Terminal

1. rajoelina ( 08/05/2008 08:50)
Rehefa hande Voyage zay ny bandy, de zatra an'le we tsy maintsy misy olona mitsena any Aeropuerto. De rehefa tonga tsara iny, na mbola any anaty fiaranamanidina de efa mieritreritra anzao: ¿ahoana aza no fomba tonga de hamatarako an'le olona zay fa tsy maintsy misy vahoaka be dia be mitsena ao amin'ny fivoahana...

Misy ny sasany milaza fa:

* Mitana solaitra misy soratra we: TOYOTA, ohatra de iny no jerena.
* Misy ny sasany be zesta be de milaza mahintsiny we: aza matahotra fa tonga de fantatro enao vao mivoaka eo.* homeo ahy fotsiny ny nomerao ny Avion halenao.

sns...

Dia ahoana ny anareo?
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 21:34
2. ainaheri ( 08/05/2008 09:13)
Ka raha rajou no andé d misy mahakobo fona elà fa tsy mizesta zany izy ka,ra any dago angamba mety ho sahirana kely fa mitovitovy lol,ra aty antanin'oul kosa elà rajou d miavaka we iny gasy petaka hahahahaha(tsy mizesta mitsy izy ra mikozy an'zany nama aa) lol
3. tlay ( 08/05/2008 10:56)
mahita lazaina ko lesy ela =)) =)) =))
4. ikotoleta ( 08/05/2008 21:13)
:arrow: iza letsy tsy makobo any elà? :D :) 8) :lol: :roll: :wink: :idea: :°)
5. ftlozy ( 11/05/2008 21:34)
tsapao kely we ny andrina rajou!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1444