Be dia be ny porofo ka aza mangataka andro intsony ....
21. niryna
(
06/06/2008 04:18)
ikaretsaka:
fa miverina any @ le lohateny aho: voatery ho mila porofo bedebe foana ve?
hi,hi,hi, omena porofo mivandravandra aza ny olona mandaha ny tenin'Atra ka maika fa tsy mba mizara izay fahasoavana.Ilaina foana ny fizarana ,iza ny mpitory fivavahana ry ika ka tsy mba mizara vaovao ? tsy manitona ny mpihaino fa lasa boring fotsiny
:D ny fanontaniana dia hoe efa nanaiky an'i kristy ho tompo sy mpanjakanao ve hianao ,raha eny dia zarao ny vato mamy ho an'ny olona izay mbola tsy nandray azy ,raha tsia dia aza mangataka andro ,atolory Azy amin'izay ny fiainanao. :-*
22. ikaretsaka
(
07/06/2008 04:02)
ka tsy forcer-na ange io tenin'Atra io e...
na t@ andron'i jesoa aza izy tenany mihitsy no nanao fahagagana sns.. fa tsy ni forcer izy heo satria za nanao fahagagana dia araho!
na t@ andron'i jesoa aza izy tenany mihitsy no nanao fahagagana sns.. fa tsy ni forcer izy heo satria za nanao fahagagana dia araho!
23. niryna
(
08/06/2008 04:33)
ikaretsaka:
ka tsy forcer-na ange io tenin'Atra io e...
na t@ andron'i jesoa aza izy tenany mihitsy no nanao fahagagana sns.. fa tsy ni forcer izy heo satria za nanao fahagagana dia araho!
angaha mana-forcer olona aho? izay no fiheveranao azy ? mba mahagaga.
:roll: :roll: aleo aloha angaha atao hoe izay no ao an-tsainao dia hajaiko ny teninao :D
Ny tenin'Atra dia mazava ho azy ho an'izay mangetaheta sy te handray,maizina sy tsy ho tiany ary ho toherin'izay tsy mandray azy koa ilay izy satria tsy mitovy ny hetahetany ka manome fahasorenana azy izany.
24. ikaretsaka
(
09/06/2008 01:25)
mi forcer olona ianao fa ankolaka... efa betsaka no nilaza anao izany fa tsy izaho irery..
mba mahagaga raha gaga amin'izany ianao.. soa fa izao iznay vao tonga saina :wink:
mba mahagaga raha gaga amin'izany ianao.. soa fa izao iznay vao tonga saina :wink:
25. niryna
(
11/06/2008 15:00)
ikaretsaka:
mi forcer olona ianao fa ankolaka... efa betsaka no nilaza anao izany fa tsy izaho irery..
mba mahagaga raha gaga amin'izany ianao.. soa fa izao iznay vao tonga saina :wink:
ie,ie dia lany andro eo hianao sy izay olona miresaka aminao an'izany
Na iza manafoana ny tenin'Atra tsy ho foana io,indrindra raha Atra no miaraka amiko sy mampianatra ahy ary manoro ahy ny fitoriana ny teniny,Izy manome hery azy.sy ahy " Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho Tafiditra amin'izany ireo anti-krista ,mpanohitra ny tenin'Atra sy manoro -voana olona,efa mody ventiny ny ranono natsakaina ary efa mivoaka tokoa ny vo nafafy.
Aminao dia mi-forcer anao no fieritreretanao az,tsy maninona ary tsy omeko tsiny hianao satria misy olona ny fanahiny mangetahetaheta ny tenin'Atra saiky ny nofony te hanao ny fiainan'izao tontolo izao dia toheriny daholo ny tenin'izay mitory an'Atra .
Ny tongony iray any am-piangonana ,ny tongony iray any ivelan'ny fiangonana,tsy maintsy maka decision fa tsy afaka ny hanao an'izany .hi,hi,
Matimaty hoy ny teny nomen'i kristy ao amin'ny fiangonana fito (Apok ) :lol: :lol:
