Potika
22. rastafarai
(
12/05/2008 00:37)
Mandray anjara no tena marina fa ra manafika v d aseho hibaribary eto!! :)
:-D Maka avantages!!
:-D Maka avantages!!
24. ainaheri
(
12/05/2008 05:38)
fasaly>>Fa iza no tokony hanome akonjo inanana le kininn? hahahaha
Le TDM tô efa lanin'ny kankana iny kou hahaha,za zao mety melody tadiaviko nefa izy mody fanina b d tsy itako ndray zay tadiavina klé :-D :-D :-D :-D Ombay mitady eeeeeeee lol
Le TDM tô efa lanin'ny kankana iny kou hahaha,za zao mety melody tadiaviko nefa izy mody fanina b d tsy itako ndray zay tadiavina klé :-D :-D :-D :-D Ombay mitady eeeeeeee lol
25. tess
(
12/05/2008 05:53)
he he he he! tena mody fanina ve i melody ry ainaheri :?: :roll: :-D
io ambony io izy ataovy ny antso :-D :-D
misy akondro masaka be taiparasy mamy be ato amiko ato contrast ny gout lay nivakinnn ka! :-P
io ambony io izy ataovy ny antso :-D :-D
misy akondro masaka be taiparasy mamy be ato amiko ato contrast ny gout lay nivakinnn ka! :-P
26. ainaheri
(
12/05/2008 06:08)
Fa inn alou le melody ee zavamaneno:?: Afaka tendrena tsara zany ra izany? hahahahaha
28. ainaheri
(
12/05/2008 10:11)
Aino> bedy eo ra vô mimémé b eo an hahahaha Za mba te hampaneno melody kou :roll: :roll: :-D
33. ainaheri
(
12/05/2008 12:58)
hita lesy rastafari,mety mody fanina ngamba izy fa hiova hvtr iany rofaveo, :-D :-D :-D
34. yonikafopl
(
12/05/2008 14:13)
tena manao fangalapery ve nareo ato eeeeeeeeee, toa mifampitady mankony :-D :-D :-D
35. endrika01
(
12/05/2008 14:33)
yonikafopl:
tena manao fangalapery ve nareo ato eeeeeeeeee, toa mifampitady mankony :-D :-D :-D
Manao raosy jamba mintriny reo!=))
37. melody
(
12/05/2008 18:49)
héhéhé hitako mamay be ny sofika kay nisy nifosa za kity:-D :-D :-D :-D
rastafarai: tsy miavonavona re za fa tsy henoko ny hafatrareo satria nareo mibitsibitsika e :wink:
ainaheri: tena mody fanina marina zà fa tadiavinao lalaovina sy tendrena kou :-D :-D :-D :-D
Aino: .... 1, 2, 3 ito zà ô! :lol:
tess: aza encourager-na akia izy a :wink: