fiverenan'i Cazal

21. kiadi ( 14/05/2008 20:12)
aloalo>tady hibizina an!!!
22. aloalo ( 14/05/2008 20:16)
kiadi > nena alou d tsy gratos e ! dia tongotra firy kilometatra v nanaraka ilay fil menamena iny ! za aza mbola ameno fisy fa Tonga D Mivarotra kou :lol:
23. fijo ( 14/05/2008 20:28)
de izao foana ve no ho ita ato le????
24. kiadi ( 14/05/2008 20:38)
ato ange ry fijo de feu de l'amour eh!! tsy mety vita :-D :-D :-D :-D
25. milaibe ( 14/05/2008 20:52)
afom-pitiavana tsy mety tapitra ,mandé ny tsara ny bizna ko
26. sytl ( 15/05/2008 15:03)
zay ary de ts hita tsony rafarah nampiditra an'lé dinika kou! rava lé kômbà!!kii! :/
27. dadabe ( 15/05/2008 17:12)
:roll: :cry: :cry: kii rava marina l ekombaka le :cry:
28. ainaheri ( 16/05/2008 04:52)
Ka ny andrafaralah manao zay andrangitana,d ra vô manaraka ny jeu-ny enao d mijabaka zay!!! Aleo ilamina d isesy!! Reveo tsiky d ampy :lol: :lol:
29. dadabe ( 18/05/2008 17:31)
kii marina izany kle :roll: :roll: :°) d rava zany le kombaka v le ? :-w :@
30. Papoose ( 05/06/2008 02:59)
domazy fa ts mba nisy karaktera ngezangeza noho reo hifaninanan'izay mtsamy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6274