arabaina ratrin'ny antsaramanitra (Tiana)

1. chou36 ( 17/05/2008 10:02)
Manahoana daholo!
Mba misy mahay ve ilay tononkira an'i Tiana misy hoe : Arabaina é! Mba ho ataon'ny fianakaviana @ marazin'ny anadahiko. Mba alefaso raha azo atao. Misaotra dieny mialoha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3675