veloo

21. ratonga ( 08/05/2008 20:54)
yé zay mintsy :-D :-D http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Bmofo%2Btantely/video/x392ny_mofo-tantely_events
22. melody ( 08/05/2008 21:08)
eh ratonga sy cutie dy i veloo, izaho anga hadinonareo kty? :(
23. cutie ( 08/05/2008 21:18)
melody
ka izy aza no tompon'ny prog nge e :-D
24. ratonga ( 08/05/2008 21:19)
melody tsy hita fa lava tongotra ko :-D :-D :-D
25. melody ( 08/05/2008 21:20)
lava tongotra aiza indray ary izaho ity ry ratonga? :)
26. cutie ( 08/05/2008 21:21)
mbola misy plasy raha ho avy koa njy melody :wink:
27. ratonga ( 08/05/2008 21:24)
eo misisisisika eto akakinay sy cutie :-D :-D :-D
28. melody ( 08/05/2008 21:28)
cutie: ho avy mihintsy za akia, i fransa aza tongako ve vao miasa etsy NY retsy :-D :-D :-D :-D
ratonga:@ izao andro mamay izao ve no hifanisika re olona? :°)
29. ratonga ( 08/05/2008 21:34)
tsy manin mintsy ka :°)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/zic.gif[/IMG]
30. melody ( 08/05/2008 21:36)
:{ 8-) :{
:-D :-D :-D
31. cutie ( 08/05/2008 21:40)
ratonga izao andro mamay izao ve no hifanisika re olona?

ka i ratonga mangatsiaka hono :-D :-D :-D :-D :-D
32. ratonga ( 08/05/2008 21:42)
jereo ngé ny fisisik'lé tonga tara é :-D :-D :-D
33. melody ( 08/05/2008 21:45)
oudriii mbola any Alaska nga izy?
34. cutie ( 08/05/2008 21:54)
ie :-D :-D :-D :-D
35. ratonga ( 08/05/2008 21:54)
tsy alaska zany ah zao fa ôstraly :-D :-D :-D
cutie: manomboka mangatsika aty zao ka :-P :-D
36. melody ( 08/05/2008 21:57)
ratonga a, kay enao no tena lavatongotra kity :-D :-D :-D
japon dia fuji d ostraly d aiza indray ny manaraka e
37. cutie ( 08/05/2008 21:57)
ostraly mafana be koa :-D
38. ratonga ( 08/05/2008 21:58)
NY :-D :-D :-D
39. melody ( 08/05/2008 22:00)
:-D :-D :-D lavatongotra tssss
40. cutie ( 08/05/2008 22:02)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083