Malagasy ao Frantsa sy Politika any Madagasikara
1. Jeankely
(
06/05/2008 09:09)
Aza adino fa saika avy ao Frantsa ny akamaroan'ny Ministra, na SG, DG, Directeurs nifanesy hatrany @'ny nahazoana fahaleovantena. Ary na misy niofana avy any @'ny tany hafa aza dia ny fomba fironana frantsay no manjaka. Hatramin'izao dia samy mitsapa tena hoe lasa tonga aiza ny firenena hatrany @'ny 1960 ka hatraty ka mbola samy mitoky tena fatratra fa reo avy nandranto fianarana Frantsa no tokony ho dadany. Ao ny mihomehy ny zava-misy ao Madagasikara nefa na ny zavatra resahiny aza tsy hainy hoe entina makaiza fa sokafana ny loha-hevitra dia mitsoaka satria tsy ampy fototra.
Tsy Frantsa kosa no vendrana satria samy mahalala fa ao @ G8 izy ary samy mahita ny dingana vitany. Ireo Malagasy ao izany no resahina fa tsy i Frantsa akory.
Tsy fahobe koa io satria ny favy ao tsy be resaka fa ny zakan'ny rivotra no tena mandahatra sy milaza MAPME.

novalian'i Jeankely ny 26/05/2008 23:17
2. badboy
(
06/05/2008 14:37)
Complexé complexé le jôba, yeh yeh, maizina ny tontolo.... :-D :-D :-D
3. Jeankely
(
06/05/2008 16:18)
Averiko raha tsy azon'i badboy ny favy ao tsy be resaka fa ny zakan'ny rivotra no tena mandahatra sy milaza MAPME
4. Annie2006
(
26/05/2008 15:00)
Ka raha ireo ministra ankehitriny na ireo izay napetraka teo hatrami'ny 2002 no lazain'ingahy fa "rehareha" dia aleo hitsikina fotsiny fa mahamenatra.
Tsy hoe ka be lainga ange no atao hoe compétent é.
Tsy hoe ka be lainga ange no atao hoe compétent é.