O VELONA , VELONA TOKOA ILAY HITANAY MATY E

1. xxx ( 14/05/2008 07:41)
Mba lasa ny eritreritro nandinika ny tonon'io hira io , fanaon' ny Katolika aorian' ny Fankamasinana ( Anamnèse ) ,,
Fa ny tena nampandinika ahy kely de le andininy raha tohizana hoe
ARY INDRO MPAMINANY LEHIBE ....... IZA LE MPAMINANY LEHIBE IO ,,, ka tsy naleo ve tonga de hoe ARY INDRO ANDRIAMANITRA LEHIBE ....
ANKALAZAO NY TOMPO AMEN
novalian'i cutie ny 23/05/2008 00:49
2. RATOVOARY ( 14/05/2008 08:29)
Zahay aloha PROTESTANT ka tsy mahay loatra io HIRA resahinareo io.
Nianatra tao @ SEKOLY KATOLIKA ihany aho fa mbola tsy naheno io HIRA io
3. pissoa ( 14/05/2008 16:04)
xxx > ka sao tokony ho gaga koa ianao fa i Jesoa mpiteny ny tenany foana hoe Zanak'olona ! Fa tsy Andriamanitra na Zanak'Andriamanitra ?

:-D :-D :-D :-D :-D
4. hery ( 14/05/2008 18:08)
Dia ho sanatria nihirahira fahatany ve? :-)

Kristy dia sady mpaminany no mpanjaka, ao aminy no fahatanterahan'ny lalàna sy ny faminaniana. Tadidinao ilay izy niova tarehy dia niaraka tamin'i Moizy (lalàna) sy i Elia (mpaminany) ?

5. fijo ( 14/05/2008 21:20)
le hoe mpanjaka aloha ,mba revy ny azy iny;
6. cutie ( 14/05/2008 21:23)
:-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 14/05/2008 21:26)
ka izay no tena izy ko
8. tafita ( 15/05/2008 08:17)
Ny an' fijo no tena izy izany e

Mahafinaritra rehefa samy maneho ny heviny koa le olona a. Merci da Hery a
9. fijo ( 16/05/2008 21:01)
izay no hevitro,fa tsy hoe tsimaintsy izay no marina.na diso
10. deric ( 17/05/2008 07:10)
Zaho koa saiky katolika ka tsy maharaka ilay hira fa mba hitako kely ihany ny amin'ilay anarana.
Misy anarana maro no ilazana na iantsoana na anondroana an'i Kristy Jesosy; ireo anarana ireo anefa dia samy milaza ny asany na ny maha izy Azy avokoa.
Oh:
-Andriamanitra Izy satria isan'ny TElo izay Izay
-Jesosy dia manondro Azy indray fa Izy no hanatanteraha ny famonjen' Andriamanitra ny olona izay adiakan'ny Baioly hoe "Jehovah no mpamonjy"
-Ny ilazana azy fa Mpaminany kosa dia noho Izy tonga hilaza ny hafatr' Andriamanitra.

misaotra anareo mamaky ny tolotray e!
11. cutie ( 21/05/2008 14:12)
Ny ilazana azy fa Mpaminany kosa dia noho Izy tonga hilaza ny hafatr' Andriamanitra.

io ihany no ekeko :)
12. fijo ( 21/05/2008 20:28)
efa manakaky ahy mihintsy ndry ity an,ezaka kely sias de ao tsara
13. cutie ( 22/05/2008 17:03)
:-D :-D :-D :-D :-D
zao ve vo hay
14. fijo ( 22/05/2008 21:17)
efa tsapa fa,mba naka toky e
15. cutie ( 23/05/2008 00:49)
ah ok :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072