) :^)
27. kiadi ( 27/05/2008 15:30)
ka ntsy afa mihetsika ko angamba iz!
28. naughtyboy ( 27/05/2008 15:48)
=))
29. xxx ( 27/05/2008 19:30)
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/chien/video/xn9vv_chien-en-rute_animals
30. kiadi ( 27/05/2008 21:15)
tsssss! ni-anlety tsy lasa klé! tssssss
31. zoky ( 28/05/2008 04:57)
tssss leity eeee!!!! :-D :-D :-D :-D
32. kiadi ( 28/05/2008 17:48)
zoky>be no adala :-D :-D :-D
33. naughtyboy ( 30/05/2008 16:17)
nanimba revy ty le farany nalefany raxxx ty :°)
34. naughtyboy ( 30/05/2008 17:09)
oay fa zafady lesy ry kiady ra itariko kely le kivindro sy le kofa tao anaty fasika ra lisany no t@ toerany io kofa io de ahona :roll:
tonga v de itady le kiva holakona sa le tompony ilana ady?
sa kosa hionona fa tratrany tsy napoizina na ko ipirina fa ento mora fotsiny
:°) na ko mailomailo @ zay @ manaraka fa tsy fanao ny manafonja tena any anaty fasika fa ny kiva kiva ihany :-D :-D :-D :-D
35. kiadi ( 30/05/2008 17:23)
in moa no azo atao lesy fa alika ange in eh! tsisy nanao fananiana fa de hopa variraraka sisa no azo atao
36. naughtyboy ( 31/05/2008 14:10)
=)) =)) zay zany le tratrany tsy napoizina ka ny ompa no atao vraky :-D
37. kiadi ( 31/05/2008 14:13)
=)) =)) =)) =))
ka elah ve amono alika !sô de tratran'ny tsinin'alika eo! =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957